fianarana daholo ny zavatra rehetra, ka aoka samy aka lesona daholo na ny specta na ny organisateur na ny mpilalao. dikanizay mandraisa andraikitra ny tsirairay. misaotra e! mnakasitraka fa ny irina dia ho tsra hatrany ny rallye eto dago
mba makataka zany ny tenanay hoe inona sy inona daholo no tokony atao refa te handray anjara @ V-MRC e! na ny eto antoerana na ny any ivelany. vaovao de mila atoro e!
mahazo manao daholo moa zay te anao zany aminio a! zay zao tena mbola vaovao be ko. tsy mahalala ny zavatra tokony atao akory. inona no tokony atao de aiza sy aona fa mba te andray anjara na de ataolisany aza ny tenanay
merci ry zalmahy a! milay be ny ataoanreo e! nanandrana za zao alina fa ny WRC mande ny feo moteur fa ny tena misy olana de ny sub95 sy ny Gr N. ny WRC nefa mande tsara a! le audio.ini ve afaka manamboatra anizany. merci ry zalahy a! ho itanareo eny iany le bandy vaovao e!
sli daholo ry zala, efa ela no te hiresaka ato fa zao vao tonga e! anisany olona tena adala @ resaka mecanic tsotra zao. mankafy koa ny virtuel sady tena manao fa mbola any antrano e! aleo ikotrana alo fa tsy mbola ampy traikefa. eto foana isanandro raha mba te hiresaka e! sur daholo
AutoPassion vous permet de réunir les avantages des réseaux sociaux, des blogs et des forums de discussions en un seul site dédié à l'univers automobile.