-
Compteur de contenus
124 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Cascade
-
tara io hevitry thomas io a! fa mila aingana isika manao izany rehetra izany. tokony ho taitaitra koa isika fa ny hafa efa miketrika daholo; ilay fizarana traikefa koa tokony asiana hevitra ihany fa izay no tena ita mampivoatra kokoa. farafahakeliny tokony hisy fihaonana 2fois momba anio. manantena ny fahazotoantsika rehetra e!
-
-
-
-
-
-
-
Tena mbola le resaka realist no tiako lazaina eto e! za zany mahita fa tokony ezahina ihany le realist a! ny antony de zao: misy ny lalana efa tena oe hay tsara fa eo koa le oe antonony, ka eo no ilana le migerer ny fiara. amizay mantsy tena oe miasa daholo na ny vatana na ny saina. ita eo hoe haiko ity fiara ity, zao no ataoko raha oatra ka ty no lalana. izao mantsy isika manenjika temps fotsiny fa tsy afaka mieritreritra oe aleo milamna kely fa sao de vaky ny boite ohatra. raha ny tiako aza de grille en H ny rehetra fa saingy mbola misy moa ny MOMO de tsy mety le izy. ny manakaiky ny tena izy no tsra mantsy e! zao mantsy isika oatrany oe temps no enjehina a! inoko fa mety ho tonga aminio isaika any aoriana any. Sur e! milay le RBR a!
-
-
-
-
-
-
-
-
DIY - Do It Yourself (volant et périphériques de conduite)
Cascade a répondu à un(e) sujet de ChrisJones dans Et & ...
-
-
-
Rallye international : 1- Joda-Rila (2h50’30’’, Subaru), 2-Toavina-David (3h06’35’’, C2R2), 3-Kopela-Pathou (3h09’05’’, Subaru), 4 – Sissi-Herizo (3h10’02’’, Subaru), 5- Titi-Rom’s (3h 39’09’’, Subaru) Rallye national : 1-Verdin-Desmarre (3h19’21’’, Subaru), 2 – Lanto-Jimmy (3h22’46’’, P 205), 3- Legah-Mbola (3h32’06’’P 205), 4- Honda Be-Rivo (3h32’06’’, R 5), 5-Carlos-Do (3h52’54’’, P 106)
-
-
-
Tsirinen Ditranen
Cascade a répondu à un(e) sujet de Tsirinen Ditranen dans Présentation des nouveaux membres