Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rimorimo

Membres
  • Compteur de contenus

    160
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rimorimo

  1. Rimorimo

    rallye de suède 2010

    Après la SS4, Loeb est en tête et mène le rallye de 4s devant Hirvonnen. Sordo est à la 3eme place avec 2s de retard. Marcus G semble avoir un blem avec son stobart et n'est placé qu'au 6èm rang. Allleeeeeez Hirvonnen, aza avela!!!!
  2. Mba ataoko kosa io rallye io le; mba kosa za ra tsy tafiditra 10er
  3. ö ry bilabs a, ,ndana alo ela manao vancances any isalo manomboka @ 21 fev ka h@ 28 fev 2010, tsara b ao @ canyon des rats ao fa jereo, mis piscine naturelle ko any
  4. Rimorimo

    wrc

    Ratsy ny tatara e! araky ny maha prudent ndray no nanaovana faute. Ss1 2 13, ny scratch time (st)2 04 ss2 nanao faute in4 ngamba 5 02 beuuuh ss3 ew vao niainga kelimely d latsaka tanaty tevana marivo fa tsy afaka, d efa da ss4 tezitra d niattak b , nivoaka ndray d nidona t@ hazo d maty ny boite!!!! nefa io hualapai io no tena saika angalako temps na alina aza. abandon ....etc.... Ahoana ny hatao mbola ahanoy v leg2 sy 3 sa ahoana? mety hahazo point? ny rang alo d tsy fantatro fa tsy mipoitra mitsy
  5. Rimorimo

    Tsy mipoitra ny Temps

    Mba nanala ny fo t@ adfalt ry zala teo fa tsy mivoaka ndray ny temps na dia nanao send times to server ara. Noenregistreko daolo alo le temps fa inona no atao? sitrany ahay point
  6. Rimorimo

    Strategie Rallye WRC

    Départ suede ce jour probablement cette matinée Omeko vaovao lisany Roule en focus wrc 2007, mon premier amour sur rbr
  7. Rimorimo

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Tsy tin élah, c'est facile Fingers in the nose je te le fais, Gogogogogooooooooooooooooooooooooooooooooo
  8. Rimorimo

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Fa ahoana ary no ahavitandry lerony 6 09 @ east west le? snow mod ko amnio? sa b d b sy d zay vao Franchement, tsy ho tratrakop na ny 6 15 aza
  9. Rimorimo

    Rallye VRC

    Mila gasy farafahakeliny 10 ao @ 10 premiers amnio wrc a!!!! Chaaaaaaaaaaaaaaargezzz!!!
  10. Rimorimo

    Rallye VRC

    Tandremo lesy fa je suis chez moi ange e Je vais vous faire bouffer de la neige bien fraiche Heu ... laingako zany Heeh j'ai oublié de vous dire que je viens de finland et les finlandais aiment la glisse aaaa!!!!!!!!!!!!!!!Mila manao revanche
  11. Tournons la page e! Wrc gooooooooooooooooooooo!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
  12. Tsy mihome anle za fa niaina anzany ko za t@ leg2 e: maty ny écran, comme si g conduisais le capot soulevé. Je vais me procurer d'un écran turbo nucléaire à puissance bombastik.
  13. Rimorimo

    Rallye VRC

    Misaotra anareo tonga nidododo toa izao, mahafoy andro mahafoy alina, tsy misy mampionina aza mionina fa vao maika misy mampionona hoatrizao ataonareo izao. Tsy vitan'izany fa nampianareo vola aminkarena.........mmmmmmhhh .........hay mo nareo tsy nametraka leeeee!!!mdr
  14. Rimorimo

    Rallye VRC

    Misaotra anareo tonga nidododo toa izao, mahafoy andro mahafoy alina, tsy misy mampionina aza mionina fa vao maika misy mampionona hoatrizao ataonareo izao. Tsy vitan'izany fa nampianareo vola aminkarena.........mmmmmmhhh .........hay mo nareo tsy nametraka leeeee!!!mdr
  15. Rimorimo

    IMPORTANT

    hanao arak'izay zakany hozandamosina sy ny hozamaso e! any no tena misubir manko Conseil: ampiasao le reglage @ colletion settin nalefa mail iny fa efficace b, resaka conduite sisa no assureo RPR RPR RPR RPR RPR RPR MOUVANCE RPR HAHAHAHA Ca u est les mecs g de nouvo le moral e
  16. Rimorimo

    Rallye VRC

    Raha ny fombandrazana d mila mametraka kely ny team a!
  17. Rimorimo

    Rallye VRC

    Vita ny leg2 fa Tsy azo hitenenandratsy eto e? Sika2 5 30, P ridge 4 21, pribram 5 02 fa t@ sika tompoko d maty ny écran-ko===> nanao pause alo nandinika oe fa misy inn! Nanao pause alo! G commencais à m'enerver alo zany e! niverina indray ny sary d nopotseriko ny "reprendre", tonga d nikivilavila ny vam; d lasa ihany; maty ndray d tsy pause no voapotsitra fa ny vue ndray d lasa vue exterieurs gauche, pause ndray!!! ...5 45 ngamba ny chronoko zay. G voulais pas m'en souvenir le! Fa ity no tena . Pribram s1: d2 se ferme, g2 puis g1 (ca va hatreo, nlay b ara). Maty ndray ny écran juste apres anle g1 iny, pause, nverina ny sary afaka 3s, "reprendre"==> tonga d nidona t@ rindrina. Bloquée @ 6 ny boite. Vita tompoko Kivy ny tenanay Raha ny blem d ny carte graphique ngamba no simba satria ny alimentation-ny écran tsy maty refa maty le sary, sa inona no mety blem ? mbola hisy leg3 manko.
  18. Rimorimo

    Rallye VRC

    Mlay ry zala a! Somar tsy en forme androany d tsy tafa fa radem. Mila miatttak maf b leg2 fa leg3 mbola bof bof @ chois pneus
  19. Fablide, tu peux te permettre de faire 2 bons tonneaux et réaliser un scratch. Mdr!!!!!!!!!
  20. Rimorimo

    Rallye VRC

    ZA ALO D MATOKY ANLISANY RETRATRETRA E! Mety rapitso za no hanao na @ mercredi (leg1 io) Hisotro beks bouteille 1 za hapiakatra ny couraz ; mdr!!!!!!!!!!!!
  21. Serre0 à gauche tsara fa misy sipa mzesta b zay eo na hintsianao aza le tongon.ny chapiteau tsy koa
  22. Rimorimo

    Pilotes et Membres

    toi la tu vas etre un mais bien frit a la malgache ah ah ah ah ah Toi, le trp va te rotir à l'huile vidange hahahahahahaha
  23. Misaotra an'ireo nandray anjara ee! Nafana b ny lalao Tokony mbola misy 1 hafa e?
  24. nanao ptd rallyesprint za tam al fa ca va fa manao retour buro ra micoup trop sur cert1 viraz enao. nahavita 3 40 alo za fa tsy haiko na tsara izany. mlay b le ss e' jador
×
×
  • Créer...