-
Compteur de contenus
160 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Rimorimo
-
-
-
//////MADAGASCAR FLASHBACK TOURNAMENT//// TROPHEE JODA////
Rimorimo a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans V-MRC Old
-
Ratsy ny tatara e! araky ny maha prudent ndray no nanaovana faute. Ss1 2 13, ny scratch time (st)2 04 ss2 nanao faute in4 ngamba 5 02 beuuuh ss3 ew vao niainga kelimely d latsaka tanaty tevana marivo fa tsy afaka, d efa da ss4 tezitra d niattak b , nivoaka ndray d nidona t@ hazo d maty ny boite!!!! nefa io hualapai io no tena saika angalako temps na alina aza. abandon ....etc.... Ahoana ny hatao mbola ahanoy v leg2 sy 3 sa ahoana? mety hahazo point? ny rang alo d tsy fantatro fa tsy mipoitra mitsy
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Vita ny leg2 fa Tsy azo hitenenandratsy eto e? Sika2 5 30, P ridge 4 21, pribram 5 02 fa t@ sika tompoko d maty ny écran-ko===> nanao pause alo nandinika oe fa misy inn! Nanao pause alo! G commencais à m'enerver alo zany e! niverina indray ny sary d nopotseriko ny "reprendre", tonga d nikivilavila ny vam; d lasa ihany; maty ndray d tsy pause no voapotsitra fa ny vue ndray d lasa vue exterieurs gauche, pause ndray!!! ...5 45 ngamba ny chronoko zay. G voulais pas m'en souvenir le! Fa ity no tena . Pribram s1: d2 se ferme, g2 puis g1 (ca va hatreo, nlay b ara). Maty ndray ny écran juste apres anle g1 iny, pause, nverina ny sary afaka 3s, "reprendre"==> tonga d nidona t@ rindrina. Bloquée @ 6 ny boite. Vita tompoko Kivy ny tenanay Raha ny blem d ny carte graphique ngamba no simba satria ny alimentation-ny écran tsy maty refa maty le sary, sa inona no mety blem ? mbola hisy leg3 manko.
-
-
-
-
-
-
-