-
Compteur de contenus
160 -
Inscription
-
Dernière visite
Réputation sur la communauté
0 Neutral-
Rimorimo a commencé à suivre Team rond point racing, Présentation des nouveaux membres, V-RC Old et et 6 autres
-
-
Mila taterina amla ty team manager fa leo ono ry lerony amty taraina lava ity. Nanao an'io rallyer io za d t@ farany (ss6) dia tsy nipoitra mitsy ny temps. Ireto ny zavatra nataoko fa tsy nety: -send time to server -send all time to server -send time Njereko koa tao @ rallyesim fa tsy ao le temps-n'io ss6 io fa ny ambony ao daolo!
-
-
-
-
Niady tsy nanao echauffement t@ leg2 dia nidofotsa dès le ss1 e! hadino ny nandefa n y camhack dia voatery nanao vue dans le vide izay tsy mahazatra! pas de chance Ilaina le manao tour de chauffe kely vao mikatroka O(zéro fa tsy rond ) point @ty semaine ty; t@ semaine lasa no tena mba namokatra h@zay nanaovana ty rbr ty
-
-
-
-
-
Proposition hafa indray ity: izay rallye b coeff indrindra @ semaine dia asiana bandy 4 hatrany. Raha miabana ny 1 dia mbola misy 3. Mila miinsiste koe isika @ tarmac fa ny team gasy tsis manao tarmac afatsy i beelaba, fablide, zos, d i zazamaditra (tsy régulier). Donc any koa isika no tokony hanao ny différence. Tsy maninona fa afaka manao tarmac ho stable izaho. Noriza ko tokony hanao anzay fa mila mandefa reglage 207 s2000 ela amzay atao mi tsara ny point!!! Raha resiko mo ela dia honneur hoan'ny RPR ihany!!! Profile Stable par défaut: -Gravel: smam, andrinoa, noriza, tweet, hajax, irina, rimorimo, alex w, ragra (4 par rallye) -Tarmac: noriza, rimorimo, irina, hajax. Raha fitinina izany dia tsy maintsy mi-cocher tarmac isankerinandro noriza rimorimo, irina, hajax. Tokony handramana d hohita ny résultat.