Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Pyhdidea

Membres
  • Compteur de contenus

    1 230
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Pyhdidea

  1. Pyhdidea

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Aza atao an zany kosa ranga fa mba fahafinaretana oanay mpakafy ny mahita mpandray anjara bobaka ambefolo k'leu
  2. Pyhdidea

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    EFA TENA MAIKA HAHITA NY LISTE FINALE DES PARTANTS POUR VOIR!! fa ra ny wawawawa.com alo no jerena de ny intox.com vs reel.mg
  3. http://www.jsoclub.com/17/turboct.htm Mety ef betsak ny makobo an ty site ty fa reveko beuh le izy de partager-ko ato e
  4. Pyhdidea

    calendrier général 2010

    Ka ra izany ange de ny zavatra tsara atao zay de mivory miaraka daool de irahamandinika eo oe izao no tena tinkambara; marina fa mety efa samy namaky an le izy daool fa samy manana ny fomba fazahony azy ko de any no miteraka ny olana ; zay zavatra efa nitranga iany zany ka ny teny ierana tsara hono
  5. Pyhdidea

    Peter Horsey

    j'kif lets ah
  6. Pyhdidea

    Peter Horsey

    Mitsu EvoX arendrina lors du rallye of Turkey 2010 sary kely miaraka @ Ra-ken
  7. de valable fôna veu zany le billet ra to ka mody fa ts mijanona any de mverin ndray ny 26/06 ??
  8. Pyhdidea

    calendrier général 2010

    Ny ahy ndray ny sosokevitro de averina ny totalité ny frais d'inscription RAHA ao anatin'ny 3 premier izy ohatra @ resultat final satria mila resultat ko fa ts oe GrN na GrA fotsin de vita
  9. Pyhdidea

    calendrier général 2010

    +1000000 mints io e ka awôn ary zany no tena afahana mi-evaluer ny tena tanjaky ny daba iray??? manana ny fitaovan ilaina ary ve isika ?? Ra tena tintsikla tokoa ny hampandroso ity taranja tintsika ty de atao à double sens le izy e : zany hoe ny mpandray anjara miezaka hanatratra ny norme de ny mpikarakara ko manao toy izay de samy faly daool ny reetr de @ zay ko tsy iverina ntsony le oe deusaka 1.9 nefa M9
  10. Pyhdidea

    calendrier général 2010

    Eo @ Hôtrin eo alo l'ty leu mora ah !! Ny ahy ny hevitro tsy any @ resaka daba no olana fa eo @ resaka pièces satria ange ny pièces no tena mamaritra ny maha GrN na GrA ny daba e ; ka any no tokony hasina resaka ra ny fijeriko azy ;manohana ny hevitry ra Christaofy B+ za alo a@ le oe tokony asina mesures d'accopagnement le izy satria : mpakafy aloha de milalao d mampiasa izay ananana; zay alo no betsaka; satria raha hiampita any @ izay reglement zay de mety hampihena ny fandraisana anjara ndray le izy. Fa tokony oe mesures mampirisika le izy fa tsy vô may ndray hampihena ny faharisihan'ny mpandray anjara.
  11. Tonga soa nji sa leroa sa izy roa izy daool ??de ty n gazety de in no sotroin ??
  12. place aux petit gabarit!! fa manin marina no tsis afa tsy 2 marques officielles @ WRC ee
  13. Pyhdidea

    Naisha

    Tonga Chou ela zany kooo sa tong akoho !!
  14. Avec des jolies filles SVP hein
  15. ra vô 205 Grand Reraka zan ts mahazo mikamban ao fa ts maints @ le GrandTenaizy
  16. Pyhdidea

    calendrier 2010

    tena reveko kosa lets ty kôzn la ty k'leu hahahhahaa
  17. Pyhdidea

    HRA

    tonga soa ela zany e
  18. masak kosa aloh le mouvement n le izy sad misy brutalité tsara mints !
  19. Tonga soa ela pigeon m kaka !!!
  20. Tonga soa RAR . winrar veu zan ?? de rôvin i winzip no tong eto ??
×
×
  • Créer...