Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Pyhdidea

Membres
  • Compteur de contenus

    1 230
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Pyhdidea

  1. Pyhdidea

    Calendrier MRC 2013

    efa mba misy ralls 4 be zao kosa reo leuh
  2. résumé sy ny iza avy no naninona de avy eo de inn ko ??? de ampio ny final result ko e
  3. merci ra ted's fa ôtra mety ko ty ra entina any @ FB any mba mety ho betsaka ko ny hahita azy a
  4. miandry SSDRSK sy TRKBL mm ko zay fa tsy maharaka mm a
  5. efa niova tànàna an,efa lasany vazaha mm an!! sodirex mm spons an!!! ah je comprends tout maintenant..... mais bon refa vazaha zany mahazo an le izy d sponsorisé fa ra gasy de hoe otrany efa antitra lotra iny saxo iny ..... mbola tsy de tara elah nahazo an le izy kah
  6. any ananona any! amzay fotoana izay ! huhuhu
  7. Pyhdidea

    IRC - le futur...

    moi je préfère toujours la 207
  8. 11/09/2009 - 11/09/2012 miarahaba an la za nahatratra sy naharitra teto @ ty site ankafizin la ty na dia nisy ireo fotoana tsy nandalovana teto, fa tsy mahafoy akory na sanatria nanadino.
  9. fa aiza kay no misy azo atao tsaky mm entina mijery ralls???
  10. tonga so ramose a de mazotoa milalao sy mitafa e
  11. tsy t@ RITM 2010 mm le tsaravinany iny no ôtra natao
  12. t@ ty mba fohifohy ny recit sady ts nisy pepin mintsy zany a, asio asio lesy daaadaaaa
  13. olivier-boom-kopela / joda-mathieu-olivier / mathieu-olivier-kopela
  14. Celica ex Gerald tsy tafa mm pour janga a , sady efa niova trano mm mintsy ko a , eny faravohitra eny izy zao , lasan'i sefo ny vaika a
  15. Pyhdidea

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    aiza ny final result ry zalah mba partager-o ôô
  16. Pyhdidea

    MRC 2012

    zany nge fanirina daool ny an'ny mpijery fa ny fanatanterahana azy no tsy evident mm , mbola miankina @ zavatra bobaka be mm ko surtout resaka spons na ho an'ny mpandray anjara na ho an'ny mpikarakara zany , fa de samy miandry daool sika ee ny firariana de tsy hisy korotana ara pôlitika ny 2012
  17. Pyhdidea

    Voeux nouvelle annee 2012

    c'est ça mm prez
  18. Pyhdidea

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    hihihihihi ra tsy ela mm ndray tsy hahita an 'iny leuh
  19. Pyhdidea

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    tsy diso mm ka; ; na ko vakina oe "mem"
×
×
  • Créer...