Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Smam

Membres
  • Compteur de contenus

    1 125
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Smam

  1. Smam

    Calendrier WRC 2011

    Faut d'abord jouer au 6/42
  2. Smam

    FIVORIANA RPRT

    Misaotra antsika rehetra, sady misaotra ny tompontrano sy Ra Prezy niantoka gouter e
  3. Smam

    FIVORIANA RPRT

    Iezaka ho avy ny tena
  4. Smam

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    Abandon ndray @ stable e, nefa efa mba france cup. 3 semaines zay tsy naita arrivée mitsy
  5. Smam

    Team IRC 1&2

    Ialahy angaha ry Andrinoa tsy naka départ @le IRC Ypres?
  6. Smam

    Team IRC 1&2

    Hoita eo lesy ny depense antsika @ty rallye ty Zaho tafavoaka ihany fa tena nanainga tongotra be, tena henjana le tarmac miaraka @ s2000. 39e général aloha h@zao
  7. Smam

    RPR skin 2011

    Ary le 207 ve moa lesy efa misy? Ty lesy ny mail-ko raha efa misy and_mamisoa@yahoo.fr
  8. Smam

    Team IRC 1&2

    Tena tsy haiko mitsy ry zalahy le mitondra 207 tarmac a, vita ny leg 1 ypres fa tena faute bdb mitsy. Iezaka tonga arrivée sisa fa maty boite speciale 2 farany
  9. Tongasoa, efa tsara be le tia mécanique
  10. Smam

    maki501

    Tongasoa dia hitombo hatrany ny bandin'ny ERT
  11. Smam

    Rallye Herika

    Jirama fatin'**** koa e Teo @ es19 de tapaka ny jiro de rava ny rallye
  12. Smam

    Rallye Herika

    Tena Jirama tsy vanona, mamita es20 JPII aho no tapaka ny jiro nefa tsara place, saika tafiakatra podium t@ s2000. Nefa nanao scratch tao @ PTD bad a
  13. Smam

    Rallye Herika

    Leg1 ho an'ny 4RM intermediaire hoy aho, mila mitandrina @le PTD Bad fa zara fa misy adhérence. Vao recos aho de sortie foana de aleo nijanona mitsy. @ WE vao haka départ fa handeha rampitso
  14. Smam

    Team IRC 1&2

    Mila maka départ ny team IRC2 @ herinandro fa dissout ny team, misy rappel nataon'i nluesky io "Message Re: [Semi-official] Rond point racing IRC 2 Merci de participer a la prochaine manche de l' IRC sans quoi votre team sera dissous"
  15. Smam

    PILOTES CONTROLES

    Contrôlés ndray nareo ry zalahy a Lapua Rally 2856 - alexwelson Nations Cup Qualif 3 418 - NORIZA Alahady 17/06/11 no farany
  16. Smam

    WRC Greece

    WRC sy SWRC aloha no be pt @io rallye io, Vita ny leg1, mba nety tsara aloha. Vitsy ny bandy nandeha h@zao
  17. Smam

    MRC 2011 (RPRT represents)

    Felicitation marna lesy, combat be ny 3 evo @ty saison ty
  18. Itako taty mitsy hoe milay ny ambiance, ny tena de tena tsy afaka nijery mitsy
  19. Smam

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    Sao de misy bandy 1 hanao stable ao wrc grece, tsy maninona na 4 aza fa mampitombo ny chance ahazoana pt betsaka
  20. Smam

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    Tena tsy mety ntsony lesy, sady valaka no sady sao rava ny matos Tsisy pt ndray @ty fa abandon t@ france cup
  21. Smam

    Mrallye

    Saika itan'ny Soaf zany ny secret'ny rond point tao a
  22. Mahay mivarotra mihitsy ry Thomas zany
  23. Smam

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    Zaho koa lesy gaga @le tsy mety stable le Herika. Wrc Grece championnat WRC sy SWRC no be point. Betsaka rallye be io semaine io nefa ny tena handeha mission, loza
  24. Smam

    PILOTES CONTROLES

    Controlé Rally Santa Cruz 418 - NORIZA alahady 05 jona no farany
  25. Smam

    Rallye Live 01062011

    +1, ho avy raha afaka
×
×
  • Créer...