Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rirymaster

Membres
  • Compteur de contenus

    955
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rirymaster

  1. rirymaster

    Asatana 2011

    Ca c'est un président qui va rester longtemps sur son trône si ça continue
  2. Saika adinoko fa tokony hietsiketsika ireo izay hanao Team 2 satria efa hiainga @ herinandro ny championnat de lasa very point ianareo Misy 1 tokony handava-tena hanao manager sy handefa banière any @ Rallyesim dia manao demande hanokatra ilay Team 2 fa so de taraiky eo lisany
  3. Session crée pour ce soir zany Départ à 21:15:00 avec 8 SS au programme et pack voiture open
  4. Tsy aleo ve mba hiarahana hanaovana Drift
  5. rirymaster

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Raha ny hevitro zany dia aleo hidaboka ilay IRC ho an'ireo izay mbola tsy tafiditra fa afaka milalao ihany ngé lisany no sady mahazo point fa ny point IRC Team fostiny no tsisy e
  6. rirymaster

    calendrier

    Mikotrana tsara fa so de
  7. Bonne saison les gars et on se donne RDV dans les SS pour etre
  8. Confirmation vita omaly tompoko
  9. rirymaster

    Asatana 2011

    Ary izay zany no mahatonga ireny KKK any anaty SS ireny raha azoko tsara Satria variana mijery 3 lames de adino hatr@ miheno notes
  10. rirymaster

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Ok fa milay zany, sady interessant kokoa am lah ngamba ny officiel sinon, OK za le miarak'amin'ny MnR fa ny 3ème no miandry ze mazoto Maninona ra elà no manao Manager Team Dia ireto avy ianareo no ao satria i Beels zany mbola miandry fiantsoana ho Team Officiel : Errorist-M.n.R-Tweet i Tweet manko efa nanao demande ary @ rallyesim hiditra Team3 nefa ny manager aza mbola tsy misy akory
  11. Samy hafa ny Ecurie sy IRC Team
  12. rirymaster

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Kozio ra io bannière io no ho ampiasain'lisany fa alefako MP de asio modif anlé numéro fotsiny
  13. rirymaster

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Efa nandefa liste za omaly alohan'ity proposiytion ity fa ra mbola mazoto lisany de io banière io ihany no ampiasaina fa ampiana 2 na 3 na 4 fotsiny eo aoriana (Ex:Madagasikara IRC Team 2 ) MADAGASIKARA IRC TEAM= riry-soaf-radizina MADAGASIKARA IRC TEAM 2=errorist-M.n.R-Beelabba MADAGASIKARA IRC TEAM 3=Iamkosmis-Tweet-Nomenabryan MADAGASIKARA IRS TEAM 4=Hentsrana-Focus-
  14. Vonona @zay hanao blabla any @ rallyesim sy eto zany à chaque fin de journée sy fin de rallye
  15. rirymaster

    Asatana 2011

    Eny ary fa samy Club des 3 Lames daholo isika e !!
  16. Ra Bibi zany dia cousin somary lavitra kely!!! Somary samy ngezangeza zahay mitsam dia zay no mampitovy anay ary hitako oa misy itovizana mints lisany ; fa ra alahatra zany n sarin lisany de elah le oe Apres de ra bibi le Avant
  17. rirymaster

    PS3 à vendre

    De hatraty mihitsy zany le Forum PddMnR
  18. rirymaster

    Asatana 2011

    Inn no hidiran 3 lames @ le sondage Kanefa azafady fa mety ho koboko ihany hoe 1 en a besoin
  19. rirymaster

    Fin d'année So6

    Forum PddMnR ngé no anaran'ty manomboka 2011 fa tsy Mrallye intsony e
  20. rirymaster

    V-MRC SAISON 2011

    Ra manana Compte Paypal elà de tsy maninona fa tonga de ataovy satria Radizina irery no fantatray manana zao de miandry an'lery zahay hanaovana le payement
  21. Saison 2010 sa 2011 e Mbola ndray vo nanoratra an'io an
×
×
  • Créer...