Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Naisha

Membres
  • Compteur de contenus

    46
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Naisha

  1. Naisha

    Naisha

    Tsisy bedy ka ! Les re-tonga soa sont tjr tonga soa foana e
  2. Naisha

    calendrier général 2010

    Otrany 3 semaines sisa d GO an Ary efa nojeren' ny FEDE dwl v ny arceau na d efa ni-courir aza , sao sendra misy rectif tampoka ?! D sao d mbola tsy nahazo Marteau koa ... sao tsy mahita CHD eo an Ok zany fa tsy efa tokony ho avy zany ny réunion d' infos ato ho ato sa?!
  3. Sali dawl ! Tsy vaovao akory fa novaina fotsiny le pseudo ka : pifpaf > naisha Hasina no tena anarako mantsy nefa efa bdb le anarana mitovy d naleo natao anagramme fotsiny Mikasa hanao virtuel koa fa saingy mbola tsy vita foana le update 2010 Sinan rdv mrc 2010
  4. + 1000 @ le asssociation ! zay moa bdb ihany ny 205 manao rallye. izany hoe Base = 205 GTI , fa saingy efa samy manana ny modif-ny dawl ny fiara. Sinon milay beuh fa saingy tsy dia afaka mamonjy réunion fotsiny zay fa tjr avec vous tous
  5. Naisha

    rallye tama

    REUNION D' INFOS AO AM COLBERT FA TSY FRAISE NDRAY O
  6. Naisha

    VEND G 25 & AUTRES

    Matotra ny entana Lool fa ny provenance ndray sur aloha fa tsy vita gasy an . Sinon misy mitovy aminy any fa mety + 500 000 Fmg amboniny an! Tena mora io sady milay fa aleo mividy sady 1 ihany ange fa tsy bobaka e! De amidy ko Feux cristal AV+AR pr BMW E36 : 3 000 000 Fmg iz jiaby sady mbola milay be
  7. VEND : G 25 NEUF ( kit complet ) : 3 000 000 Fmg Calculateur+ Debimètre P 205 GTI 1,9 : 1 200 000 Fmg 5 Jantes Alu par 16 pour BMW & Merc - entre axe 120 marque TOORA (ex Design Auto) : 3 200 000 Fmg Phone NOKIA N80 (+Ecouteur, Chargeur, Cable USB, CD, Manuel ...) : 2 000 000 Fmg Alefaso MP svp si interessé
  8. Merci GGB pr le Rappel D ZAY RZALA APARITAHO FA ANDROANY VENDREDI 31 Juillet 2009 NO FARAN' NY INSCRIPTION ( 200 000 Ar/ Equipage ) RALLYE REEL AO @ FSAM CB+> Aiza le Golf Maxi misorata lesy d mba feno ao ny 30 a Teneno daol ny akama sasany fefa mba miezaka ny rehetra mba tsy ho saison fotsy ny 2009
  9. Naisha

    MRC 09

    Misaotra an'i GGB @ le infos. Ny tiako ampiana kely dia tokony hisoratra anarana mialoha mivantana any @ FSAM daholo ny pilote rehetra izay mieritreritra hanao rallye . Ny tena marina dia mitady 30 participants farafahakeliny ry zareo vao afaka hanao rallye ( Rallye FEDE io an ) , fa toa mila an'izay koa ny rallye FMMSAM. calcul approximatif : 1M * 30 participants = 30 000 000 Fmg Raha mila 50 M na 60 M ny rallye farafahakeliny , dia mba 20 M na 30 M sisa no tadiavina NB : KA RAHA TSY FENONTSIKA NY ISA 30 DIA TSY MISY RALLYE Dia mamporisika antsika rehetra isaky ny CLUB , dia ampitapitao marina e Dia tongava daholo any am Fede hanao inscription Ho famporisihana antsika , ho an'ny ASACM dia ireto no mety hilalao fa miandry ny fisoratany fotsiny : SUBARU G G B P 205 Legah P 205 Lolot Clio RS Fidy P205 Solo Toyota Nashemi P 304 Bera P205 Zozobe P 205 Tsiry AX Anders VISA Mme Patty .........hafa koa
  10. Naisha

    MRC 09

    A TOUS LES PILOTES INTERESSES, ZE TE-HANAO RALLYE ONO D MISORATRA ANARANA MAIKA MIALOHA AO @ FEDE ANALAKELY FA MIANKINA AMZANY NY FANOMANANA NY RALLYE FMMSAM SY .... D MAMPORISIKA MBA HO BETSAKA LE MISORATRA RA VAO MANANA ERITRERITRA FOTSINY FA IANKINANJAVATRA BDB IO , D AVY EO MANAO PREPARATION MILAMINA NA MBOLA TSY TENA VONONA ARY TENA SERIEUX IO AN
  11. Naisha

    resaka saison 2009 MRC (sahady..)

    Tsy misy daty mazava alo hatramzao ny saison e , fa ny vaovao farany d nivory omaly ny Coms Techq d mety otran zao ndray ny fipetrany : 1 - Rallye Asacm -- Mois de Juin ( Tanà - Jovenna ) 2 - Rallye Tasamm -- Mois d' Aoùt ( Fianarantsoa ) 3 - Rallye Fmmsam -- Mois de Septembre Dia tokony hanao Rallye 1 ngaba ny Fede d 4 ny totaliny amzay Zay alo no henoko farany fa asa ndray ny tohiny
  12. Naisha

    pifpaf

    efa elaela ihany ka fa nareo ko nga Asacm ???
  13. Naisha

    resaka saison 2009 MRC (sahady..)

    Rallye JOVENNA zany fa Asacm no club organisateur d efa mitady lalana sy manao ny organisation rehetra fa aleo alo ho masaka tsara e Tonga ry zalah defa ataovy milay ny prepa fa efa akaiky ihany zany ra tsisy ny sampona an (enga ane tsisy brrrr ) sady efa mihatsara ny parc
  14. Naisha

    fivoriana

    Fa ra nanomana ko alo zay nefa tsy tonga nareo d nirevy rery teo zay e! Le Club Asacm club kely fa mifandray b d milay fona e, Reny no mba kely vita fa fenoina am le partage passion e Milay koa le cam embarq nareo an . Fa tery be le lalana sady misy ratsy be nefa tsy miampita mitsy ny hazo an ; milay lisany e d ampianaro zay e. tsy very mitsy zany ny note d inona no atao repere am reny hazo be reny???? Misaotra anareo BDB e
  15. Naisha

    resaka saison 2009 MRC (sahady..)

    Miandry confirma° fa mety Rallye Asacm no voalohany eo daty tsy mbola misy fa mety am May fefa mikarakara samy manantena sika fa ra tsy misy ny sampona d raikitra io e
  16. Naisha

    pifpaf

    SALUT DAOL DAOL BDB am le fandraisana e Soafahana : sur aho fefa nifanena fona sika ka. Suggestion kely, be no tsy kopy le pilote oe ery le misy concours de saut ra tsy efa mandalo, d tsy à fond tsara fa mila hamafisina kely ngamba refa misy. I Legah zao efa lasa le saut vao kopy oe hay misy an zany teo ;;; Iamkosmis samy tongasoa d mazotoa mizara passion e Merci Fond de 6 am le info cross car fa tsy tadidy ntsony e Diso zany Nary le équation ( RAD strom + Cross Car = RADO ) fa d faly mafantatra e; RYAN no anarako d sympathisant ao @ ASACM Fa milay ko le Club NOS, Club TS1 , So6 Master , Club ZAIN, Dzama Club ... Nerone, mamporisika ela lesy hanohy fona ra misy fika fefa lasa ny ratsy a! d ampitomboy koa ny reco fa mety manampy, fa za mahita mantsy oe ratsiratsy ihany raha manao corde amin'iny. Milay fona d faly b lesy Bera am le volant sy baquet fa merci d aiza le 106 ...
  17. Naisha

    pifpaf

    hono oa lesy Christophe B+ : RADO ACCT ve le pseudo RADSTROM D tsy ex Gr A ve le Golf nareo amzao iny e fa toa otrany romotra be ?
  18. Naisha

    fivoriana

    salut daol izay zany fa d raikitra ny fivoriana ASACM an tena izy fa tsy intox an manantena fa hitohy @ prepa rallye 2009 zany sportivement
  19. Naisha

    asacm

    Kaiza daol e asio fivoriana amzay e na mifampizara vaovao fotsiny aza e ny tohin'ny rallye ..... Naina hono to hitaingina Sub , Mô - h ??? i Bera 204 M12, I solo 205 T16 ary ny sasany ???? aleo tsy teneniko an! Milay daol izy zany an fa mba tohizo amzay e
  20. Naisha

    pifpaf

    fa hono hoà ôtrany mahita Cross Car zany zà am le portrait an!![/quote] Cros Car nanao ZERO io fa tsy tadidiko ntsony le rallye fa entre zazamaditra et croisement volomborona ngamba de nalaiko sary. De merci Tsi2 e
  21. salut daol mankafy mijery rallye vontovorona D zay matonga le oe PIFPAF ; Eo milay be mahita an zalah mi-drift +so6 tsy b wawa fa mbola vaovao an, sinon d maniry mba hoavy haingana ny rallye. i N58 ve mety raikitra ihany le EVO ...? Fa milay le site D otran mba tafiditra ko e
×
×
  • Créer...