-
Compteur de contenus
46 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Naisha
-
-
-
-
Présentation officiel de l'association #205 GTI MADAGASCAR#
Naisha a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans News & Informations des Clubs
-
-
Matotra ny entana Lool fa ny provenance ndray sur aloha fa tsy vita gasy an . Sinon misy mitovy aminy any fa mety + 500 000 Fmg amboniny an! Tena mora io sady milay fa aleo mividy sady 1 ihany ange fa tsy bobaka e! De amidy ko Feux cristal AV+AR pr BMW E36 : 3 000 000 Fmg iz jiaby sady mbola milay be
-
VEND : G 25 NEUF ( kit complet ) : 3 000 000 Fmg Calculateur+ Debimètre P 205 GTI 1,9 : 1 200 000 Fmg 5 Jantes Alu par 16 pour BMW & Merc - entre axe 120 marque TOORA (ex Design Auto) : 3 200 000 Fmg Phone NOKIA N80 (+Ecouteur, Chargeur, Cable USB, CD, Manuel ...) : 2 000 000 Fmg Alefaso MP svp si interessé
-
Merci GGB pr le Rappel D ZAY RZALA APARITAHO FA ANDROANY VENDREDI 31 Juillet 2009 NO FARAN' NY INSCRIPTION ( 200 000 Ar/ Equipage ) RALLYE REEL AO @ FSAM CB+> Aiza le Golf Maxi misorata lesy d mba feno ao ny 30 a Teneno daol ny akama sasany fefa mba miezaka ny rehetra mba tsy ho saison fotsy ny 2009
-
Misaotra an'i GGB @ le infos. Ny tiako ampiana kely dia tokony hisoratra anarana mialoha mivantana any @ FSAM daholo ny pilote rehetra izay mieritreritra hanao rallye . Ny tena marina dia mitady 30 participants farafahakeliny ry zareo vao afaka hanao rallye ( Rallye FEDE io an ) , fa toa mila an'izay koa ny rallye FMMSAM. calcul approximatif : 1M * 30 participants = 30 000 000 Fmg Raha mila 50 M na 60 M ny rallye farafahakeliny , dia mba 20 M na 30 M sisa no tadiavina NB : KA RAHA TSY FENONTSIKA NY ISA 30 DIA TSY MISY RALLYE Dia mamporisika antsika rehetra isaky ny CLUB , dia ampitapitao marina e Dia tongava daholo any am Fede hanao inscription Ho famporisihana antsika , ho an'ny ASACM dia ireto no mety hilalao fa miandry ny fisoratany fotsiny : SUBARU G G B P 205 Legah P 205 Lolot Clio RS Fidy P205 Solo Toyota Nashemi P 304 Bera P205 Zozobe P 205 Tsiry AX Anders VISA Mme Patty .........hafa koa
-
A TOUS LES PILOTES INTERESSES, ZE TE-HANAO RALLYE ONO D MISORATRA ANARANA MAIKA MIALOHA AO @ FEDE ANALAKELY FA MIANKINA AMZANY NY FANOMANANA NY RALLYE FMMSAM SY .... D MAMPORISIKA MBA HO BETSAKA LE MISORATRA RA VAO MANANA ERITRERITRA FOTSINY FA IANKINANJAVATRA BDB IO , D AVY EO MANAO PREPARATION MILAMINA NA MBOLA TSY TENA VONONA ARY TENA SERIEUX IO AN
-
Tsy misy daty mazava alo hatramzao ny saison e , fa ny vaovao farany d nivory omaly ny Coms Techq d mety otran zao ndray ny fipetrany : 1 - Rallye Asacm -- Mois de Juin ( Tanà - Jovenna ) 2 - Rallye Tasamm -- Mois d' Aoùt ( Fianarantsoa ) 3 - Rallye Fmmsam -- Mois de Septembre Dia tokony hanao Rallye 1 ngaba ny Fede d 4 ny totaliny amzay Zay alo no henoko farany fa asa ndray ny tohiny
-
-
-
Fa ra nanomana ko alo zay nefa tsy tonga nareo d nirevy rery teo zay e! Le Club Asacm club kely fa mifandray b d milay fona e, Reny no mba kely vita fa fenoina am le partage passion e Milay koa le cam embarq nareo an . Fa tery be le lalana sady misy ratsy be nefa tsy miampita mitsy ny hazo an ; milay lisany e d ampianaro zay e. tsy very mitsy zany ny note d inona no atao repere am reny hazo be reny???? Misaotra anareo BDB e
-
-
SALUT DAOL DAOL BDB am le fandraisana e Soafahana : sur aho fefa nifanena fona sika ka. Suggestion kely, be no tsy kopy le pilote oe ery le misy concours de saut ra tsy efa mandalo, d tsy à fond tsara fa mila hamafisina kely ngamba refa misy. I Legah zao efa lasa le saut vao kopy oe hay misy an zany teo ;;; Iamkosmis samy tongasoa d mazotoa mizara passion e Merci Fond de 6 am le info cross car fa tsy tadidy ntsony e Diso zany Nary le équation ( RAD strom + Cross Car = RADO ) fa d faly mafantatra e; RYAN no anarako d sympathisant ao @ ASACM Fa milay ko le Club NOS, Club TS1 , So6 Master , Club ZAIN, Dzama Club ... Nerone, mamporisika ela lesy hanohy fona ra misy fika fefa lasa ny ratsy a! d ampitomboy koa ny reco fa mety manampy, fa za mahita mantsy oe ratsiratsy ihany raha manao corde amin'iny. Milay fona d faly b lesy Bera am le volant sy baquet fa merci d aiza le 106 ...
-
-
-
-