Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

hathor

Membres
  • Compteur de contenus

    13
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par hathor


  1. za koa vao saika hanontany hoe raha maka anle dvd ve zany dia tonga dia autorun le izy dia mifanaraka amle hanan'ialahy isany ve? Suspect miarak@skin gasy sns?! Question

    Parce que là g rien compris de ce qu'il faut faire! Mad

    Juste hoe "instal.exe" ve le izy?? Razz


  2. Miarahaba anareo rehetra ô!

    izhao izany no atao hoe Hathor fantatry ny olona teo aloha hoe "fôkasy" Very Happy

    aleo ihany hatao hoe hathor fa efa izay foana ny sonia @sary rehetra sy ary @le site iray ary izay! pirat

    izaho izany mitia ny fanamoriana fiarakodia, indrindra indrindra rehefa mandeha mafy ilay izy lol!

    Izay ary aloha fa dia miarahaba anareo rehetra dia efa voaraiko ny lobaka, dia @07/12 zany maka sary ny tenako.

    Mbola tsy manana ny enti-manana za ahafahako mihazakazaka fa mbola maro ny projets Sad

    Fa tsy kivy fa mbola ho avy ny fotoana ahitana anay eny @na piste ihany koa! clapdance

    dia izaho koa tia an'ty makafoka

×
×
  • Créer...