Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

randz

Membres
  • Compteur de contenus

    16
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par randz

  1. randz

    Tsi²

    Arabaina lesy a! D sensation nafnaritr ko lé nanao "copilote" (niarak@vovoka bdb
  2. Nafnaritr iny maly iny zalà, zay mo zany vo iny mits vo nandé meeting madacox fa d nafnaritr e! Fa ref nody ko d tena tositosika partie b mits teny andalana teny, nifandimby maty ry COX mianakavy fa valaka niasa daolo Misaotra an'ny mpikarakara reetr e, Team So6 t@chrono sy ny Frailleur kely t@RUN. Mankasitrak e!
  3. za ko lo mety andé.fa mety o\!/o zay @io fa ts Oo==W==oO ndray.aleo mba mjery gorisa² any e.fa enganie k ts avy b ny orana
  4. O rzalah? aona tsik reto e! to tsy heno tsony?sa sahirana daolo?Inona ny vao² farany type 1 any?Pro...
  5. Tongasoa e.d mazotoa mi-poste.okay
  6. randz

    Kikoolin

    Tonga chuuuù e! Io mits v ny vam sa mba ankafizina fotsn?Otrany any ankaikin'ny tanàna any lantsy io no mody
  7. Ary aona lé mascotte B anak 2 reny e!!!! Rovina ono reny no ampiaraka ry andovw
  8. Nilay iny t@laady iny zalah a! indrindra fa lé teo masay!!! lisany né zao tadidin'lé pra iny daolo e!!! (i 53 aza kay t@iny lany assurance fa ts kôpy zay mtsam) D lé bandy ts ato anaty forum marina né nody daolo aveo fa tsitany oé inona ny pro, sady ry zalah ko otrany ntokatokana tsy niresaka zany, d aona no fika @lerony @manaraka???
  9. randz

    golf type 1

    Tongasoa lesy ralà a... Ao @Voitures... ny resaka type1 retraretra
  10. Manana weber 45 za amidy zé intéréC (carbu 4corps io an!). D misy carbu 4 corps Solex koa (40 ny diamètre) MP pour prix sy contact
  11. Salama daolo e! Mankafy ralye, run sy zé resaka mandé mandé reetr. Ny fiara@zao type1 Karmann ancien, mbola dorizaka fa alefa miadana eo (mbola bandy kely mbosy mants d ts d manana budget important) ny sary alefako miadana eo iany. ny bandy fantatro ato zao d i kirikou sy andovw, d tsi2 ko ngamb ra i lery io!!!
  12. K ts remarkabl zay eny andalana fa simpl (mé efficace!!!) d ts kopinareo Ita nareo eo zay @laady e. merci lo kirikou @lé sujet fa mlay e!!!
  13. Tongasoa zà Ono oa ry zalà? lé @lé meeting @21 v ts koà ra oatr k vam tsotsa kel nenay? jante tole /13 dorizaka
×
×
  • Créer...