Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Catz

Membres
  • Compteur de contenus

    52
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Catz

  1. Catz

    Rija (Catz)

    zay mihitsy, toy zany koa ny resaka moteur. Ny mécanicien ny ahy tsy mahazo manidy bloc sy mi-monter culasses raha tsy eo amasoko. Dia izaho no manao ny serrage dynamométrique efa henoko ny akon'iny !!! Maître d'oeuvre no fiantso an'iny aty aminay ry Tsi2 a!dé chef de chantier lé tsy izy
  2. Anti-rouille orange natao t@ lavarangana ihany no nampiasaiko dé avy eo notsindrina noir fiat 9006 sa 9001 KAPCI teo amboniny. Dia nolokoina gris synthétique ny ambany carrosserie sy ny suspension avy eo mba ho mora sasana. Mbola tsy nandalo fahavaratra ny fiara ka tsy hita izay afitsony aloha !zà kou anefa tsy dé manan-kevitra ny hitondra anio @ny tena avy orana be ireny Ireo entana ireo dé hitanao eny @ ny mpivarotra mahazatranao
  3. Catz

    Rija (Catz)

    Diso be kou io filazan'là azy io Directeur des travaux en cours no izy !Tsy maintsy jerena matetika ny fivoharan'ny asa Mila manome ny directive rehetra raha tiana ho araka ny "cahier de charge"'n'là ny "travaux finis" Raha tsy izany dé izay tian'ndry zalà fotsiny no ataony !
  4. ireto ary no dingana tokony arahina raha hanao restauration matotra: 1°- Achat base : Tsy miantehitra @ "état initial" n'ny fiara,fa aleo tonga dé mandrava fôna.Ny tsara loko mihitsy no be zava-miafina. 2°- décoquage: Misaraka tanteraka chassis sy carrosserie fa feno arafesina any @ faladiany any,eo koa vao hita ny marina @ asa miandry. 3°- Remplacement des tôles: Tsy misalasala mihitsy manala izay efa malemy sy arafesenina ary tsy be adivarotra 4°- Traitement des surfaces :Tsy mitoatoa @ anti-rouille sy ny tariny na @hita na@ miafina: 5°- Préparation carrosserie: Manomboka eto @zay ny tena endriny: Remontage,dressage,préparation. Miasa tsara ny maso mijery ,ny tanana manafosafo Tsy avela misy loko na mastic taloha mihitsy fa "départ à zéro" tôle fotsiny manomboka eto. tsy misalasala mitifitra loko mangirana sahady @zay "partie" mampisalasala. aleo fôna mampiasa sous-couche na aorian'ny apprê-mastic tifirina aza fa mitsitsy loko sady "uniforme" kou ny peinture de base avy eo. atao manakaiky ny loko définitive ny sous-couche rà azo atao;afaka teinter-na loko acrylique ny sous-couche gris rà ilaina. 6°- Remontage accessoires: Voaloko ny fiara,miandrasa 2 na telo andro raha kely vao manomboka mametaka ny accessoires. eto ilay fiandrasana ela refa mbola misy hafarana ny kipitsopitsony sasany 7°- Mécanique et aspect moteur: ny mécanique moa izany dé efa tokony ho vita mialoha mba hitondràna ny fiara mivezivezy. Nefa ny finition kosa @ ireo tôles de refroidissement,dé niara natao t@ carross mba ho tena raitra 8°- Ny sellerie (capitonnage): raha maharaka ny S dé efa nalefa mialoha ny commande tsy afaka mametraka fitaratra mantsy raha tsy vita ny capitonnage caisse miandry 1 volana eo ho eo dia: 9°- Fin pose accessoire: kely sisa dé vôapetraka avokoa ny kipitsony rehetra ka efa mila manao "plaque d'immatriculation". Ity farany ity dé tsy ataotao fotsiny fa mba jerena izay hampisy endrika ny fiara koa satria lé tsy misy izy no tsara kokoa saingy bedy ! 10°- FIN 1ère EPISODE : eto zany dé mody mba hoé vita saingy fantatsika tsara fa mbola misy azo atao fôna é Herintaona izay rehetra izay raha maka milamina tsara sady mikaly ny asa koa Dé mazotoa ary é
  5. Catz

    Rija (Catz)

    NONNN !! 1°- ny tolier iarahantsika mahalala fa mikapokapoka sy manao soudure notena asany ,fa ianao coxiste no mahafantatra ny forme sy ny pièce tokony haveriny. 2°- ny peintre koa pro hafa indray ;aleo olona roa samihafa hatrany ny tolier sy peintre fa mora "saturé" ny gasy mantsy. Fa ianao indray koa no mahafantatra ny teinte ary mi-exiger ny karazana sous-couche sy couche ampiasaina mandram-pilokon'ny fiara . 3°- Ny capitonneur natao pro voiture de collection zay fa ianao kou no manome ny ton sy dessin ho arahiny. 4°- Ny mécanique kosa dé nataoko irery isaky ny mirava miasa sy week-end Aleo fa anao post manokana momba ny étapes de restauration zà vô malalaka é
  6. Catz

    Rija (Catz)

    2 à 3 mois teo ny décoquage,soudure,dressage + 1mois prépa & peinture + 2 mois sellerie complète (liste d'attente) + 1 mois refection moteur (selon ma dispo)+ 3 mois d'attente des accessoires (en stock/hors stock) + 2 mois de remontage = tena herintaona mitsy vô vita é ! fa dé tena mila mandray an-tanana ny zavatra rehetra alou é Mety 5 mois zany dé vita rà any @ garage fa tsy hitovy mitsy lé finition
  7. Catz

    Marsplit

    tsy tokony miova zany mitsy ny loko rehefa bonne qualité ry zalà a! Ny tsara indrindra dé ny manao glaçage na indroa intelo aza! Peinture bi-couche fôna aloha no idéal,na métal io na laquée opaque.PPG sy Autocolor ihany aloha no fantatro sy efa nampiasaiko h@zao. Ny vernis Kapci kou tsy maninona rà toa ka mbola hi-glaçer loko,fa PPG na Autocolor no couche finale. Ny glaçage :1 semaine après no idéaly.Rà mahay tsy midona mitsy,dé na heritaona aty aoriana aza dé mbola azo glaçer-na indray . Ny tanjon'ny glaçage dé mba hampisy "profondeur (brillance)" ilay loko fa sady kou miaro ny loko @ "rayure". Mbola ela mitsy @zay ny rivet @ patalou jeans vao mahazo lé loko. Ny cox maintso kely mbola tsy vita glaçage satria voadonako t@ Mitsubishi tao anaty garage dé mbola mila lokoina indray !
  8. Catz

    Marsplit

    Justement!lé etat général an'lé cox miaraka @lé loko efa tsy mangirana tsony io mampisy personnalité bé an'lé izy taloha ! 1200 1969 ôtran'io kou mantsy ny fiaran'i Dadanay dé aiko tsara ny mankafy an'lé profil mbola mijoro tsara fa tsy oé ratsy akory lé izy mavomavo an!ita fotsiny oé be ambiny bé angamba lé lokon'lé split
  9. Catz

    Rija (Catz)

    zay ndray zany zalà a refa tsisy atao dé @ photoshop manal azy ! fa tena manatsara endrika tokoa zany lé photoshop an
  10. Catz

    Rija (Catz)

    ary fa maninona oà no sary tapak'i Tsi2 no ataon'i Henintsoa avatar é
  11. Catz

    Rija (Catz)

    misaotra @ fandraisana é ! Efa nihinana zay naroso moa zà zany vô nampahafantatra ny momba ahy ! Soa ny lany ouzy ny Ntaolo é !
  12. Catz

    Marsplit

    aza ampijaliana r'zalà lé mpianatra lesona a modèle 1200 post 67 zany tsy misy lavarangana na buté mitsy ny pare-choc fa vao napetraka mba hampifalifaly saina fotsiny reo é! itanao fa ny Amerikana tsy maintsy omena parechoc lehibe kokoa fôna ! Fa gaigy koa alou lé Split é ! Ny tena mba tiako kou dé lé modèle pick-up (double cabine ou pas) mba hibabeko moto rehefa mba... ! Ho ahy manokana alou dé lé orange (avant) dé efa tena tiako lé cox an'i Marsplit é
  13. Miarahaba "officielement" antsika rehetra eto @ty forum ity é ! Lava be lé "officielement" @ teny gasy : "amin'ny fomba manetriketrika" fa aza tsiny! Rija no tena anarako,lé "Catz" avy @lé 411 satria io no talohan'ilay cox kely maintso . Zà kou zany dé tena an'lé cox mitsy é! Misy cox daolo ny efitrano hatrany angaboné ! Lé 411 moa zany mbola "en pleine resto" @zao tsika miteny zao dé lé cox ihany alou no aseho sary etsy ambany Tsara ny cox zalà a samia mikarakara tsara daolo! aza misalasala raha misy traik'efa mila hifampizaràna é
  14. [quote="Fred1302S"] ny 1303 an'i Nirina58 zany alou no efa notaingenako é!@ zay tsy nisy ceinture akory ! fa dé ôtran'ny moto compét refa misokatra ny valve lé "sensation" !tsy mampatahotra anà satria zà ary mipetraka tsara ao anatiny sady lé mpitondra kou moa zany fantatra ihany fa lé kilalaka be refa manitsaka frein (après 170kmh) kosa alou mino aho fa efa nisy fiheverana é! Maka aina ndray zany alou iny fa hoavy ny tena izy
  15. ka rà skotera sy ity aloha dé ôtran'ny 1200 an'là sy ny 2276n'i Fred1302s é ! nefa lisany midongy @ Fred ery mba hitaingina ! sady Golden weapon no fiantso ny Suzuki Golden Gun ihany zany
  16. dé atao madio tsara tsy handoto trano fa mbola ho haingotrano maharitraritra mitsy ao @ vestibule
  17. reto bandy reto kou tena tsy mandinika mitsy a Jiron'lé 411 io jereo ndray ary alou ny page6 é efa mba nalefako sary vô maraina teo ngé lé 411 sy ny motera madio bé nangatahan'i Fred1302s é
  18. année 1963 fa novain'lé tompony ny support jiro dé nasiany trappe essence teo ivelany,feno lavaka kou ary tao anatiny : angalàna démarreur,hi-regler-na embrayage sns... ity ndray volsan'ny bavinay any ampita: restauration complète ihany koa nataon'i grand frère Njaka !tsisy mitondra lé izy dé tsy hita @ meeting ôtran'mba sérieux ihany zany zay manao zavatra é mbola grave bé kou ny état n'io t@ voalohany ny 1302 tena sujet à rouille bé an! sa tsy zany ry Fred?
  19. Ny moteur T4 alou tsy dé tena classé PERFO lôtra é!azon'ny izy efa d'origine ngéza bé dé efa prévu @zay ny système rehetra. ity lé 411 dé io lé motera madio be lé carossen'lé 411 alou tsisy tomika é!fiaran'ny Chocolaterie Robert taloha io dé mba voakarakara ihany !fa tsy fatana mitsitsy hono dé namidiny Ry zalà nefa no tsy mahay mandrehatra afo
  20. ity lé état initial dongian-draTsi2 é! tsy dé nisy rouille lôtra izy io t@ natao décoquage @ izy notanihan'ny andro fôna! fa ny joint joint rehetra alou dé tsisy azo noraisina tsony é be dé be kou lé transformation nataon'lé tompony taloha,ka lé namerina azy d'origine no tena votoatin'ny asa ! resahitsika @ manaraka kou ilay 411 eo ambany ankavanana io ho fanampin'ny lesona
  21. kely sisa é!efa mahay mijery alou ! fa mbola mila mianatra misafosafo aile kou mantsy rehefa hanao restauration ! Mazotoa mianatra ! ndao tokou asiana diplaoma ny cox é!dé asiana matière maromaro !
×
×
  • Créer...