-
Compteur de contenus
52 -
Inscription
-
Dernière visite
Réputation sur la communauté
0 Neutral-
-
-
-
Salut et bienvenu à toi Marcus206! il y a un truc que j'ai dû louper !surtout après le post de cox-à-tac; tu (et cox-à-tac aussi) reproduis des voitures légendes sur des bases 1/43 existantes ou tu confectionnes (voir sculptes) carrément des miniatures à partir de rien ! En tout dans un cas ou dans l'autre , chapeau!! c'est effectivement une très belle passion ! Moi j'ai réalisé une ville de 21ha à 1/200è et je reconnais un peu les broussailles qui animent tes miniatures ! Rija.
-
Ireo cox eto amin'ny tanana
Catz a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Ireo cox eto amin'ny tanana
Catz a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
Ireo cox eto amin'ny tanana
Catz a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
zay mbamin-dry 6535TE ,0107 TK nanao course (am-pahendrena an )teny @ bypass mandé 150kmh hono zalà nefa mbola ao aoriana ihany lé 1200 keliko ka tapitra ary lé tableau 140-ko koa ataoko aôna ! Nisy 305GTX nanenjika anay dé farany naka sisiny fa tô tsy hahazo an'lé volsa bédébé ! lé anà lou michigan tena manao 6l/100 mitsy an ! resahatsika ra-prezy oé mba asiana pom-pom Girls ndray @ manaraka é sa tee-shirt mouillé !sô dé tsy zakan'ny tsenatsika zany Tsy ampy kou ny hoenti-manana fa tokony ho tonga h@ top10 lé fifidianana ngé é dé @zay mba bebe ny mitondra loka mody sady mba fantatra ny ezaka atao @ 2009. Hodinihintsika ny momba izay @ manaraka é ! Michigan vé tsy mba tao @ top5 t@ reny omaly reny ! -
Ireo cox eto amin'ny tanana
Catz a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Salut daolo é ! Mankasitraka antsika reetra tokoa t@ lé omaly iny é !tena efa misy hoankafizina mitsy lé park cox-tsika é ! Ny sary azoko ato tena tsy mena-mitaha @ lé meeting-ndry zalà any ivelany tsony fa tena ! Mankasitraka ny Biraon'ny Madacox tarihin'i Toon kou @lé hetsika é ! tohizo zalà fa tsara a . Misaotra ihany koa @ lé mari-pankasitrahana: BEST COX 2008 sy 1er PRIX "RUN 1200cc" !tena tianareo mitsy ve zany zà ry zalà a Hiezaka andefa sary ndray vao malalaka é ! -
Ireo cox eto amin'ny tanana
Catz a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
jante alu 6.5 pouces io fa tsy origine kosa alou é !tsy misy élargisseur kou fa tonga dé fixé au tambour Ka tsy misy accessoires bedebe ôtranlé maintso kely lé izy dé tonga dé natao look old school by mada alou ! io ary fa nifoha @zay ny split-ndra Rado an aoka fotsiny ! ary ngà dé tsisy naka sary mitsy lé t@ sabotsy é sa ao ambadika? -
Ireo cox eto amin'ny tanana
Catz a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
zà teto ihany fa mbola nasain'ny Tompo dé tsy sahy nandà !fa hoe refa mirava mankany! t@ 12h45 vao nirava,saika handé ihany saingy ny papier an'lé volsa kay moa natao t@ volsa hafa nolokiona Sabotsy any Ambohibao ! tena ngamba t@3 vô tonga tany raha nandé ! Lé izy koa zany tsy maintsy Alahady Fandraisana fôna é ! Sarotra bé lé safidy ! ngà moa tsy efa nisy resaka hoé 22 Septembre t@ zany é ?
-
-
jereo aingana ! Mahaiza miady varotra tsara !sady somary mandany andro zay ny miresaka @lé ranamana io. Miova hevitra tampoka izy au dernier moment ! Tao aminy mantsy zà no saika nahazo 1200 gros montant,efa vita ny ady varotra Alarobia,tonga zahay ny Asabotsy hitarika ilay fiara araka ny nifanarahana,dia nisondrotra tampoka indray ny vidiny ! Pour le principe,j'ai laissé tomber (500.000fmg de plus nefa) ! tsisy nanenenako alou é!araka ny hitanareo io !
-