Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andovw1

Membres
  • Compteur de contenus

    58
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andovw1

  1. andovw1

    andovw

    sa ataoko ny présentation an ny fiaran la??? lahery
  2. de aoana ra tsi²??? vao an la? aoana io jante be an la io
  3. andovw1

    andovw

    vao azo de noravana tateraka! efa nijan ela iany mantsy lery , ary nasina motera tsaratsara iany ka tsy maintsy no verifiena daolo so sanatria misy rouille na misy pempo any ambany no profitena koa io nandokona ny tany ambany reetra sy ny anaty motera sy ny anatiny iray manontolo tena noravaina atram boulon iray mintsy , dommage tena tsy naita bandy manana sableuse fa raha tsy zany niazakazaka mintsy nakany!lol! mandany andro, fotoana, vola , fa tiana le izy de tsy manin, et puis c' est ma troisième restauration aussi(am type1) de itako daolo ny tsy ampy am ze vita teo aloha, de noezahana natao am lery ireo misy sary kely vitsi², teo an tokotany iany fa eo izy jerena isa minitra!lol! okay
  4. andovw1

    Fred

    sali! felicitation am le projet mlay be! et surtt am le perf! ny atmo ngamb aloa de tsisy ho antenaina tsony ny coupe am zao!lol! sinon, mbola tsy nieritreritra ny ametaka jante @ io ve ela? (genre magnesium reny)??? tsy aiko am le maivana??
  5. andovw1

    andovw

    ie! eo apandefasana ny kandra nataoko tam lery za io , fa ita eo ny tohiny
  6. andovw1

    andovw

    maita an laisany be da be type1 ato de tsy maaritra tsony e! tsy ay tsony oe resaka rallye sa in fa ra vo type1 de tnga!!
  7. andovw1

    andovw

    ie! marina zany , deuxième main za am zao, nafaran le topony taloa tany an dafy mintsy ono io ary noetin lery avion, de tany ampefy tany fona lery, zany oe 3ème voiture koa de tsy nietsika firy, nefa na zany aza de mbola tsy maintsy narodana atrama voalohany iany fa tsy afa-po e!
  8. sali daolo! tnga za fa itako oe misy resaka type1 ato , za mantsy adalan io! za koa ti rallye, ti run , fa tena ti type1!lol! io ny daba, asa ra efa kobon lisany fa tsy de mivoka iany lery alo ra tsy W.E e!na zoma! T8 schrick, ny dorizaka!!nanamerda ny piston de nalana mintsy aloa ny T fa vo miandry piston MAHLE, sinon GTI izy zao an, fa maafinaritra tsara mintsy okay daolo
×
×
  • Créer...