vao azo de noravana tateraka!
efa nijan ela iany mantsy lery , ary nasina motera tsaratsara iany ka tsy maintsy no verifiena daolo so sanatria misy rouille na misy pempo any ambany
no profitena koa io nandokona ny tany ambany reetra sy ny anaty motera sy ny anatiny iray manontolo
tena noravaina atram boulon iray mintsy , dommage tena tsy naita bandy manana sableuse fa raha tsy zany niazakazaka mintsy nakany!lol!
mandany andro, fotoana, vola , fa tiana le izy de tsy manin, et puis c' est ma troisième restauration aussi(am type1) de itako daolo ny tsy ampy am ze vita teo aloha, de noezahana natao am lery
ireo misy sary kely vitsi², teo an tokotany iany fa eo izy jerena isa minitra!lol!
okay