Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

bolida

Membres
  • Compteur de contenus

    19
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par bolida


  1. o ry zalahy de fisaorana t@ fandraisana t@ zoma fa dia tena nilay eh izay vao mba nanotrona na de tsy fantatrolona aza hoe iny ra bolida fa i thomas koa mahay zavatra na dia mody fanina izany aza , fa mahay mikarakarako aloha elah ra prezy ah manaiky mihitsy hatr@ ireo prezida hafa nanotrona teo de mbo mangataka ny photo ry focus fa mety maromaro ihany le izy teo iny eh ! fa i hentsolberg de tssy miova tjr avec copilote na de mbola teo aza ny copilote taloha ! sur eh de mankalaza de miandry ny invitation manaraka indray 26 moa izy teo ! de misaotra any ilay bandy kely nanatono saucice fa de sady voky no afaka adidy afro: farao


  2. henonay ilay izy fa noho ny fitadiavana de tsy tonga ny akama eh fa ho avy hanotrona raha vao eto antoerana merci papale dia aza adino ny volley tazanay indray io volley beach eny @ by pass io fa dia makasitraka eh ! afro


  3. farao tratry ny taona daholo eh ! tena tonga saina mihintsy aho nisy akama niresaka membre ao @ team io an nitantara an'izany fety tany@ ry soaf izany fa @@ taona ity angamba mbo hi presenter tena @izay dia mbo inviter le ! toa nilay be hozizy lery afro

  4. farao salut daholo ry zalahy dia arabaina fa nahavita tsara ny zavatra natao eh ! dia tena nalaza ry zalahy zany vatanen nihira zany ah ! toa mahay mihira be hono lery ny tenanay moa mbola nisy adidy ny asabotsy fa ny alahady no teny dia mahafinaritra eh : tohizo fa l milay eh dia ahoana ndray ny @ sabotsy moa ! mety mbo ahita andra vatanen mivazo zany ny akama an ! afro

  5. afro mbola hiaopna ihany isika rehetra fa aleo aloha discret kely ny akama eh mbola mi trave @ ps 2 aloha izay vao mihaona @ nareo efa enjana koh , mitsiriritra fotsiny mijery ny ataonareo , arabaina aloha t@ spons marobe eh ! afro eny @ alahady dia kitihiko ra soaf farao

  6. farao aty @nay anie ry soaf tsy dia misy orana firy eh ! ao fa mbo irariana ny ahavita soa an'io eh ! ny eritreretina mantsy hoe mbo misy spectacle tsara mihintsy , efa nijery crosscart tao anaty orana mantsy indray taona izay , t@ izay no nahitako any soaf voalohany !!! afro efa ela an teny ivato !
×
×
  • Créer...