Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

6661

Membres
  • Compteur de contenus

    69
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par 6661

  1. sali zalah!!! somary naka rivotra kely dia tsy nandalo mihintsy e!! tena enjana ny mamaky ny voalaza rehefa ela tsy mi-connect an!!! dia rahoviana indray izany ny manaraka? ny 404 mbola en pleine préparation fa hita eo na ho vita na tsia. raha misy hanampiana nirina58 @ lé cinqs dia lazao a. ny entan-jaray mora zaka hono!!! soafahana>tena mety mahita carcasse 505 V6 lesy zà fa kôziko MP eo ialahy a!!! mbola misy moteur lé izy fa toa hoe mitapy dia ketrehina ny moteur any @ lah any sa ahoana? miheritreritra aho zalah fa tokony asiana participation @ zay ho fisaorana ny chef instructeur sy ny mpampindrana vam. ny lasantsy koa mba heritreretina ihany fa aiza v dia maimaim-paona daholo ny zava-drehetra?
  2. teneno ihany ny daty ry zalah fa zà eny @ manodidina eny no mipetraka dia mba mijery sy maka sary a!!!
  3. 6661

    So6ment votre

    merci dadh @ ilay iniciative an!!
  4. Tena sûr lesy ry henintsoa fa tsy sahy raha vao terrain vague a!!!! quoi que.... irina> misaotra lesy!!! andao hamorona mission dia mifanaraka e!!! tonga dia application (sans kakou comme le dit le chef instructeur). nirina58> ok pour le cams!!!! fa na izany aza mety milay b ny transfert de masse @ iny a!!!
  5. Milay ry zalaha a!!!!! tena faly aho!!! tane faly hoy lay raiky lahy izay!!! fa mangidihidy b...!!!!! misaotra betsaka ny mpampianatra sy ny tompon'ny fiara e!!!!! tsy hita intsony izay tenenina fa milay b e!!!!! dia atao metimety kokoa ny manaraka (43 jours sisa!!!!! ). zay vao tena hi-hirahira hoe "ÔIÔ NDE HIANATRA IZAHAY"!!!!!!! mazoto b mihintsy!!!!! ary lé camion b iny v lty ry chef instructeur azo anaovana n"ireny koa???? sady propuls?? naheno zà mantsy tao anaty cours hoe na 4tonnes aza d mety!!!!
  6. dommage pour la 404. mais heureusement que ce sera une BMW. comme tsi2 ne pourra pas, je pense que je serais le 10ème pilote!!!! à moins que... de toute façon je passerai pour faire connaissance avec le team So6 et consommer les sôsisy en tant que spéctateur si le quota est rempli lieu et heure de rdv svp????
  7. Mbo tsar ihany ry zalahy no mifanena kely fa tsy mifankalala isika jiaby an. Iny lalana Irondro-Manakara iny indrindra naleako tamin'io semaine voalaza io dia tena nakafiany marina tamin'ny ireo gravier. Gaga mihintsy ireo nanaraka avy eo aorina oe Adala angamba ilay mpamily fa dia tena mahafinatritra ireo glisses mandeha 80km/h avec une diesel en 4 ème. Sa ahoana ry Hitsapeta? tena mila fihaonana mihintsy ry zalah hifankalalana a!!!! fa ahoana no ahafantaran'i Irina hoe diesel ilay partner nentiko? tena milay lesy iny lalana iny klé!!! ny visibilité @ io tena azo atao hoe parfaite ka afaka milalao tsara mihintsy na tsy mihidy aza ny lalana. Zany ka tena hitsapeta araky ny pseudo-ko!!! na ilay avant Irondro koa aza tena teritery mahafinaritra mihintsy fa dommage efa goudron milay b!!! Tokony nivily tany Mananjary izany ialahy fa conduite sur asphalte avec virage serré b sur 60 kms milamina tsara fa tadremo mifanena @ kamio fa oatran taratasy avy eo an. Milay mihintsy iny axe sud iny raha hianatra trajectoire asphalte dia amin'izay tsy manao t^te-à-queue oatran'i Nari9 tena tany mananjary koa lesy zà t@ io lé. fa raha asphalte aloha tena aleo ilay antsirabe fianarantsoa e!!!! iny no tena milay b!!!! ilay Alatsara aza toa spécial mihintsy taloha!!!! fa misy asphalte milay koa dia Sambava Andapa ra-irina a!!!! sady tena tsy hafaka mifanena no miolokolika b
  8. ny tena marina aloha dia sûr fa hi-subir ilay vam!!! par expérience dia tsara ihany mitondra "tracteur" sy mécano rehefa milalao vam antitra satria tsy hay izay ao anatiny. izahay isaky ny nilalao an'ilay 404 nanaovana open propuls iny dia mitondra vam hafa sy meca foana satria rehefa miha-betsaka ny tours dia enonen'ny vam ihany!!! et pourtant on n'a jamais atteint le nombre de 10 pilotes et il y avait d'autre caisse aussi. zà aloha mieritreritra fa raha 10 pilote izany efa tena enjana. maika fa sur deux jours donc 20 pilotes ..... Sao dia globe na levier de vitesse sisa entina mody avy eo zalah. ny suggestion an'i dadah no tena tsara satria dia marina tokoa fa mila fandaminana io resaka io. ary mila entretien koa ilay vam na tsy simba aza. ary izy io angaha tsy amidy e? raha mitoy mantsy izao na vita aza ny 404-ko sûr fa tsy ho ampy mihintsy ny 2 voitures satria tena betsaka ny olona ato @ forum mahita ilay revy dia ho avy daholo. sao dia tokony hitady vam hafa mitovitovy @ reo? (mini budget, maxi plaisir et sensation). tsy dia lafo izy ireny fa eo @ 1.000.000 MGA eo dia efa mahazo fiara mandeha (204, 304, 404, et même 504. il y a aussi les anciennes italiennes comme les Simca et autres) zà ny samedi matin no afaka fa lé aprem toa somary sahirana kely. mais en tout cas je vais passer pour faire connaissance avec le team. sinon miheritreritra zà fa somary latsaka ihany ilay 10.000 MGA de participation. A moins que chaque pilote n'ait droit qu'à 1 ou 2 tours de pistes. (tsy ampy zany eeee!!!!! nous on avais l'habitude de passer une journée entière à Lazaina ou Isahafa) seule une vraie réunion avec ordre du jour permettra de bien cerner tout çà. je suis partant pour le 15 août.
  9. Mbo tsar ihany ry zalahy no mifanena kely fa tsy mifankalala isika jiaby an. Iny lalana Irondro-Manakara iny indrindra naleako tamin'io semaine voalaza io dia tena nakafiany marina tamin'ny ireo gravier. Gaga mihintsy ireo nanaraka avy eo aorina oe Adala angamba ilay mpamily fa dia tena mahafinatritra ireo glisses mandeha 80km/h avec une diesel en 4 ème. Sa ahoana ry Hitsapeta? tena mila fihaonana mihintsy ry zalah hifankalalana a!!!! fa ahoana no ahafantaran'i Irina hoe diesel ilay partner nentiko? tena milay lesy iny lalana iny klé!!! ny visibilité @ io tena azo atao hoe parfaite ka afaka milalao tsara mihintsy na tsy mihidy aza ny lalana. Zany ka tena hitsapeta araky ny pseudo-ko!!! na ilay avant Irondro koa aza tena teritery mahafinaritra mihintsy fa dommage efa goudron milay b!!!
  10. nirina58> désolé de ne te répondre q now pour l'autre 404. Comme je l'ai dis auparavant,elle est encore sur calle. mbola miandry Sosy kely vao mety andeha. aleo ry zalah atao matotra tsara ny prog @ zay milay lé revy a!!!! atomotra loatra koa ilay teo k tena tsy tratra. fa angaha ry zalah mbola velona ny circuit ao lazaina? ilay an'ny AMA io? efa betsaka ihany koa ny adalana natao tao an!!!! ary raha en état v ny piste any tsy aleo any no milalao? hafa ihany anie ilay tena misy lalana e!!!! Isahafa moa izany efa indisponible pour cause de poussière.
  11. nirina58> Je suis l'un des gars qui a fait la trophée propuls avec la 404. Fa lé resaka pont soloina io tena mbola tsy hitanay ny ketrika nefa misy mahavita lé izy zany 505 V6 zany zao no tena milay klé!!!! Aleo rangaha ilay moteur alatsaka ao @ 404 a!!!! zany 404 V6 zany koa no tena nofinofy!!!! hihihihi @ firy ilay @ dim e? dia ahoana ny lasantsy sns satria moa zany tsy hoe hitondra fotsiny!!!! sa efa misy spons ny team So6?????
  12. azo heritreretina mihintsy ny mi-préparer an'ilay izy dia mba samy manao spéciale 1 avy aminy e!!!! mais est-ce possible? le changement d'équipage sur la voiture 00 en rallye je veux dire zà aloha vonona fa ny $$$ no tena olana araka ilay nolazaiko tetsy ambony hoe miandry . D'ailleurs ny maha sur-calle an'ilay vam dia somary b loatra ilay gidra nahazo azy dia tsy araky ny sôsy intsony ny remise en état . sady efa boîte 504 plancher lé izy dia mba moramora kokoa ny mitondra azy fa aleo angamba atao aloha ilay 1ère séance dia any no miresaka ny tohiny. raha izao mantsy no fandehany dia mety ho 2 voitures zany no ho disponible atsy ho atsy.
  13. tsy aleo vé atao collection raha otran'io ny etat an'lay izy lé!! qu'est-ce que c'est beau une peugeot raha vao ohatran'io kosa aloha ilay volant dia tsy mety ilay GET e!!!!!!
  14. ilay positionnement an'ny volant 404 mihintsy no mahatonga ilay mivilana à gauche. vao miainga avy any ambany mantsy ilay colonne de direction dia efa misompirana à gauche k voatery manaraka an'iny ilay chauffeur. ilay vitesse au volant indray aloha dia mila fahazarana e!!!! fa avec douceur ihany sao tokoa miongotra fa fragile ihany mantsy ilay ébonite ao anatiny ao!!! frein à main indray kosa tsy maninona na tsy misy aza e!!!!! vao avily io fiara io dia migorisa ny vodiny raha terre no ilalaovana. ny amort no tsara vérifier-na sao ampivadika. expérience vécu ireo satria 404 no mba nianaranay nigorisagorisa voalohany!!! mbola ao aza ilay izy fa sur-calle satria miandry
  15. tena milay zany zalah fa alefaso eto ihany ny vaovao a!!!! misaotra @ ny fikarakarana e!!!!!!
  16. proposition sur open propuls: ary tsy mety angaha raha manidy lalana iray mihintsy dia atao toy ny ES ilay open e? @ zay koa mba afaka maka référence @ temps de spécial an'ny 540 sy davonjy ohatra? ny tena milay zao ry nirina58 dia misy daba azo ampiasaina na dia miakatra kely aza ny droit d'inscription. ilay 505 ohatra v tsy mety? ny anay mantsy 404 fa mila préparation isaky ny open satria tonga dia vizana ilay vam avy eo!!! hihihi
  17. vao t@ herinandro zà no tany manakara dia en chantier ny lalana après Irondro sur environ 40km. na gravier na lé terrassement tany milay b reny!!!! a fond sur tout le parcours fa in fine 2 roues arrières à plat à cause de la glisse et des gravier (tsy mbola mahatakatra pneu terre sns tsinona)!!!!! zay vao mba nanao drift en 4ème et 5ème rapport zany fa taloha dia 3ème no ambony indrindra. sinon efa nanandrana toyota GT4 sur circuit koa fa tena trop!!!! ohatran'ny manao RBR sur volant et vidéo project mihintsy!!!!! hihihihi
  18. Fan de sport mécanique en général mais surtout de rallye-raid (dommage qu'il y en ait pas à mada alors que les 4X4 courent les rues). Je suis généralement dans les ES et voudrais faire connaissance avec tous ceux qui sont ici pour partager notre passion. lé sôsisy koa aloha ohatran'ny intéressant e!!!! milay ry zalah fa tohizo a!!!!!!!
  19. azoko an-tsaina ilay lalana nilalaovan'i nirina58 sy tsi2 ao mahazoarivo. dommage efa simba b ilay izy @ zao fa taloha tena ES milay tsara mihintsy indrindra raha midina. tsy aleo v ilay open propuls ihany no averina ry nirina58 fa iny no tena milay a!!!! tokony asiana manche maromaro mihintsy dans l'année dia catégoriser-na ny vam!!! na atao officieux dia mba mifampita traikefa eo e!!!!
×
×
  • Créer...