Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

6661

Membres
  • Compteur de contenus

    69
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par 6661

  1. 6661

    location

    je m'inscris immmédiatement. où est-ce qu'il faut payer et combien ???? c'est sérieux hein!!!
  2. 6661

    location

    tena mahafinaritra aloha ny cinqs @ lé trophée an jerena akaiky zany ary e tena mahaliana izany nirina58 a!!! en fait ilay izy na rallye na open dia samy mi-interesser ahy avokoa.
  3. ok ok... Tsy lany ny lasantsy ary hianarana "sensibilité du pied droit et du pied gauche" io! Ny entrée de virage (inscription en virage), mila inscription au frein: mm pédale frein et sortie de virage pour stabiliser la voiture: mm pédale accélérateur (pas à fond en fait). Ny pied gauche, mbola hafa @ zay. Pratique noho ataovy betsaka e! Ny placement mety koa raha transfert de masses tsotra. Mety iny ihany aloha noho averina tsara @ manaraka zany. tena 5/10 zany ny note-ko t@ iny. mais c'est vrai que sur le frein c'est vraiment au mm pour faire dériver. ny blem an'ilay pied gauche lesy nirina58 dia manana tendance hanitsaka mafy foana a!!! en plus ny kiraroko koa lé enjana b reny daholo dia tsy mety ilay mampiasa gros orteil. tsimaintsy hividy chausson ihany alohan'ny open propuls.
  4. 6661

    location

    zà koa lesy mba liana @ ity resaka location ity. au moins pour connaître le budget. i legah no toa nampanofa 205 taloha fa tsy haiko zao!!! ary ilay 505 autop iny v à louer ry nirina58?
  5. Y a aucun stagiaire pour l'aider? k sao dia manoro voana ry CI a!!!! fa lé mm pédale tokoa v tsy @ accélérateur ihany sany frein koa misy an'io? tsy ilay hoe "d'un coût trouver les 2500 tours moteurs puis 3000 tours pour corser un peu après" v io e? sao dia diso fihaino ny bandy k lany fotsiny ny lasantsy rehefa maraina? c'est pour ça que j'ai dis plus haut que ça sert au moment de la ré-accelération après dérive.
  6. ka efa hoe mitadiava daholo propuls Ny ao mbola blem débimètre io mahakamo mintsy inona moa zany no équivalence an'izany débimètre zany @ 404? zany v tsy resaka allumage? io koa mantsy no tena blem-ko zao!!!! fa ny ahy bobine an!!! hihihi
  7. tsimaintsy vitaina aingana zany ny vam ry nirina58 an!!!! milay zany e!!!! koa tsy ho team So6 no betsaka hanao? mety ho lasa club ihany io indray andro any an.
  8. tsy nisy recos lesy t@ séance voalahany ra-soaf a!!!! zay lé hoe innover en permanence. Merci CI!!!!
  9. tena marina lesy io ra-hents a!!!! sady zà lesy mbola manafangaro anarana lé. sao dia mifanena eny an-dalana eny k i KGB antsoina nerone na i radstrom antsoina Hirvo sns tsi2> tena hevitra milay lesy ilay camera embarqué lé. i CI anie toa vao nahazo milay b dia tonga dia installer-na ao anaty vam fotsiny e!!! raha maromaro aza dia misy atao spécial pédale , spécial volant, spécial visage pilote et passager spécial roa avant sns e!! @ zay ny cams sasany vue extérieur ihany dia azo atao montage tsara. sûr fa milay sady ma-pme b!!! hihihi
  10. Zay lesy tsi2 no tsy hanaovako RBR intsony aloha raha tsy mahazo volant fa tena tsy évident lé clavier. t@ colin sy ny sisa nefa nety ery!!!!! ny totalité an'ny sary sy ny video an'ny séance So6 control v ry zalah tsy mba tokony apetraka any @ soaf dia mba any no maka ny bandy? sady rehefa kelikely anie ireny archive satria io no école de pilotage 100% malagasy (prof et élèves) voalohany e!!!! sao mba misy mamoaka boky ohatran'i Alcazar any aoriana any ka eo vao hifampitady @ sary sy ny video!!! io koa mety moyen anankiray hi-constituer-na ny caissen'ny team So6 an!!!!
  11. fa lé mm pédale angaha tsy @ ilay réaccélération après dérive no ilaina?
  12. 6661

    So6Control 2

    milya lesy zalah a!!!! ampio ny sary e!!! zahay moa tsy tao @ io photo de groupe io satria niala aloha
  13. ny ahy lesy zalah t@ nissan pathfinder nandeha mariazy tany @ lambert dia nanita-kevitra hanao ilay spécial mivoaka any ambatolampikely iny!!! ao aloha ao misy descente sur 90° gauche sur pont et digue (tsy omby vam roa). nanao appel dia contre appel. fa vao nandray ilay beton an'ilay pont tonga dia sous-virage b tonga dia tany an-tanimbary. grave b lé changement de revètement. fa ilay manazava any an-trano mbola grave kokoa!!!!
  14. merci @ lé parcours an!!! @ sabotsy mandinika ny pro atao e!!!
  15. 6661

    Coucou

    Tonga soa enao!!! milay ny milalao cox fa ento rehefa misy fihaonana e!!!
  16. 6661

    So6Control 2

    zà koa lesy mitovy @ laisany ry peno sy his a!!!! sady zà tsy hafaka hijanona maharitra fa cours théorique fotsiny angamba.
  17. 6661

    Nirina58

    zà lesy vao saika hiteny hoe tena adala ialahy isany!!!
  18. 6661

    Fred

    tonga soa ato @ ilay revy e!!!!
  19. 6661

    So6Control 2

    pourquoi pas les deux??? manantena mantsy fa hisy lesona vaovao @ ny So6control2 k ho asehon'i Chef instructeur @ gateway ny fampisana azy (rehefa épingle Ratsimandrava dia zao no atao, eo @ lé S alohan'io dia izao no fanaovana "antsony sy valin'antsony" sns....) ary ilay première promotion v manao révision sa tsia? dia aiza dia isaky ny inona? zà aloha manao kely raha vao misy irika e!!!! fa hafa ihany koa ilay misy plot an!!!!
  20. 6661

    Concours photos réelles

    zà ry zlah nandra b fa ahoana lé fanmpidirana sary a!!!!
  21. 6661

    RALLYE TOTAL 2008

    l'idée me vient d'un coup et je ne sais pas dans quelle rubrique le mettre: n'est il pas possible d'apprendre aussi les fondammentaux du copilote idéal. ie prise de note, règlement, diverses astuces? maninona raha combiner-na @ so6control? sa b filàna loatra v ny bandy?
  22. chapeau pour la passion et l'amour nirina58!!!! na ny tendrombohitra aza hono voafindra!!!! milay lesy e
  23. 6661

    RALLYE TOTAL 2008

    tena toundé aleoko aloha manaja tena lesy nirina58 a!!! mbola ho ela vao ho copil idéal ny bandy izany!!!
  24. Jereo kely eo cams mi-drift be eo... tena trop b lesy lé drift an'ilay cams klé!!! ampianarin'ialahy an'ireny v zahay ra nirina58???? sady lé izy aza tao misy partie asphalte nefa mandeha ihany!!!!
×
×
  • Créer...