Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Herjo

Membres
  • Compteur de contenus

    302
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Herjo

  1. Herjo

    Stable RPR 2011

    ok merci Noriza, tena tsy hitako io raha tsy tato
  2. Herjo

    Stable RPR 2011 TEam 1

    Pour ma part, j'ai participé au Ronde du Centre, et j'ai pu voir Noriza, qui a terminé 2ème derrière Superallyeman. Bravo à lui De mon coté, je ne connais pas classement, car à l'ES 9, ca n'a pas voulu afficher mon temps, j'ai donc du faire un send time à plusieurs reprise, et j'ai pu contrôler bien plus tard que ca a bien été pris en compte. Mais donc je ne connais pas mon classement pour l'instant. Ceci dit, pour faire une petite historique, j'ai fait un tonneau dans l'ES2, de nuit , et j'ai perdu une bonne quarantaines de secondes. Pour le reste, pas fait de sortie, mais sans doute un mauvais choix de pneu dans l'ES 4-5-6, au vu des écart, que j'ai pu constater, et enfin ca allait mieux dans les ES 8-9. Bref, ce fût un rallye court mais assez difficile car très rapide. Bonne route à ceux qui roule aujourd'hui
  3. Herjo

    Stable RPR 2011 TEam 1

    Merci pour le rappel, mbola eo am-pandinihina ny tenanay
  4. Herjo

    Les bugs sur Rsrbr

    Nanao reinstall complète aho, de nandeha ihany le DC. Misôtra an'i MNR sy RiryMaster namaly ahy
  5. Herjo

    Les bugs sur Rsrbr

    Help zalahy a! Tsy mety mi lancer ny spéciale Diamond Creek aty amiko, fa tonga de retour bureau foana. Ny D.C II nefa tsy maninona an! Za nefa Update 3 ary efa nisy io teo aloha fa mbola tsy voajeriko fa tsy nisy ny rallye natao hatreto. Fa zao tena tsy mety mihitsy. Tsy hitako hoe aiza no poster-na io ao @ rallysim Misy voa an'izany ve? Précision: Vista ny système Misaotra mialoha
  6. Herjo

    Rallye de Suède 2011

    Merci pour les infos les gars Belle victoire des Fords
  7. Herjo

    Rallye de Suède 2011

    Et est ce qu'il y a une/des explications au fait que Loeb soit si loin et derrière les S2000?
  8. Herjo

    RALLYE SWEDEN

    suite du rallye de suède pour moi: SS7: rien de bien spécial, si ce n'est que je suis en retrait de quelques secondes par rapport à mon propre temps... SS8: Pareil que SS7 SS9: un arbre a traversé pile poil devant moi et c'est l'abandon... Bon j'ai un peu continué juste pour voir les temps des autres et pour m'entrainer. Bravo à Noriza et Andrinoa qui font des merveilles Next rally please
  9. Herjo

    RALLYE SWEDEN

    Vita ny leg 1. Focus WRC 08 no nentiko. SS1, tena tsy haiko mihitsy io ss io, ary niezaka ny hamita fotsiny... SS2, nandona spect 2x Fa na izany aza tena tsy mahazo ny tempsn-dry zalahy ao aloha ao. SS3, Malama be, tsy nanao sortie fa zany hoe very lavitra hatrany SS4, sortie et choc frontal tamin'ny hazo --> maty transmission fa tonga hatramin'ny farany SS5, tsy nisy blème, sady tsy nandona spect tsony , fa ny temps de tena SS6, remake de la SS3 presque SS7, Mix mod Gravel mod misy la neige ny sisiny Malama be tsisy ohatr'azy, fa asa zay temps tao ry zalahy fusée fa tsy hitako, ohatran'ny deconnecté, de nanao send times fotsiny aho, asa koa raha prise en compte fa marqué hoe temps envoyé avec succès... hoan'dry zalahy ao aloha ao: Noriza, Andrinoa Fa i ZoS sy FafahCop koa ao manao temps tsara be an! Asa na hanakory ny leg 2, fa ny ahy aloha za de otran' ny vao mianatra
  10. Herjo

    Stable RPR 2011

    Handray anjara @ io fa tena mbola tsy hay zay vam hoentina.
  11. Herjo

    Rallye Lohataona

    Vita alina ny Lohatoana. Za moa zany, nanana olana teo @ connexion tao @ SS1 ka nanjary tsy nandray ny départ ny SS2 Nanomboka teo, tsy nisy nantenaina intsony fa ba niala voly sisa. Asa raha noho izay fa de tena tsy nanao sortie mihitsy fa nandeha nilamina teny Na izany aza, misy lesoka azo raisina be dia be tamin'iny rallye iny, ry zalahy koa mandeha be rahateo. Inona moa zany fa dia miandry ny rallye manaraka indray e
  12. Herjo

    Rallye Lohataona

    Vita alina ny lohatoana ny ahy. Ny ahy moa zany tsy nisy nantenaiko intsony fa efa vita t@ SS2. Fa na izany aza de mba afa-po kely ihany fa tsy nisy sortie firy, tsy nisy ny abandon moa zany e! Nisy ss nahafa-po, nisy tena gidra be fa nahazoana lesona. Mila mitady vahaolana @ io connexion-ko tapaka @ RSRBR io haingana aloha mba tsy hiverina intsony ny ohatra ny le teo.
  13. Herjo

    Rallye Lohataona

    Dommage koa lesy zany, na misy coupure ary ange lesy ny connexion en cours rallye de azo toizana ihany fa mampiasa "send time" avy eo de mety En fait, tokony ho afaka fa le izy tapitra ny SS1 de vao niverina RS Center no tapaka, de nanao send time, de teo no tsy nety niverina mihitsy ny connexion raha tsy apres 15 mn De efa dila ny delai hanombohana ny SS2 De tonga de temps forfaitaire daholo hatreo @ SS4, na de nanohy ihany aza aho... Bon, na izany aza, je vais essayer de faire un bon leg 2 pour le fun
  14. Herjo

    Rallye Lohataona

    Leg 1 fini, avec une spéciale manquée pour cause de rupture de connexion Je suis tout simplement tres tres dégouté... Bonne continuation à ceux qui sont encore en piste
  15. Herjo

    Rallye Lohataona

    Brrrr, vao may aho mangovitra hanao session mahita an'izany le
  16. oui..oui...c bien lui..tadidin la lery le niaraka nanao session tam tsika sy dodanen!! lé laisany miandry anà anakatona cyber vo manomboka ny session..et dire qu'on était que 4 ou 5 malgaches dans le temps..maintenant les malagasy dans rallyesim c comme les lapins ..... Aahhhhhhhh tadidiko ko iny....fusée koa lery iny an, tongasoa dia mazotoa eeeee Nilay koa tamin'ireny zalahy a! Zao vao ezahina averina zany "fusée" taloha zany Sady ry zalahy efa tena lasa lavitra be mihitsy
  17. Herjo

    Stable RPR 2011

    Ok pour moi
  18. Misotra amin'ny fandraisana zalahy a! Tsy maintsy hanao zay mety e!
  19. Herjo

    Rallye Lohataona

    Essai terminé! Ie, zay ko aho vao kopy hoe tsy azo entina ny WRC Fa tsy maninona, zao aho nahita fa apokan-dry zalahy na WRC aza ny ahy Zany hoe misy bug ihany an, nisy fotoana tsy nisy feo ny vam vao miditra spécial (Pirka Menoko), tsy haiko raha ny ahy irery no manao izany, satria au 2ème passage, de nisy indray ny feo Mahafinaritra ny miverina online, mila mikotrana raha mba te ho tsaratsara ny temps
  20. Herjo

    Rallye Lohataona

    Salit daholo an! Hanao essai en ligne kely aho zao... Na dia fantatro aza fa bug ny Fiesta WRC 011 ao finland Bonne route daholo e
  21. Herjo

    GT5 5 (Avis et impressions)

    Merci pour les tofs Clair que c'est super bo! Nisy évolution ve zany ny conduite sur terre? Ny taloha mantsy tena ratsy be, 0 grip, trajectoires aléatoires Mapite hanana izy zany
  22. Herjo

    GT5 5 (Avis et impressions)

    Za koa zany mba te hanana, dommage tsisy pc mitsy ny GT, exclusive PS. Ny hitako tsininy kely de ny vam manquant: Lotus Exige SC, Catheram RS 200 et SV V8, Porsche... Sady tsy azoko le vam ohatra hoe miata, misy version be dia be, nefa tsy hita hoe atao inona...
  23. Herjo

    Jeux

    Ka za ange tsy mahay reglages tsara akory e Vao taloha kelin'iny rallye de Mexique iny aho vao tena nikaroka fa tena tsy nety tsara ny temps. De ity fichier tao @ Rallyesim ity ihany no nangalako tahaka de ovaovana araka ny sensation sy ny chrono eo le izy... Mazava ihany le fanazavana ao, no sady misy exemple de avy amin'niny no miainga mitady règlages perso http://tutoriels.rallyesim.fr/reglages_rbr.pdf Mila mikaroka, ary mila mandeha be dia be mandra-pahita izay reglages ahazahoana bon temps sy bon feeling @ le vam. Mazotoa ry zalahy a
  24. Herjo

    Jeux

    Tongava ry zalahy na manette aza a! Za manette koa, de mba misy resultat ihany na izany aza Tena mba sorena mihitsy aho t@ le sortie tao Noiker, sady en plus spécial tena reveko mihitsy io, ary tsy nanao sortie tao mihitsy aho t@ reco, fa tena diso natoky tena be loatra angamba tao de voa e Vita indray iny ny amin'iny de ho hita eo ny manaraka e. Sady hita fa efa misy maromaro ihany ny mahavita temps @ tsika de efa mahafinaritra e
×
×
  • Créer...