Tena hita marina ianao Ramatoa fa tena Fan andraNashem satria tena tsy manaiky mihitsy an ! Marina fa tena maximum attack-Maximum suicide i lery kanefa raha tsy izany anie tsy dé hitako loatra hoe inona nohanaovana an ity lalao ity raha ohatra ka tsy hanao spectacle ary tsy haka maximum de plaisir. Izaho aloha rehefa manao playst dia izay no tanjona (na dia miafara otran'ilay sub@ sary io)ary ny any lery raha fahalalako azy dia ohatran'izany.
Sa aleo ve mijery any ilay nahazo any sub'ndra Hery be
Betsaka ny mba te hanao rallye kanefa ny budget tsy maharaka saison koa raha ohatra ka manao une pige, izany hoe rallye iray dia eo @ ohatrinona eo raha ohatra ka tsy ao ny fanofana na fividianana fiara.
Raha tena tiako raha izaho dia ny any Boeny fa ny vacances vita ny fafinaretana hazo!
Ny Celica teto @ tanana laho dia mbola nisy any 4848 ary koa ilay tany Mhjanga (mavomavo).
Fa raha momba any Nashemy aloha dia hi maximum attack no tokony iantsona azy kanefa rehefa matanjaka ny fiara dia afaka hi-gerer course @ izay fa tsy hanao "à fond partout" intsony
Miarahaba antsika rehetra tia Rallye tratrin'ny taona 2008 ary mirary any ity taona vaovao ity ho taona feno fahombiazana hoan'ny Spaoro mamintsika, sady miarahaba any Rallygasy fa tena mihamatotra ny site
AutoPassion vous permet de réunir les avantages des réseaux sociaux, des blogs et des forums de discussions en un seul site dédié à l'univers automobile.