-
Compteur de contenus
1 842 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Bigbang
-
-
aona lty ny anovan'laisany an zao a zay mbo anovy fa tsy mahay e, na amin'ilay rencontre mba asina cours kely Mahafinaritra izany vaovao nomen'i Beellabba zany Raha ny fiara mba eritreretiko amin'ny championnat gasy ka raha Groupe N dia mety ito mpanao rallye io fa tsy run an!!! d efa miketrika ny skin zany ko
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
1- i Laza (mba efa fay amzay kosa ngamba) 2- i Dany ( méchant lery io ann fitiavakao manokana an rzala) 3- i Cri (mila maka confiance kely fotsiny fa efa mroule tsara) i nashemy : OUT (faly lotra nahazo an'ilay celica ka nanao tery vay manta de tsy nahatanty ny vam) i matio: meme choz nanao itsak'adala be teo am le 34 km zay vao tonga saina hoe ay mo tsy subaru ty fa PIZOT (na dia hoe bien préparé aza) blague iany nena fa so misy susceptible an
-
-
-
-
-
za ko miobon-kevitra am dodanen amin'ilay hoe tsy asina WRC06 ohatra fa atao groupe N sy groupe A le kelikely reny. De mbo miezaka ny manao skin daolo ny tsirairay (mbola tantara hafa an ) fa asina ny logo an rallygasy fotsiny daolo Ny ahy zao efa fantatro oe inona ilay vam sady efa miketrika ilay skin a
-
Efa niresaka tam Beellabba ao dia normalement zany tsy afaka mcréer ecurie tsony fa efa betsaka ono, fa zany hoe i défendre ny cause tsika any lery de ho ita eo e de 10 ihany koa ono no afaka miditra e: ra ny isatsika nefa toa efa miotra ny 10, ka ngamba ze tena mazoto iany no tafiditra ao Qui dit écurie dit responsabilité koa fa tsy de goavana fa genre ny hoe mi controler zay post ao am écurie nareo, migerer ny effectif ... Dia mila bandy manao ecurie manager sy assistant 1 iza no vonona oo, aza misisika an ho ita eo zany
-
-
-
-
-
-
Tsy velona aona lty , misy blem ny machine??? Manaona ny fitolomana ilay MOMO alo ra soahafana a, milay iany ve ilay volant io? ra ny subaru anay efa romotra b ny feo-ny (bang re zao! bang re zao!) Merci ramatoa tamin'ilay lien an le gestion bangbang fa tena dans l'ambiance tsara ny bandy fa mrefodrefotra ny subaka e! reste à faire des bons chronos ty aza adino rzala an Des preuves de courses seront demandés. Veillez a bien sauvegarder vos replays, et fichiers HTML isaky ny avy manao speciale d enregistrena ny replay, refa vita ny rally d enregistréna daolo ny temps en format HTML (eo am le fenetre principal rally network iny de onglet File>save times in HTML)