-
Compteur de contenus
1 842 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Bigbang
-
-
-
-
-
-
Avant de faire le rapport dia tinay ny misoatra ny rehetra nanatontosa ny remise dzama, soaf pour la maison, les , les VRC pour le PS et la sono, maiba pour le retro, Dzama pour les coctktails, sy tsika rehetraretra Ny Remise trophée pour ce rallye SRK dia nodecidéna fa atao ny SAMEDI 01 AOUT 2009 à partir de 20h00 ny toerana mbola eo ampikarakarana fa hoezahina mba ho toerana fixe amzay pour tous les remises de trophées V-MRC Durée: 2h remise i + diffusion video (tsy hisy intsony ny filalaovana RBR sy - soirée mandra paraina fa atokana amina session manokana iarahina reny) - Ny participants dia afaka mitondra 1 invités satria lay toerana mety tsy azaka olona be loatra Mbola iamby iandalana iany ny info fa a suivre
-
Présents: Bigbang - Soaf - Hents - CB+ - His - KGB - Riry A propos de la Remise Dzama Les points - * Trop de personnes externes: trop de bouche a nourrir * Suivi du dossier sponsoring: mila apetraka mazava tsara en écrit ny demande sy ny besoin tsika, sy ny offre omena azy * Betsaka ny asa fa vitsy ny dispo * Timing * Médiatisation: ilaina ngamba ny manome $ kely anzala ra tena tina ivaoka le izy * Les poins + * Convivial * Réponse des clubs * Echo et retombé de la soirée: betsaka ny liana am RBR * Kaly bobaka sy jus bobaka * Mahasarika ny olona * Résumé video milay * PS nentin ny VRC sy sono ok Résolution: *Tapaka fa oatao Samedi ny remise a partir de maintenant fa tsy Vendredi intsony * hisy iany ny coticota au niveau ny fa c pour l'extra, fa ny kaly sy boisson dia samy mitondra zé olona tonga ao * Ny coupe ra ny SRK dia lay tokn omena t@ dzama no omena satria efa ao iny, sinon pour les prochaines manches dia hisy coupe symbolique, original (genre petites voiture en tôle aux couleurs du T6) * Ny toerana anovana remise dia hoezahina ho toerana fixe: Chill Out, Dreams (satria ra ny resaka logistik multilmédia dia efa misy ao ka tsy mila mitondra isika) no evoqué fa mbola hisy solotena anotany ny condition-ny, fa partenariat no eritreretina ary tsika ny ny invitétsika mo iconsomme ao ihany * Hiezaka ny itady partenaires dia echange de services no atao * ny résumé video dia mety ifampizarana fa tsy iatehatra am Radizina rery, mila olona tsara feo anao ny voix off Bref misoatra atsika so6 rehetra fa a partir de maintenant dia basculéna atsy am Rubriques RBR ny momba ny resaka remise pour le SRK
-
POUR INFO postéko ato iany le izy fa ato no sur fa hitan'ny rehetra - Ny replays 3 zay angatahina dia pour le résumé video et non pour des vérifications. Satria araka ny hita dia diffusé am 13 intense lay résumé video ka tsara mba ahitana ny santionan'ny rallye ny rehetra lay résumé (tsy hoe ra tsy andefa anreo dia déclassé fa tsy mseo télé fotsn ) - momba ny pénalisation ndray, oan'ireo angatahin'ny rallyesim anzay: ny règlement an rallyesim aloa dia efa mipetraka ary tsy azo ialana, fa ny azy alo zay vao ny an'ny V-MRC, donc on ne peut passer outre(sur le fait de couper, sns, sns), cependant.... vu que hoe misy betsaka ny manana olana eo am fandefasana lay fichier, dia angamba ny représentant ny RALLYESIM eto amtsika en l'honneur de Mr Beelabba anotanina hoe possible v tsy alefa via RSCENTER lay fichier replay sy 7z angatahin'ny rallyesim fa via email. Si OUI ben vous avez 2cybercafés que peuvent vous l'envoyer et cela GRATUITEMENT les gars, aza misalasala... - ny remise tsika dia prévu systématiquement 2semaines apres le rallye donc tonga d efa omany ny programme ny tsirairay mba ho présent sy iaraka anala azy any
-
POUR INFO postéko ato iany le izy fa ato no sur fa hitan'ny rehetra - Ny replays 3 zay angatahina dia pour le résumé video et non pour des vérifications. Satria araka ny hita dia diffusé am 13 intense lay résumé video ka tsara mba ahitana ny santionan'ny rallye ny rehetra lay résumé (tsy hoe ra tsy andefa anreo dia déclassé fa tsy mseo télé fotsn ) - momba ny pénalisation ndray, oan'ireo angatahin'ny rallyesim anzay: ny règlement an rallyesim aloa dia efa mipetraka ary tsy azo ialana, fa ny azy alo zay vao ny an'ny V-MRC, donc on ne peut passer outre(sur le fait de couper, sns, sns), cependant.... vu que hoe misy betsaka ny manana olana eo am fandefasana lay fichier, dia angamba ny représentant ny RALLYESIM eto amtsika en l'honneur de Mr Beelabba anotanina hoe possible v tsy alefa via RSCENTER lay fichier replay sy 7z angatahin'ny rallyesim fa via email. Si OUI ben vous avez 2cybercafés que peuvent vous l'envoyer et cela GRATUITEMENT les gars, aza misalasala... - ny remise tsika dia prévu systématiquement 2semaines apres le rallye donc tonga d efa omany ny programme ny tsirairay mba ho présent sy iaraka anala azy any
-
-
-
-
-
-
-
-
-
ilaina iany ngamba ny table ronde kely mba itondrana ny solution lay reaska tao am piso ka je propose hoe ce SAMEDI 19 JUILLET 2009 à partir de 09h00 à 11h00 Lieu: Chez moi communiquez svp, d aza tara mo e efa misy solution... c pas tellement une solution fa fandaminana eritreretiko iany momba lay olana ni evokéna. Ca sera une réunion dans les normes fa tsy basse cour d efa mitena a anao police de la circulation a amnio ka tsy misy mahazo miteny raha tsy mahazo alàlana sinon aoka mba hiasa tsara lay secrétaire amn io PS: lay toerana zé tsy mahita d midina am'fidinana vers rond point andravoangy ra avy aty andravoangy ambony, le eo am mpivarotra mofo io d c a 50 metres a peu pres, misy portrail noir à gauche (en face misy mpivarotra kaly hoe norsah io) ny parking somary otrany manairana kely zay eo alo an
-
-
-
Total des inscrits : 63 Groupe A: 30 146 The Doctor Mitsubishi Evo 7 158 Dadah Mitsubishi Evo 9 Teamso6 990 Soafahana Mitsubishi Evo 9 Fisakana BurnEnergy24 1100 Fablide Mitsubishi Evo 9 1165 Stekam Mitsubishi Evo 9 1303 Fond_de_6 Mitsubishi Evo 9 1479 barri Mitsubishi Evo 9 1617 Hajax Mitsubishi Evo 6 1767 Smam Mitsubishi Carisma GT 1836 Pushpush Misubishi Evo 9 VRC 2009 Maximumattack Mitsubishi Evo 9 2041 Bobota Mitsubishi Evo 9 2332 Beelabba Mitsubishi Evo 9 3140 Guiguibone Mitsubishi Evo 9 VRC 3272 Redbull Mitsubishi Evo 8 3315 Mann Mitsubishi Evo 6.5 3418 Noriza Mitsubishi Evo 9 3572 Teratany Mitsubishi Evo 6.5 3657 Rdrazafimbelo Mitsubishi Evo 9 3925 Yolvrc Mitsubishi Evo 9 VRC 3931 Mijorovrc Mitsubishi Evo9 VRC 3935 Kopeki Mitsubishi Evo9 VRC 3937 Irdonen Mitsubishi Evo9 VRC 3938 Fafahcop Mitsubishi Evo9 VRC 4014 Papayou 4048 Sitrans Mitsubishi Evo 9 4062 Radons Mitsubishi Evo 9 4276 Kilongakely Mitsubishi Evo 9 4277 Aina Mitsubishi Evo 9 4968 Zandrykely Mitsubishi Evo 9 Groupe N: 21 122 Bigbang Mitsubishi Evo 9 Netbox 555 KGBMAX Subaru Impreza N11 Rallygasy 557 Penotoky Mitsubishi Evo 9 Rallygasy 1760 Zofocus Subaru Impreza N12 Tophos 2111 Nerone Subaru Impreza N12 Monster Energy DC Shoes 2487 Nomenabryan Subaru Impreza N11 Fisakana VRC 2566 Andrianoa Mitsubishi Evo 9 2749 Irina Subaru Impreza N12 Orange Sport 2774 Mahandry Subaru Impreza N12 3438 Md Subaru Impreza N12 3518 Djian Mitsubishi Evo 9 3569 Tweet Subaru Impreza N10 3618 Sandbach Subaru Impreza N12 3626 Heninkaja Subaru Impreza 3747 Riri Subaru Impreza N12 3790 Tokyhiro Arai Subaru Impreza N10 3856 Alexwelson Subaru Impreza N12 3926 Mboolabah Mitsubishi Evo9 VRC 4050 JahmalB12 Subaru Impreza N12 4064 Samal1ns Subaru Impeza N12 4137 Zanakambila Subaru Impreza N12 2RM: 12 45 His Suzuki Swift Rallygasy S1600 54 Thomas_Radstrom Peugeot 306 Racing Passion A7 213 Ari vatanen Opel Corsa EMD S1600 821 Jojox Citroën Saxo VTS Orange sport 841 Tsitsigalli Ford Fiesta Eau vive S1600 1215 Henintsolberg Lada Smirnoff S1600 1580 Emsics VW Polo S1600 Rallygasy 2528 Iamkosmis Peugeot 206S1600 3488 Damix Ford Fiesta Asio NOS 3928 Kamickaz VRC Peugeot 306 S16 A7 4769 Kravited Peugeot 106 Rallye 4771 Welka Citröen Saxo S1600 inscriptions non retenues pour ce SRK pour retard, néanmoins reçues pour le championnat 3650 Dadou Subaru Impreza N10 3562 Kreesteam Subaru Impreza N12 ... cf: http://www.mrallye.com/inscription-championnat-mrc-rsrbrlive09-rbr-on-line-f29/inscription-pour-le-championnat-v-mrc2009-t720.htm
-
-
-