Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    38 concurents ilay izy Misy projection vidaka tokoa eo @ Esplannade Analakely ny alin'ny zoma sy Sabotsy manomboka @ 19h ( angamba raha tsy diso za!!)
  2. His

    rallye jovenna

    Nilay ny combat rehefa tsy dia nisy pbm!! Fa KKK in-5 tao: presque ny retour rehetra sy ilay voalohany (retour bureau) Mbola tsy zatra tsara koa ngamba ka valaka aloha be Ilay fiara koa mbola mila reglage tsara, fa efa saika nety ihany lé teo Vivement ny manaraka!!
  3. His

    rallye jovenna

    Za ko nisalasala tamin'ilay vam Efa saika N12 fa rehefa natao ny comparaison, na mandeha mora ary @ ilay Mitsu toa mbola tsara temps ko Dia aleo miafy @ ilay A8
  4. His

    rallye jovenna

    Za zao vao manao ao @ session public
  5. His

    rallye jovenna

    Normalement, Peno @ 17h no manao dia i KGB toa miaraka @ko koa raha tsisy ny sampona
  6. His

    LIVE RALLYGASY

    Havaozina kely Sady ilay hebergeur ko toa manondrana Fa efa ho avy ka!!
  7. His

    rallye jovenna

    Dia miainga rahalina izany ilay Mitsu EVO 6.5 hanao ny rallye Jovenna Ny test aloha no efa vita: izay nahafapo teny ihany (Merci Peno t@ reglage ) Fa ny reco dia ES roa no vita Ny ambiny rariva dinihina
  8. Je crois que dans le principe du jeu: dès que tu fais pas un ES, que ce soit le deuxième ou le dernier, on te colle les temps forfaitaires. Donc, la notion d'abandonner définitivement n'existe pas. Ce qui fait que même si t'abandonne après l'ES 1, tu seras quand même classé!! Si tu étais inscrit mais que t'as pas fait un ES, seulement là que t'es pas classé, je crois Et puis, pour le contrôle de replays: ben pour moi dans la logique (et le règlement) on doit s'y faire et l'envoyer tranquillement!! Et puis après, c'est vrai que ceux qui contrôlent, sont tous ceux qui roulent vite. Mais espérons que les replays servent juste pour le contrôle pas pour autre chose. (n'est ce pas Beels )
  9. His

    rallye jovenna

    Ary ny ambiny, raovina avy no hanao!! Raha ny tenanay aloha dia mety rahalina na radem alina
  10. His

    Ecurie Rallygasy

    Hatreto aloha toa mbola tsy misy!
  11. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Efa ato zalahy ny grille sy ny timing =>
  12. His

    www.rallygasy.tk

    Efa ao ny grille horaire dia nampiana ny timing ny RALLYE Club DZAMA Sport
  13. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Izay mbola tsy défini tsara raha tsy rahampitso hono Donc, radem hariva vao fixer!!
  14. His

    Ecurie Rallygasy

    Dia misokatra indray izany ny fisoratana anarana ho an'ny TEAM MRALLYE ko!! Ho avy tsy ho ela ny logo Rehefa feno dia valider-na indray
  15. His

    Jeux

    Ho avy masiaka rehefa avy eo hanamboatra ireo
  16. His

    www.rallygasy.tk

    => Soafahana: Pas de SS, Sicam boude => Boom: Mbola miketriketrika fa tsy mbola nahita spons hanao hatramin'izao Sinon participation de fond_de_6: présentation des coins spectaculaires dans Vontovorona
  17. His

    Jeux

    Aleo mba miasa kely za @ fanadiovana!! Manomboka betsaka ny resaka miainga ka tady tsy hifankahita intsony
  18. His

    Proposition roadbook Championnat MRC

    Faranana ity sujet ity zany fa vita soamantsara ny roadbook
  19. His

    Ecurie Rallygasy

    M'zava ho azy fa dia mirotsaka koa zahay!! His n°518 Kofa gasy tena izy tokoa Sady hiezaka ny hanatanteraka session @ zay
  20. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Aoka ra Hents fa lazain-zalà lafo be eo ny So6 ah!!
  21. His

    championnat RBR gasy

    Presentation kely ao @ site Merci Emsics
  22. >Nirina58: Mila olona 10 vao poince
  23. Za zao hanandrana ilay Evo6 ato!! Bienvenue mihitsy zao ilay reglage @zao
×
×
  • Créer...