Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. His

    3eme manche SRK / ...!

    Yves iza moa lty io?
  2. His

    3eme manche SRK / ...!

    Kalesa lty e!! sady iny tena propul's mihitsy!! Miara miasa ny pilote sy ny copilote Ny iray mitondra dia ny iray manosika ko
  3. His

    RDV "SOoOOOOOooooOOOOOoooOoo6666666666"

    Tsy hoe any Ambolonkandrina hatreto aloha no fantatro
  4. His

    Ecurie Rallygasy

    Ny isa 10 toa efa feno e?!!
  5. His

    RDV "SOoOOOOOooooOOOOOoooOoo6666666666"

    Recap kely: Dodanen, Bigbang, Kgb, Peno, Tsi2, His, Ramatoa, Maximumattack, Soafahana...
  6. His

    3eme manche SRK / ...!

    Efa somary ela kely zalah no niketrika anio ka!! Miandry ndray zany zao hoe inona no ho entin'i Cri? Iza no hitondra an'i toyota?
  7. His

    3eme manche SRK / ...!

    Ary ahoana ra nirina58 ilay projet hanao trophée propulse indray? Izany koa manko no tena hakaiky ny bandy rehetra.
  8. His

    Rallye Dzama Sport 2008

    Tsy maintsy alefa tsikelikely ilay izy ben a!! Niala tà WRC5 @ vue extérieur sy pad dia efa eo @ vue ambany + analog. Manaraka zany vue intérieur avec analog, farany mivadika volant tanteraka. Fa lainga aloha fa ilay mba manao @ volant lisany reny, tena na tsisy reglage ary toa mba metimety foana zany @ manette tsy maintsy voakitika daholo ny parametre rehetra
  9. His

    Rallye Dzama Sport 2008

    Volant @zay atao Ngah tsy efa miketrika ihany fa mandra-pa aloha dia tsy maintsy miafy @ manette ko
  10. His

    Rallye Dzama Sport 2008

    Comme l'a dit plus haut Henintsoa, pour moi c'était un rallye à oublier!! J'avais prévu de faire ce rallye le Samedi. Samedi aprem, reco à fond. Puis à l'heure du départ: la manette ne répond plus. Aucun moyen de le réactiver J'ai pas fait une seule ES. Donc, fallait se rattrapper le dimanche. Mais l'esprit n'y était vraiment plus. Dès le shakedown (en session public) je sentais pas trop le comportement de la voiture. Puis dès l'ES1, je me suis un peu mis la pression La plupart de mes abandons sont dû à des casses moteurs, suite à des petites touchettes Il y en avait même une à 200m de l'arrivée Faut avouer aussi que l'EVO 6.5 est très, mais trèèèèèès fragile Mais en générale, les frenchies ne rigolent pas plus autant qu'au Jovenna après ce rallye Soafahana confirme une ascension sûr, Maximumattack, Beelaaba, assurent. Max monte en puissance à coté de Peno et Henintsoa.... Bref, le niveau progresse rapidement. On espère qu'au rallye SRK les malgouchis seront devant Avec Latvalaza pour renforcé le rang
  11. His

    3eme manche SRK / ...!

    Saotra anao namana KGB, ny aty moa dia siosion-dresaka ihany ihany no re fa dia i Cri koa hono tsy dia mazoto intsony ka dia efa maro ireo mijery ny fiarany amin'izao Averina eny Anosy ny fitenenana, anareo....
  12. His

    RDV "SOoOOOOOooooOOOOOoooOoo6666666666"

    ILay haroso angamba no tena mety ho poince ho ahy!! Sady efa ela izay ry zalah an
  13. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Za koa an Fa dadarabe zany no tena sur fa hilina @ izany rehetra izany an!!
  14. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Ny clan sub aloha dia hiady ihany e!! Mitovitovy niveau ihany zalahy raha atao ny analyse
  15. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Tsy za no tany ka Fa nandeha tokoa aloha ilay kofa e!! lol
  16. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    10 taona mahery iza
  17. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Ireto misy sary mba hanisany mba misy ho tantaraina: Misy hafa koa ato vao natsofoka (ireo sary izay tavela tany @ live )
  18. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Sady ny hitako tamin'iny Jovenna iny: mamo daholo ry zalahy izay tambanivohitra mandalo a!! Surtout t@ ilay ES farany alohan'ny hatongavana any Antsirabe Miseho azy ho mafy be daholo izay mandalo
  19. His

    Classement MRC 2008

    Miala tsiny t@ fahatarana fa dia izao vao nivoaka ilay classement zalah (somary noterea aza zareo ) Mbola ny générale aloha ity fa ny par classe ho avy tsy ho ela (angamba kosa!!) Classement
  20. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Enjana mihitsy ka!! Ilay APN kely amin'io mila tena hay tsara, hoe rehefa manindry dia afaka firy secondra vao azo ilay sary, Mila fahazana be mihitsy vao mahazo sary tsara Ny fika mba hatoro ho an'izay maka sary amin'ny APN: na sary avy eny halavitra halaina, na amin'ny partie efa sûr fa presque à l'arrêt ilay vam (genre mi-dérape ohatra ilay vam, na courbe mafimafy) Fa marina io kôzy ny nirina58 io, aleo amin'ny toerana sûr foana no mipetraka fa ny tampoka hono... Aleo ilay manao bandy sexy toy izay ilay voadona zalah
  21. His

    Rallye Cote d'Ivoire

    Ity zalah misy liens izay misy ny momba ny rallye any Cote d'Ivoire any: http://www.pages.over-blog.com Marihina fa ilay EVO 6 etin'i Eric sy Chantal Pagès ilay mety hi-courir aty amintsika @ saison 2009. Izy roa moa dia hanatrika manche iray en tant que spect @ volana Octobre. Ilay Soumaoro Moriféré kosa efa mba nanipy resaka taty ihany t@ erintaona hoe mety hijery aty @ ity taona ity. Za manokana mijery ilay rallye zareo: tena vitsy ny participants fa ny fiara dia enjana daholo.
  22. His

    ASACM / DZAMA SPORT

    Zay no blem rehefa maka sary izay mandeha voalohany! Tsy mbola ao tsara ilay mpaka sary Surtout rehefa tsisy voiture 0 izay!! T@ andron'ny Joda ireny zay tratra foana ilay hoe: lery efa akaiky nefa ny appareil photo ary mbola tsy velona akory Fa zao aloha efa mihezaka ho prêt aloha be foana e!!
  23. His

    Rallye Dzama Sport 2008

    Ra-Peno hono no efa nahavita izao!! Lery no voalohany tao
  24. His

    Rallye Dzama Spaoro Rsbr

    Toa efa misy liens raha tsy diso za ao ko!! Fa azo aseho koa ny adresse ka!!
×
×
  • Créer...