-
Compteur de contenus
1 439 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Christophe B+
-
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
ok ok ary e! ataovy jusqu'à vendredi midi ilay inscriptions e! raha izay no mampety azy... ilay resaka leste aloha mino aho hoe sarotra satria tsy miankina am tsika io fa amin ny srk d'autant plus sarotra ho an zareo kosa angama ny hanala sy hametaka leste a chaque session et a chaque pilote mais on vai voir koa .... momba ilay 10-15-10 otrany ho sarotra an! satria raha feno 30 ny pilote dia misy complément 12 500fmg par pilote dia raha 15 pilotes dia lasa 37 500fmg ndray no complément fa io ngamba aleo sur place tsika mandamina azy e! -
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
lasa hono ny mamba dia misosoka ny Voay e! Lasa i Timon dia tonga i Pumba mbola misy asa be mila ketrehina fa isika ekipan ny tsy mora kivy! entina amin ny passion ilay izy dia vita eo foana e! anao asa milamina be aho sy tsy hikoropaka. rehefa manomboka ny asa dia aseoko eto ihany ny sary sy ny detail... je dis pour moi : "bonne chance mon garçon" :geek -
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
aleo ary maka marge betsaka isika e! aleo atao au nombre maximum de 30 pilotes ilay izy... Momba ilay resaka hoe asiana liste des partants dia hisy post ato misy ny anaran ireo izay Inscrit dia atao mis a jour au fur et a mesure mba ahitana ny tsirairay hoe iza avy ny adversaire enjehiny fa afaka mi manifester ny fahavononany ato am ty post inty koa anefa izay té hanao fa ny liste officielle dia i BIGBANG no mamoaka azy ( asio Numereos tokoa ny tsirairay manana heritreritra hilalao hoe dia mba hita hoe firy ny nombre, soraty koa ny sympathisants) 1° - za aloha partant a! Christophe B+ -
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
ok ok! voaray ilay Proposition an I Beels. envisageable ihany angamba ilay izy, marina tsara koa angamba ilay calcul, nefa somary tara satria efa confirmé omaly ilay formule sy ny date tsika aupres de SRK. dia miandry ny $$ avy aty amintsika sisa izy..... nefa isika toa tsy manambola raha tsy rehefa cloturée ny inscription...donc.... miandry ny liste ny inscrit sy ny Droit ed'inscription ny rehetra isika dia eo isika mahita ny hanaovana azy mba hampilalao tsara ny rehetra.... raha maha angona pilote betsaka tsika = mismisy koa ny $$= donc, afaka imaginer tsika ilay proposition an i Beeloeba... tout au moins zany hoe essai libre 10mn essai chrono 15mn et Final 10mn... Sur place au moment du départ mintsy ngamba isika vao mi se prononcer amzay Cloture des inscriptions le mardi 30 Novembre 2010, Lieu = NETBOX ambatomitsangana -
3ème manche RBR contest 27 novembre 2010
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans So6ment votre
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
Les spéciales BTB
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
ce sera donc le dimanche 05 décembre 2010 aleo alamina amin izay ny resaka organisations ary rehefa vita iny ny choix de la date. ataotsika du 23 au 30 Novembre (sans dérogation pour personne io an) ny date des inscriptions eny amin ny toerana izay ho lazaina amin'ny fotoana manaraka fa dia homany fotsiny ny $$.... raha sanatria ka tsy Feno ny 15 ka hatramin ny 30 novembre dia ho averina ny volan'ny tsirairay dia ataotsika session tsotra ilay izy an! ka mananainga antsika rehetra ary e! ilazao koa ny sympathisants -
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
Marina be!!! fa misy diso calcul kely Dadah... 75 000fmg ny session iray fa tsy 3 000 000fmgka tsimaintsy mba manatena kosa e! hihihi Tsi2 et Mnr> ilay resaka paiement ny session atao: ilay izy dia forfait no aloha ka ny montant global ny réservation antsika no diviser-na par le nombre des pilotes fa tsy mety raha hoe izay session atao ihany no payer na... raha io formule eritreretinareo io dia ilay piste kely zany no mety dia tsy mampiasa transpondeur sy ny fanaovana calcul isika donc... manao calcul manuel ifonako an! de toute façon, za mahita hoe motivé kokoa ny sôféra tsirairay andeha mafy be mba tsy hiantoka frais an ny sasany amin ilay final.... nen ry tsi2 moa mbola tsy essai libre akory no atao dia efa mitsatsaka sahady kou!!! Donc ce sera finalement un vendredi ou un dimanche....??? (03 ou 5 dec) -
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
ilay resaka négociation aloha tena sure et certain fa tsy possible mihintsy e! ilay Cotation nomeny io dia tarif global a! izany hoe ny montant final no zaraina par le nombre de pilote izany hoe tu as interet à te classer dans les 10 meilleurs chrono amzay mba tsy miantoka ny session an ny sasany. - manche 1 : essais libres 10mn/pilote - manche 2 : session chronometrée 10mn/pilote - manche 3 : super finale (10 meilleurs temps) depart sprint 10mn/pilote pour 15 personnes = 40 Sessions (15+15+10) = 3 000 000 200 000fmg/ personnes x 15 personnes = 3 000 000 => donc izay tsy tafakatra final miantoka frais raha izao no fahitako azy dia mety ahemotra lavidavitra mintsy inty satria sarotra be ny hanangona au moins 15 personnes pretes ato anatin ny 15 jours... ilay probleme an ilay mameno $$ manko no olana eto... antsika no fanapahana anefa -
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
Riry> aleo ny scooter any Isahafa fa ny Karting no prioritaire e! miala tsiny zalahy fa zay vao nandeha indary ny connexion nay! donc zany raoviana ny date mety? aleo Fixer tsika Samedi 27 novembre ary e! dia ny matinée no hatao. minimum 15 personnes izany no ilaintsika an! dia ny inscription sy ny $ ngamba dia aleo lazaina amin'ny fotoana manaraka. au moins 1semaine avant la course dia annoncer na ilay toerana anaovana inscription dia cloturée ny jeudi 25 Nov mba hampety ny Timing tsika fa dia ataovy pret fotsiny ny $$. a titre d'info kely inty ny Quotation tany amin'ny SRK: - manche 1 : essais libres 10mn/pilote - manche 2 : session chronometrée 10mn/pilote - manche 3 : super finale (10 meilleurs temps) depart sprint 10mn/pilote raha 30 personnes: total 70 sessions x 15 000Ar = 1 050 000Ar raha 40 personnes: total 90 Sessions x 15 000Ar= 1350 000Ar NB: 15 000Ar ny session rehefa mampiasa transpondeur, quotation pour 30 et 40 personnes no azo fa mety koa na dia 15 fotsiny aza isika. Dia izay efa sure aloha no ataoko recap: 1-Beeloebba 2-Bigbang 3-Riry 4-Tsi2 5-Christophe B+ 6-M.n.r 7-Jaonathan Ny momba ny sympathisants dia tsy misy olana fa pour éviter ilay inscrits nefa tsy hita akory rehefa avy eo dia aleo ny olona miaraka aminy no mi se porter Garant sy manangona ny $$ satria raha sanatria tsy mandoha inscription izy, ny volan olona tsimaintsy aloha -
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
Ner1> ny antony anaovana azy somary lavitra dia amzay mba afaka mandamina ny programany daholo ny rehetra ary afaka manangona $$ koa ireo mba té hilalao... Tsi2> mety ilay plan an ialahy e! fa io izany dia isika ihany no Erany... refa hoe atao samedi dia mety foana Titinho> tsy misy Leste azo ampiasaina any! iny no olana Mnr> Tsy obligatoire ny combi dia Kart 390cm" 4 temps no ampiasana Hents>> Ohatrany sarotra be ilay hoe izara catégorie de poids satria lasa hisy hangataka koa hoe aleo sarahina ny efa nilalao sy ny mbola tsy nilalao, sarahana ny tranche d'age sns donc ton excuse n'est pas valable!!!! sérieusement: ilay probleme na poids ngamba mety ho compensé ihany hoy aho satria rehefa midina ny lalana dia mahazo avantage ny mavesatra dia rehefa miakatra dia lasa indray ny maivana, nefa ny circuit ilalaovantsika misy fiakarana sy Fidinana. ny zavatra efa hitako koa dia efa nisy niara nanao session taminay olona somary mavesatra environ Ohatran i SOAFIKOV iny fa mahavita 1'02 et 1'03 izy eo ami'ny Grande Piste nefa ny record de piste eo toa 1'00 donc.... saika hadinoko: ny circuit ampiasaina dia ilay circuit lehibe satria eo ny transpondeur no mandeha Maiba sy ny akama et sympathisants rehetra dia afaka manao daholo, plus on est de fous plus on rit et plus il y aura de -
Salut tout le monde !
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de rktv03 dans Présentation des nouveaux membres