Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. niresaka tam beels za omaly dia apparement tsy misy blem ny Bobs Track fa ilay version demo dia efa avitantsika ilay izy. I Beels niteny fa tsy misy Probleme io fa lery mahay mampiasa azy, momba ny resaka texture sy physics ndray dia afaka mangataka any am rallye sim hono lery. pour quelques deco dia misy echantillons 3D gratos azo télécharger na koa hono! RDV???
  2. Christophe B+

    Asa fa tsy kabary

    Fa misy Nos zany raikitra eee hataovy @ Zoma ary izay hafaka eee..any @ Sambos ??? detail du programe SVP, lieu, heure etc....
  3. Rehefa avy nandinika sy namakafaka zany ny tena dia mieritreritra hoe efa mba nahavita ny fahafinaretana maro isankarazany isika NOS, Ts1, Video, Session dia miheritreritra aho hoe sao mba tokony hiasa kelyisika satria somary nagingina isika tao ho ato nefa dia maro ny "en cours" sy en stand by antsika... eritreritra ny ahy fa ahitsio aho raha diso. 1° Aide a Maximumattack pour le PSD 2° Réalisation de la speciale d'Antaramanana sur RBR 3° Contribution du sur le serveur rallye sim Apetrako am lé devise hoe PARTAGER LA PASSION lé izy klou dia mba eo sika samy mandinika. teo alohateo koa manko isika aloha tsy dia afaka nihetsika firy tamin ny crise, ny occupations koa samy manana ny azy ka mba manotany aho hoe Mety ve????? si Oui inona no atao voaloha??? Raoviana no tokony hisy fivoriana??? Miankina amin ny disponibilité an ny tsirairay io ka dia LA DISCUSSION EST OUVERTE
  4. momba ny resaka classe ndray dia marina io efa voalaza io ambony io fa ampiako kely fotsiny hoe ny voitures atmospheriques (sans turbo) et turbo diesel dia coef 1 izany hoe raha 1,8l X coef 1 dia 1,8l= classe 3 turbo Coef 1,7 donc raha 1,4l X 1,7 = 2,3l donc classe 4
  5. Nos 90 sur makafoka reste propre et tenir someil a FOND LAFFFFF
  6. probleme résolu merci pour le lien!!! raha misy tratran ny blem mitovy dia inty lé lien o! http://download.rallyesim.fr/Patch_Pack_A7S_1.exe
  7. IANGAVIANA IREO MANANA SARY MBA ANDEFA IZANY ATO O!!!!
  8. sao mba afaka asiana lien eto azafady fa tena depuis ce matin aho nitady an io fa mbola tsy nahita Mikkah>> hoavy am la ny grand wa!!!!
  9. alefako miadana aza e! dia raha misy diso na tsy ampy dia mba ampio ry zalahy a! premierement il y a 3 Groupe : Gr A, GrN, Gr M les voitures de Gr A sont des voitures préparées pour faire du rallye! préparée avec beaucoup de pièces spécifiques ex: boites a crabot, boitier electronique préparé, arbre a cames et tt ca! il y a des normes et des passeports délivrés par la FIA ou FSAM pour etre homologué! la durée d'homologation de la voiture c'est 5ans je crois et elle se transforme en homologation nationale apres ( a Mcar c'est homologation FIA + 4ans) les voitures de Gr N sont des voitures de série modifié pour faire du rallye! des modification peuvent etre faites mais avec beaucoup de restrictions etc.... taille turbo, bacquet homologué etc.... Les voitures de Gr M sont des voitures caduques du Gr A ou Gr N ou des voitures respectant les normes locales ex: dimension arceau bacquet et tout.... ( a suivre)
  10. za zany manana probleme fa tsy haiko hoe maninona na maninona ny RBR ko... tsy mety mandeha ny A7_S!!! raha vao manao choix an reo vam reo aho ka manao GO na RBR DLL na .... dia milancer lery, mandeha tsara lé barre de progression dia refa tokony hivadika CHARGEMENT dia manao an lé otrany misaute kely iny ny ecran dia miverina RS center ndray lery!! in no blem??? in solution????
  11. + 1 000 000 000 000!!! zay nen la lé Tsi².
  12. fisaorana mitafotafo Pour N58 e!!!! merci merci!!! fa tokony mbola ataoko essai lé miroir klou e!
  13. tonga soa letsy a! tonga soa am zany tanana dia araky ny devise eto dia partager la passion ka dia mazotoa mandray anjara
  14. nilay iny! tena nilay... fa izahay moa dia tsy afaka nanohy 2eme tour chez hents fa tena mbola hamita adidy ny lahady maraina!.... lé sary be dia be mila alefa eto sisa dia complet ny avant oooooooooo
  15. emmonat io fa moramora ela rads sao entin lery eny am Capsat eo dia atony min******** hmmmm!! Mila aho a!
  16. bon! je commence, actuellement nous travaillons avec 2 pilotes malgaches inscrits dans le championnat Rallysim. Titof est le pilote ouvreur et Ari_Vata9 du Alpha est le pilote officel
  17. france gravel ve io??? sa in??? tsy haiko manko ny vam-ko am io sinon hoavy masiaka ny swift
  18. ouaiiiiisss !! j'adore ces speciales!!! le volant sortira de sa boite d'ici la...
  19. Christophe B+

    Toutes les photos

    lany lasantsy atsy am début de speciale atsy ny vam an zalahy dia misotro café sy mofo gasy zalahy tam za nandalo teo
×
×
  • Créer...