Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. efa sauvegardé correctement izy fa tam la nanao visionnage fotsiny no tsy novain la lé classe n lé fiara atao mitovy amin ny ilay replay.
  2. misy vazaha diso lalana ao am inscription antsika ao lety e! lé Bretal io c'est un espagnol!! dia ahoana io??? sa espagnole eto dago lery??? (tsitako zé asiana an ty soratra ty fa sao hoe HS eo an!)
  3. Christophe B+

    Team So6 alpha : Filazana

    Asiana screen shoot fa mbola miandry spons pour la voiture et le skin
  4. Christophe B+

    IRC/// SATA ACORES

    rallye fini sans conviction : sans reco ni rien mais a l'arraché comm disait max! on ne pouvait pas espérer un miracle sur le résultat donc.... manatena mba tafiditra top 100 na mahazo moyenne fotsiny e!
  5. Nisy Fivoriana tao amin'ny Net access omaly alarobia 07mai 09 ireto avy no ordre du jour( sa ordre de la nuit?lol) tam zany: - Organisation du MRC Virtuel - Boky sy DVD MRC 2008 - DVD RSRBR -GPS à Focus -ss gasy 1- Organisation MRC Virtuel! nisy ny fanapahankevitra anao organisation de MRC Virtuel sur RSRBR09 en parallèle avec le MRC de Rallyesim ka ireto ny conditions: -le rallye sera un rallye enligne sur RSCenter -tsimaintsy efa inscrit sur rallyesim - afaka mi s'inscrire daholo ny malagasy rehetra té hanao anefa kosa dia tsimaintsy manao Inscription eto am Mrallye.TK ka soratana ao ny Pseudo, Numéros , voiture, nom du et Parrain* - * tsimaintsy parrainné ny membre du team so6 mba ahalalana marina fa tsy double Pseudo. - ny inscription dia tsimaintsy atao avant le rallye mba tsy hisian ny hafetsena maro mety hitranga I Beels no Résponsable an io! mety hisy koa ny possibilité hisian'ny Session Groupée en milieu de saison Ho Primer na ny champion a la fin de la saison: 3 premier du général premier du Gr A, Gr N, Propulsion, 2WD, ny reglement dia ezahina hitovy amin'ny MRC réel ny momba ny changement de véhicule. Hasiana fotoana manokana any amin'ny Net Access Sy NetBox ho an ireo izay té hanao rallye nefa tsy manana connexion fa mitondra ny machine ny sy ny manettes na volant any! io fotoana io dia ry zareo tomponandraikitry ny toerana ihany no mametra azy! 2- Atao ilay boky sy DVD du MRC 2008 ka i Tsi2, Henintsoa no outil entin i His miasa hanatanterahana izany mdr. Anao exemplaire d'essai ahafahana maka partenaire satria dia somary lafo ihany ny entimanana ilaina ka mety tsy ho vita ny irery Responsable His 3- Hanao DVD RSRBR ny amidy izy io mba ahafahana mahazo vola entina miasa, DVD misy ny MAJ rehetra+ Tuto+ Skin gasy ao anatiny. Responsable Beelabba 4-Araky ny tapaka tao amin'ny fivoriana dia hosolointsika iero GPS miisa 2 izay nampiasaintsika ka anefa nohon ny sampona izay nitranga dia very. ka mba hisy tsipaipaika kely atao ividianana izany. responsables : 5-Averina Depuis le début ilay SS gasy ka atao sur 3DsMax ka ny résumé momba io dia efa nataon i KGB/His ao amin'ny topic SS Gasy : Responsable et chef de Projet : KGB Max dia ilay bureau moa izany dia tsy dia nisy zavatra niova firy. Président : Soafahana Trésorier : Big Bang Secrétaire de séances ( fa tsy SG akory): Christophe B+ Misaotra tompoko PARTAGER LA PASSION
  6. CB+ Motivé a fond! sera présent! le mardi a 20H! merci
  7. Christophe B+

    IRC - le futur...

    Merci pour l'info Gogo! mais tu as oublié qqc, les Pit babes
  8. Irina>>>Et encore une fois!!!! Il récidive!!! Un autre scratch pour Ari_Vata9!!!! Hentss>> nanao non partant mintsy fa matahotra an! raha teo ela dia voako ndray tao am io ES ray io
  9. tonga soa letsy Homonyme a! mazotoa mandray anjara e!
  10. Christophe B+

    langages sms

    tsy io ny site officiel fa site pirate io e! www.rallygasy.tk no officiel sady tsara no tena jolie!
  11. MODERATEUR AZAFADY O!! MBA AFINDRAO AMINA POST VAOVAO ILAY INSCRIPTION FA MIFANGARO AZAFADY! MERCI.
  12. sur fa hoavy fa apres 20h + 1
  13. Irina/Hentsolberg>> Tena azafady letsy zalahy tam lé scratch tao Pirka menoko marina a! vraiment désolé ...( Session so6 sy tsaramaso) an!
  14. Christophe B+

    IRC - le futur...

    on attend plus de photos hein
  15. za wa vonona iantra 3DS MAX sy hanao modelisatio hazo trano tamboho sns fa mila install misy N° de série fa tsy nisy tany am prez!!!
  16. mort né ve inty projet inty e! INDRISY RY TAPA TSO6
  17. inscription MRC Ari_Vata9 N°213 SUZUKI Ignis ACCT
  18. Asiana session publique izany zao isankariva a! ataotsika gasy fanaovana reco aza gaga raha misy ss miverina in bedia be fa reco io, autorisé ny plusieurs passages. fa izao kosa anefa ASIANA MOT DE PASSE ILAY IZY POUR PRIVILEGIER LES MALAGASY. MDP: "teamso6" manomboka rapitso io mot de passe io an!
  19. Raikitra ndray izany ty ry zalahy a! ahoana no anaovantsika an ireo ouvreurs??? tokony ho autoriser na ny ouvreur fa comment faire pour qu'ils ne perturbent pas le classement des pilotes officiels??? mettons nos d'accord....
  20. forever! vonona ny tenanay! ary ty miamboho adidy aho mon général! + 1 000 merci Dude, Hentintra nefa mazava!
  21. raikitra e! toujour pret tjr frais Chri chri est craquant! asio foana ny kotrana fa efa akaiky i MRC
  22. Aleo fa foroniko aza ny an la ry kosmis dia tairo ny kotrana!!! omeo lera sy daty mety tsara am la klou dia atao e! i Fablide, sy the doctor koa mety mila manao an
×
×
  • Créer...