Herjo 0 Posté(e) le 31 janvier 2013 Salut daholo.Fampatsiahivana kely fa @ 08 Février no fangalana ny tapa-kila farany @ ny "Remise des Trophées" eny @ CCI Ivato (35 000 Ar) ny 16 Février. Efa 04 no solo-tenan'ny RPR eny ka manentana antsika zay mbola tsy tapa-kevitra handray anjara. Mazotoa daholo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 31 janvier 2013 ny tsara izahay andeha dia milaza @ karl mba mora hanaovany réservation any @ fede Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 7 février 2013 Rahampitso no farany famandrihana ny toerana an. Ireto avy zany no efa nilaza fa handeha:Noriza - Irina - Razo - Hentsranai Hajax mbola miandry confirmation'ny any am-piasana.Ary ny hafa? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 8 février 2013 tsy tafa le am 16 fa tsy eto an-toerana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites