entsRANA 0 Posté(e) le 16 décembre 2012 Slt daolefa nivoka ato ny inscription WRC 2013Mila mandray decision rapide ian isika mba tsy ho songonan'ny hafaNa zan reconduisena Munchis sy Monster d ts mahazo manova pilote mits na liberena d manao demande vaovao,Munchis alo aleo liberena ngamb fa ambany lotr le budget amn ity ra io reglement vaovao k ts ahavita saison akory d vome tsis dikanIlay liberena daol ngamb itako we mety amntsik fa amzay afaka mamadibadika pilotekanefa mila ireo pilote tafiditra classement WRC2012 no manao izany mba isin chance kokoaRawilf - Noriza - Hajax - Irina - HerjoRawilf sy Noriza alo sur fa tonga d mahazo team ra manao demandeD iza ko ireo mazoto?? sod 3 team no atao ohatraAndrinoa sy hentsrana alo zan zao no en attente alo atretoSMAM - HRAS - RAZO ... ????NORIZA>>>mety o reconduisen manager anlisan i ICE1 fa tsara classement, nef ts afaka manao anzan iz raha ts complet lisan, d ts aiko alo ze choix anla fa ra anao team RPR WRC ela d kozio alo leiry Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 16 décembre 2012 Mety ilay hevitra woe atao team RPR WRC ilay iz fa raha 3 team zany b loatra angambany e. Ny eo @ fitadiavana managers mits no olana. Asa anefa raha efa mba misy liberé ny fotoanan'ny membre hafa? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 17 décembre 2012 tena enjana ihany le resaka budget. za alo otrany tsy mahazoto ra mijery an'io e, irregulier b ny resultat-ko fa feno car repair sy DNF be d be ka tsy havita saison iray io budget io. aleo homena olona hafa ny toerako. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 17 décembre 2012 aleo libérena reo e, d mangataka zé fiara libre eo ny 2 amin' i NORIZA , rawilf, hajax,IRINA, am zay afaka manao refonte isika d manangana vaovao. Ny base de oé ny reste budget 2013 no ho entina 2014 ka dia aleo miainga zéro mintsy isika 2013 fa tsy reste 2012 no hanombohana azy. NB: ateriko ao am QG ratoandro ny RBR 2013 ho an'ireo izay mila. Misaotra manokana an'i hentsrana tamin'ny fandavan-tenany MERCI Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 17 décembre 2012 Iza ary alo no tena vonona anao WRC e???? attention alo fa degats realiste an, nef budget tena seré, au moin zan mila miassure arrivée b mihitsy ireo participantEvitra iray ko, manin ra atao wrc samyhaf ny team 2, oatra we ford sy Polo oatra no atao demandeny Tsara tonga d mandefa demande Noriza sy Rawilf avec un pilote mba i validena azy alo d aveo ajoutena futsn 3e pilotehentsrana alo vonona nef ts prioritaire an, ren ts poins ts koa mits, de pref volkswagen Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 17 décembre 2012 Team VW za ary e... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 17 décembre 2012 f itako ao amn rallyesim fa nijan niarak amn ICE1 racing i NORIZA, donc tokony mandef demande i Rawilf,Hajax na IRINA amn le team anafak manao 3 demande alo d amzay mitombo ny chance, d ra we azo daol dia ts alaina futsn ny iray Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 18 décembre 2012 F dissout ny team Munchis, aon ny Monster?????Efa niresaka tamn Rawilf ko za d ok leiry,Ireto proposition ireto d suivant Resultat tamn herintaona, mba ifandanja ilay team. zan we sarahina ny pilote favori mba ho tonga fin de saison daol ny team d mifanampy eo, ra ita we mis ts mety d afaka manao transfert pilote mandritran saisonPilote catA : Rawilf - Hajax Pilote catB : Herjo - IRINAPilote catC : Andrinoa - HentsranaTeam 1 : Rawilf - IRINA - HentsranaTeam 2 : Hajax - Herjo - AndrinoaAndrinoa>>>mila liberena i Monster vo afaka manao demande vaovaofa d miandr anlahejax>>> aleo ela manao ian fa manjar ts ampy isika no sad ela tsar classement d mora mahazo team Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 19 décembre 2012 Herjo no efa nanao dde ao fa i rawilf mbola.Misy mifandrombak be ny team rehetra ao. Mila mi-se manifeste haingan isik Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rawilf 0 Posté(e) le 19 décembre 2012 sali daolo an! Le demande afaka ataoko fa zany oe miankina @Irina sy hents oe ina le vam entina. Ra afaka manao CRASH TEST zao no tena milay fa Otrany gaigy ty déga realiste ty klé! Ra za manokana alo zany d tena mbola somary tery le fotoana afaako mitsapa tsara anle rsrbr2013 ka tsy d fantatro loatra oe aoana ny tena fandeany ao! kOzio a refa tapak'evitra lisany mitsam, surtt @le choix anle vam! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 20 décembre 2012 Rawilf, ny team vaovao aloha atreto dia ny VW, kanefa ilay fiara tena mbola tsy aboutit atreto.Na ny perf sy ny comportement fiar azany mbola point d'interrogation b par rapport @ ireo efa nisy t'@ 2012. Normal izany satria mbola stade essai i VW mandrampihaingany 1ère manche WRC.Ka ny sosokevitro dia saod mbola tokony hiditra demande Ford na mini na DS3 ihany isika d rehefa tsy misy ireo izay vo miditra VW.Fa sinon, mino aho fa après sortie update 1 corrigé daholo ny perf an'ireo fiara ireo mbo hitovytovy avy eo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 20 décembre 2012 atreto alo dia ireto ny team azo anaovana demandeF mis proposition fa pilote non prioritaire :- Adapta WRT (Ford Fiesta)- VW Junior Team (VW Polo)- VW Deutschland (VW Polo)Team libre- Monster WRT (Ford Fiesta)- Mini Portugal (JCW Mini)Ra ny tiako alo d miova daba e, nefa miankina amn tsika an, ny DS3 alo f lasa daol Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rawilf 0 Posté(e) le 20 décembre 2012 Hents sy Irina>> Sao d ambanako basy lisany zay vO saha iteny oe ina le vam alo e! In le vam aingan'lisany sinon Sa mbola iandry anle update ara v vO atao le demande? Mifapiresa ara lisany d kOzio fotsin za avy eo fa za manaiky foana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 20 décembre 2012 entsRANA a écrit:SMAM - HRAS - RAZO ... ????Zaho lesy aloha hanao pilote libre @le wrc fa henjana be le pression a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 21 décembre 2012 inona ra ents no vam ra arak'izao fandehan'izao an? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 21 décembre 2012 irina a écrit:inona ra ents no vam ra arak'izao fandehan'izao an?tonga d reveo polo e, asitsik ireo champion amn mini ireo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 29 décembre 2012 Salut daholo, Ahona ihany, misy 3eme Pilote ve hiaraka @nay sy i Andrinoa? Polo no vam an.Manjary tsy ampy zahay de tsy maintsy haka pilote hors RPRT ny farany. Hajax ve tena tsy hanao?Ny objectif zany de présence + régularité mba ahafahana mitantana tsara ny Team hoan'ny Saison 2013 et 2014. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 29 décembre 2012 Herjo a écrit:Salut daholo, Ahona ihany, misy 3eme Pilote ve hiaraka @nay sy i Andrinoa? Polo no vam an.Manjary tsy ampy zahay de tsy maintsy haka pilote hors RPRT ny farany. Hajax ve tena tsy hanao?Ny objectif zany de présence + régularité mba ahafahana mitantana tsara ny Team hoan'ny Saison 2013 et 2014.latvalaza mety anao ko fa tsy aiko alo fa aleo antaninafa f ok nga ny team anlisan?? otr mbol amn 12-01 ny resultat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 29 décembre 2012 Vao nahazo an'i Hajax aho teo, de efa ok zany lery pour 3ème pilote,Ny Team mbola tsy sur fa aleoko compléter-na de @ zay vonona daholo ny rehetra Edit:Ity no lien de confirmation Hajax :http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=344&t=13984&p=417461#p417461 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 29 décembre 2012 Herjo> Efa vitako ny inscription ao am rallyesim Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 30 décembre 2012 Banniere POLO Junior team si ok Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rawilf 0 Posté(e) le 30 décembre 2012 masaka beuh! merci mints an! Ar nga tsy insrcivéna eo @le izy ny pilote le! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 31 décembre 2012 Nanao essai le Polo WRC omaly fa tena sarotra entina be leiry. nitady réglage maromaro fa tsy mety stable le vam. ho ita eo am update manaraka fa na ny skin ary tena tsy mamely miaraka am le pneu mivoka be Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 31 décembre 2012 rawilf. a écrit:masaka beuh! merci mints an! Ar nga tsy insrcivéna eo @le izy ny pilote le! f namboariko les fa sad ts raisin zalà ny gif animé a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rawilf 0 Posté(e) le 31 décembre 2012 Fa aona ono no tsy mety le gif. kyy! Nef za vO saika i propose oe isakin'ny miodina le vam d asiana anaran'pilote ray mipotra. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 3 janvier 2013 hajax a écrit:Nanao essai le Polo WRC omaly fa tena sarotra entina be leiry. nitady réglage maromaro fa tsy mety stable le vam. ho ita eo am update manaraka fa na ny skin ary tena tsy mamely miaraka am le pneu mivoka beieuh le pneu mivoaka tena tsy azoko an! Za koa nanao essai, de eo ho eo ihany, fa ho hita eo refa misy update Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 10 mai 2013 Hoan'i Hajax sy Raleo:http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=344&t=13984&p=457709#p457709Confirmation démission de Hajax et adhésion de Raleo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites