Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

rallye 11-12 Mai #1#

Messages recommandés

Efa hanomboka moa izy ty kaa dia aleo asianaa post am'zay ny rallye volohany an'ny saison.

Date prévues : vendredi 11 et samedi 12 Mai.
Organise par la fede moa io zany?

Ny reco efa tokony d'ici 2 semaines. Ny reunion d'infos am'erinandro Question

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety ho hisy na tsia ono ny réunion d'info é
Miankn am ça dépend confused

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Vonona B ny namako zany an.

Samy mba mikettrika ny azy ao e! Efa velom-belona daholo zao motera rehetra. Ce we et la semaine qui vient, on devrait voir pas mal de voiture faire des essais déjà!

Inn no tena niova tao anaty reglement zalah zay namaky?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety combat kokoa mefa ra oe tsy i joda no itondra fa i rila entre ce dernier boom olivier titi kopela sisi ggb nashemy a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
206 zany v hiverina ry zalah? Ary saxo T4 ve toa hoe efa lafo d'hhiverina kouh ve?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dada>> io koa dia tena nahagaga an'ah miitsy hatramin'izay. Zao aza efa mba misy an'itony mrallye.com sy rallyegasy, fa taloha miandry gazety vao mahita liste des engagés sy parcours.
Ny henoko aloha hatreto dia hoe ie nashemy iany no hitondra an'i Evo 9.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:

loll
Fa ny rallye malagasy zany dia tsy maintsy surprise sy suspens be foana otran'izao
clown

ka tsy velona nge ny "faux rhum" raha tsy misy ny SSDRSK, TRKBL sns ....eeeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Reunion d'info ce lundia 18h au Louvre hono zany e! Ampitao any ry zalah sao misy tsy mahalala an!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Réunion d'infos omaly. Pas de remise de numero fa tonga d'alaina any am'palais ny package le jeudi matin.
PC : palais des sports.
Programme :
fin des inscriptions le lundi 07 mai.
Distribution roadbook le vendredi a 17h a la fede
VA / VT vendredi matin chez Jovenna anosizato
Départ du rallye vendredi a 14h

6 spéciales différentes en 2jours
Vendredi :
1- Antaramanana - arche anjeva
2- Atalata - Ambohibato (miakatra après arche anjeva vers Ambohimanambola)

Samedi :
3- Antaramanana - Ambohibato
4- Ss mivoaka driver's'club efa natao t@ asa tana 2011 iny
5- ss akaikin'andriampamaky - Maharidaza (efa natao t@ rallye total 2011)
6- masindray - Ambohibato

La fede a tenu a remercié plusieurs personnages du rallye qui ont permis l'organisation de ce rallye ( tous les gros boss du rallye en fait lool )
Miandry lundi pour la liste des inscrits zany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Merci pour le partage ra-Hents a!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Evo 9 Tsiresy efa hita vonona tsara ery flowerflowerflower androany, manao ahoana ny sasany dancedancedance Sub N10-12-14 , GC8, Evo 9 ggb............ dancedancedancedance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo leuh!!!!!!! Ela letsy ela tsy hita le!! Hihihihihihi
Mathieu v hanao am'ty ry zalah? Raha zao lery no miverina manala azy sur la 205 ndray milay annnn!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henitsoa: Mathieu v hanao am'ty ry zalah?

Fahalalako azy aloa dia tena mbola ela dia ela tokoa vao hahita any Mathieu any anaty speciale isika e!!mampalahelo e! surtout avec son talent!! fa zay tokoa le hoe fiainana hono!! sinon raha atao fandinihana dia bediabe ny hanao rallye an!!
206 moa zay efa sure fa haka depart(Faly sy Bébé) ary za maka zalahy @scratch juste ao aorinany Joda sy Rila,avy eo maka evoX tecno(Boom sy Berthin)!fa mba hevitro sy fijeriko manokana io e!!Tovonen dia hanao miaraka@ Sitraka (mpanao Rbr)hitanao tany anaty reco panne!!aleo zaraiko eto zay mba fihetsempoko@zao fanomanana rallye Fsam 2012 zao,ao zany misy tonga dia sady maka notes miaraka tsain hoy fiteny @zao fotoana zao,ao tonga dia vao misy simba kely fiara dia tonga dia maka le soa fiarahantsika(THB) sady manamboatra!!ary ao ny mande milamina maka tsy taitra ! zay tokoa le lazaiko hoe REVY FA TSY DITRA izy ty e!!!mety misy tsy faly aloa hanoratako anizao fa zay le partager la passion@tony Forum intony dia mba lazaiko zay zavatra nihainako!!sinon olona hitanay zany dia Bera sy Boubou(204 raketaka)Tsiry sy Benny(205 ex Berthin)Haja Danielson sy copi ny(toyota Celica ex Mamikely)Yves sy Copi ny(Subaru Ex Haja D)Tovonen sy Sitraka(Clio Flash )Herizo sy Grist(Clio Nekena)....zay sy zay aloa ny SSDRSK avy taty amiko fa dia raha vao misy hafa dia lazaiko eto ihany e!!mazotoa daholo o!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary i bibi nga mbola tsy hiainga miarakamin'ilay vam bomba kely iny @ ty manche 1 ty?
Hitako ilay izy omaly mbola misarona labasy soamatsara tary. Ny jantes fotsiny no tazana.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibi a écrit:
Henitsoa: Mathieu v hanao am'ty ry zalah?

Fahalalako azy aloa dia tena mbola ela dia ela tokoa vao hahita any Mathieu any anaty speciale isika e!!mampalahelo e! surtout avec son talent!! fa zay tokoa le hoe fiainana hono!! sinon raha atao fandinihana dia bediabe ny hanao rallye an!!
206 moa zay efa sure fa haka depart(Faly sy Bébé) ary za maka zalahy @scratch juste ao aorinany Joda sy Rila,avy eo maka evoX tecno(Boom sy Berthin)!fa mba hevitro sy fijeriko manokana io e!!Tovonen dia hanao miaraka@ Sitraka (mpanao Rbr)hitanao tany anaty reco panne!!aleo zaraiko eto zay mba fihetsempoko@zao fanomanana rallye Fsam 2012 zao,ao zany misy tonga dia sady maka notes miaraka tsain hoy fiteny @zao fotoana zao,ao tonga dia vao misy simba kely fiara dia tonga dia maka le soa fiarahantsika(THB) sady manamboatra!!ary ao ny mande milamina maka tsy taitra ! zay tokoa le lazaiko hoe REVY FA TSY DITRA izy ty e!!!mety misy tsy faly aloa hanoratako anizao fa zay le partager la passion@tony Forum intony dia mba lazaiko zay zavatra nihainako!!sinon olona hitanay zany dia Bera sy Boubou(204 raketaka)Tsiry sy Benny(205 ex Berthin)Haja Danielson sy copi ny(toyota Celica ex Mamikely)Yves sy Copi ny(Subaru Ex Haja D)Tovonen sy Sitraka(Clio Flash )Herizo sy Grist(Clio Nekena)....zay sy zay aloa ny SSDRSK avy taty amiko fa dia raha vao misy hafa dia lazaiko eto ihany e!!mazotoa daholo o!

Fa manina no ela ele vao hahita any Mathieu any anaty spéciale ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rallye kely kely. 3 portions de speciales a prendre notes. Otran'ho rallye rapida b ihany raha ny poziny.
Echos des recos: Faly be et filoha en mode reco, Petit chinois en equipage mixte? Dom avec son frere, Nirina 306 dans les recos, Cri et md (efa vita ngah i evo7?), Kopela.
Solo et andry kely kouh.
Zay ngamba ny anio.

Ny liste des inscrits no endrasana.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Narindra a écrit:
bibi a écrit:
Henitsoa: Mathieu v hanao am'ty ry zalah?

Fahalalako azy aloa dia tena mbola ela dia ela tokoa vao hahita any Mathieu any anaty speciale isika e!!mampalahelo e! surtout avec son talent!! fa zay tokoa le hoe fiainana hono!! sinon raha atao fandinihana dia bediabe ny hanao rallye an!!
206 moa zay efa sure fa haka depart(Faly sy Bébé) ary za maka zalahy @scratch juste ao aorinany Joda sy Rila,avy eo maka evoX tecno(Boom sy Berthin)!fa mba hevitro sy fijeriko manokana io e!!Tovonen dia hanao miaraka@ Sitraka (mpanao Rbr)hitanao tany anaty reco panne!!aleo zaraiko eto zay mba fihetsempoko@zao fanomanana rallye Fsam 2012 zao,ao zany misy tonga dia sady maka notes miaraka tsain hoy fiteny @zao fotoana zao,ao tonga dia vao misy simba kely fiara dia tonga dia maka le soa fiarahantsika(THB) sady manamboatra!!ary ao ny mande milamina maka tsy taitra ! zay tokoa le lazaiko hoe REVY FA TSY DITRA izy ty e!!!mety misy tsy faly aloa hanoratako anizao fa zay le partager la passion@tony Forum intony dia mba lazaiko zay zavatra nihainako!!sinon olona hitanay zany dia Bera sy Boubou(204 raketaka)Tsiry sy Benny(205 ex Berthin)Haja Danielson sy copi ny(toyota Celica ex Mamikely)Yves sy Copi ny(Subaru Ex Haja D)Tovonen sy Sitraka(Clio Flash )Herizo sy Grist(Clio Nekena)....zay sy zay aloa ny SSDRSK avy taty amiko fa dia raha vao misy hafa dia lazaiko eto ihany e!!mazotoa daholo o!

Fa manina no ela ele vao hahita any Mathieu any anaty spéciale ?

+1

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
37 inscrits hono e!!! Miandry liste avokan'rallygasy sisa fa to enjana b adva am'categorie rehetra.
Legah sur subaru hono zalah an! Zanak'legah en M10 ^^ hehehehe.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
sub vaovao ve io an legah io sa ex iza?

ie,Sub Gc8 vaovao vao tonga io e,conduite a droite de serie avy tany angleterre tany fa namboarina tao garage ny tao fa M12 e!

sinon momba anay mbola tsy azo taratasy dia tsy afaka mandray anjara @le filalaovana vovoka fa dia miandry Dzama dray e!! thb REVY FA TSY DITRA hatrany e!!Bon rallye a tous na mpijery na mpandray anjara rehetra !! clapdance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibi a écrit:

sinon momba anay mbola tsy azo taratasy dia tsy afaka mandray anjara @le filalaovana vovoka fa dia miandry Dzama dray e!! thb REVY FA TSY DITRA hatrany e!!Bon rallye a tous na mpijery na mpandray anjara rehetra !! clapdance

Dommage Bibi ! On aimerait voir la 106 romotra be mais zay moa zany kou! Lavitra ihany le Tamatave an!
Mbola betsaka amreo miainga reo kou anie ny sahirana vao mandray depart e Embarassed
Mais vivement au prochain rallye Dzama ho anareo e cheers

Sinon Bon rallye à tous! flower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ty liste nivoaka aloha hatreto

1 Kopela Nathanael N4 Subaru N12
2 Nashemy Laurent N4 Mitsubishi Evo9
3 Joda Rila N4 Subaru N12
4 Chris MD N4 Mitsubishi Evo7
5 Gui gui Bone Fafahcop N4 Mitsubishi Evo9
6 Titi Mijoro N4 Subaru N12
7 Olivier Haingo N4 Subaru N14
8 Hery Be Nomena Bryan N4 Subaru N12
9 Boom Berthin N4 Mitsubishi Evo X
10 Haja Danielson Thierry M12 Toyota Celica
11 Legah Irdonen M12 Subaru GC8
12 Zo Daddy M12 Seat Ibiza
13 Mickael Steffy M12 Toyota Celica
14 Luc Naina M12 Subaru GC8
15 Fred Mickael M12 Nissan Gtir
16 Tahina Tahiana M12 Subaru GC8
17 Dom Tita M11 Golf IV
18 Tovonen NS M11 Clio
19 Ptit Chinois Koukie M11 Golf III
20 Tonio Hents M11 Peugeot 205
21 Bobo Jr Donato M11 Peugeot 505
22 Fidy Alain M11 Clio
23 Janice (Alcazaria) Dinax M11 Peugeot 205
24 Herizo Grist M11 Clio
25 Dani Herz M11 Golf
26 Ryan Beni M11 Peugeot205
27 Nirina Tina M11 Peugeot 306 S16
28 Solo Andry Kely M11 Peugeot 205
29 Fidy Anjeva Franck Bor M11 Peugeot 504
30 Chris Nax LJ M10 Peugeot 205
31 NIA IRI M10 Peugeot 205
32 Bera Yves M10 Peugeot 204
33 Barthelemy Damien M9 Citroen AX
34 Treerex Cornstar M9 Peugeot 205
35 Texhino Tito M9 Peugeot 106
36 Hery Rivo M9 Peugeot 106
37 Pattie Sylvie M9 Citroen Visa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bibi> ce n'est que partie remise zany e

Pronostic am'ty :
N4 : joda devant, derrière combat b nashemy, boom un peu plus loin combat b olivier kopela
M12 : mickael na i haja D no mahazo an'io
M11 : combat b avec dani et tovo.
M10 : za makan'chris sur 205
M9 : mazava ho azy tex sy tito

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kikoolin a écrit:
Remise des numéros roviana sy aiza azafady ? bounce

Ny enoko farany wé toundé samy maka ny package -ny am jeudi ao am fédé ShockedShocked

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay nanantena hahita Joda-Faly-Laza-Mathieu hifampitsako ao anatina rallye iray otran'anah aloha dia mahazo manantena tsy misy eo e Crying or Very sad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Programme Rallye FSAM
Vendredi 11 mai
les visites des voitures se feront à la station jovenna anosizato de 6h du mat à 12h
Es1 Antaramanana 11,79km 15h00
Es2 Atalata 6,76km 15h18
Samedi 12 mai
Es3 Antaramanana 19,51km 07h50
Es4 Andranosoa 18,65km 10h01
Es5Andranomiady 17,62 11h01
Es6 power stage à ne pas rater Masindray 8,25 km 13h01

Pilote Copilote Gr Voiture
1 Kopela Nathanael N4 Subaru N12
2 Nashemy Laurent N4 Mitsubishi Evo9
3 Joda Rila N4 Subaru N12
4 Chris MD N4 Mitsubishi Evo7
5 Gui gui Bone Fafahcop N4 Mitsubishi Evo9
6 Titi Mijoro N4 Subaru N12
7 Olivier Haingo N4 Subaru N14
8 Hery Be Nomena Bryan N4 Subaru N12
9 Boom Berthin N4 Mitsubishi Evo X
10 Haja Danielson Thierry M12 Toyota Celica
11 Legah Irdonen M12 Subaru GC8
12 Zo Daddy M12 Seat Ibiza
13 Mickael Steffy M12 Toyota Celica
14 Luc Naina M12 Subaru GC8
15 Fred Mickael M12 Nissan Gtir
16 Tahina Tahiana M12 Subaru GC8
17 Dom Tita M11 Golf IV
18 Tovonen NS M11 Clio
19 Ptit Chinois Koukie M11 Golf III
20 Tonio Hents M11 Peugeot 205
21 Bobo Jr Donato M11 Peugeot 505
22 Fidy Alain M11 Clio
23 Janice (Alcazaria) Dinax M11 Peugeot 205
24 Herizo Grist M11 Clio
25 Dani Herz M11 Golf
26 Ryan Beni M11 Peugeot205
27 Nirina Tina M11 Peugeot 306 S16
28 Solo Andry Kely M11 Peugeot 205
29 Fidy Anjeva Franck Bor M11 Peugeot 504
30 Chris Nax LJ M10 Peugeot 205
31 NIA IRI M10 Peugeot 205
32 Bera Yves M10 Peugeot 204
33 Barthelemy Damien M9 Citroen AX
34 Treerex Cornstar M9 Peugeot 205
35 Texhino Tito M9 Peugeot 106
36 Hery Rivo M9 Peugeot 106
37 Pattie Sylvie M9 Citroen Visa
38 Le Roi Lion BB M12 Peugeot 206
39 Ndrianja Hasina M12 Subaru GC8

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marcus a écrit:
Zay nanantena hahita Joda-Faly-Laza-Mathieu hifampitsako ao anatina rallye iray otran'anah aloha dia mahazo manantena tsy misy eo e Crying or Very sad

aza malahelo fa au moins mahita joda VS roi lion, fa ny tena combat koa Nashemy - GGB - olivier - kopela - Cri - titi tsy maintsy tonga dia à fond foana argueargue

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:

adino kely BOOM sy Hery be koah scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pronosticko
Joda bien sûr
apres 206 au cas ou tody atram farany
Boom
nashemy sy kopela kifkif (satria mbola mi s'adapte kely nashemy)
Titi, ggb sy olivier (de mm mbola ms'adapte kely reo)
Cri , hery be sy ny M12 ambony

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bibi ve i Subatelo e?!
Tsy hanao indray izany ny Liona? geekgeek
Ilay Celica Haja D le an'i Micka hono fa tsy ilay an'i Mamay kely

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pour suivre le 1er rallye de la saison 2012 en LIVE SMS: tapez NEWS au numero orange :0323200858 (Attention, votre num doit etre orange obligatoirement pour ce service) L'abonnement pour 1 mois de LIVE SMS ORANGE est de seulement 1000Ar TTC. Bon rallye à tous!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dommage Bibi ! On aimerait voir la 106 romotra be mais zay moa zany kou! Lavitra ihany le Tamatave an!
Mbola betsaka amreo miainga reo kou anie ny sahirana vao mandray depart e Embarassed
Mais vivement au prochain rallye Dzama ho anareo e cheers

Sinon Bon rallye à tous! flower [/quote]

Misaotra betsaka e!marina tokoa zany!mbola ezaka be dahoko vao mihainga e!

Hents :Merci an!dia Bon rallye letsy a!! clap

tena zay marina le SUBATELO e!!! lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
so6 dia manantena reportage photo zany ny tenanay ary bon sanjila ho any mpandray anjara e!!! go les so6

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ay ohatra ny tsy mety misokatra ilay site rallyegasy, Sa ny connexion ako no misy blem?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
td6patrol a écrit:
Ay ohatra ny tsy mety misokatra ilay site rallyegasy, Sa ny connexion ako no misy blem?

rallygasy.com le izy fa tsy rallyegasy.com o!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe>>misaotra e! fa misy koa le rallyegasy kah fa redirigé any amin'ny blog gasy tia rallye le izy
Nirina58>>mety ve raha Taratra Mobile @ Orange?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Depart rapitso, efa tsy d'mahita atory loatra! Lool
Après 2 seances d'essai hier et aujourd'hui, misy zavatra tsy nampoizina mi-casse tampok. Sady am'le mampi-anbandonne mintsy (tapaka fusee, puis tapaka. Tige mamindra vitesse iny.
Enga anie ka efa hita tam'zay daholo ka tsy hisy tsony.
Sinon en forme tsara ny daba, fohy ilay rallye nefa mila fetsy mi-gerer azy. Adva kouh am'le romotra b daholo. Verdict a l'issu de la premiere speciale hijerevana ny hitondrana ny ambon'rallye.

Bon rallye daholo e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RALLYGASY vous propose de suivre en direct le RALLYE FSAM 2012 sur:
www.rallygasy.com
Le LIVE RALLYGASY qui vous permettra de suivre les temps de chaque ES avec les cumuls du générale après chaque ES.
Des photos seront aussi disponibles dans l'album du Rallye FSAM 2012, ainsi que les résumés de chaque ES.
Vous pouvez aussi "partager votre passion" en participant sur notre page Facebook => [url= http://www.facebook.com/pages/Rallygasy/102201869849439]Facebook Rallygasy[/url]: vos impressions, des faits, des anecdotes ou l'écho des passages au bord des ES....

Les détails pour le LIVE SMS RALLYGASY seront annoncés très bientôt.

PARTAGER LA PASSION !!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...