Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
entsRANA

RPR 2012 (côté technique)

Messages recommandés

Proposition nouveau logo pour 2012
Meme base que l'année derniere fa nasiko retouche kel. amn fivoriana ngamb validena.
aorinan zay d vitaiko ny baniere rallyesim d ra mbol vita d ataok ny skin vaovao reetr avant premier rallye VMRC.
mazto zalà a



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Merci letsy a! ilay 1er choix mety amiko fa handramo esorina hoe le soratra RPR,na hatao kelikely eo @ calandre ohatra!!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tiako kosan'ilay 3 superpositions an. Milay doholy sady hazo tazonina doholy izy 2.
Ny fond blanc @ izay mampety azy moa ny fond noir @ T-Shirt na caskette.
Fa ho an'i bannière Team dia ny blanc no tsara.

Misaotra an'i Hentsrana! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lé fotsy ny fonds letsy no tiako, somary misy lé ombre lé izy d otrany 3D hafahafa , raha azo atao koa dia ataovy samy hafa ny lokon'ny soratra RPR eo am calendre: bleu ny R , vert ny P ary rouge ohatra ny R Very Happy merci. Amin'ny zoma 30 décembre zany no fotoana hi-affine-na ny saison 2012 e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aprés essai et discussion avec les sponsors Very HappyVery Happy , hentsrana courira sur WRC et S2000 la saison prochaine sauf consigne d'équipe.
La S2000 est déjà prête et viens de sortir de la salle de peinture, ci joint les images (somary nangala tahaka kel)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay e! fa aleo esorina aloha ilay logo orange fa mbola tsy valider ny budget 2012 leirony Smile
ary aiza ny fiaran'ny team angaha tsy zakan'ny spons intsony(207,N14,evo9,Audi A3 sns...)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
milay e! fa aleo esorina aloha ilay logo orange fa mbola tsy valider ny budget 2012 leirony Smile
ary aiza ny fiaran'ny team angaha tsy zakan'ny spons intsony(207,N14,evo9,Audi A3 sns...)


F ok k, milahatra salle fa sarotrarotra io loko iray io fa wav tskelkel

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa vonona ny fiaran'ialahy zany ry IRINA fa dia ataovy am zay ny essai Very Happy ny ana lesy ra hents mitovy am fiarako tena izy ihany raha mba azo atao lol!lol!lol! d merci d'avance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay lesy e
Aza adino lesy ny S2000 smam. De ny subaru N14 URT koa raha tsy mahazo mitondra s2000 ntsony @ vmrc

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci letsy a!ohatrinona indray izao ny facturan'io le miaraka @ piéces rehetra vao nafarana tao?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
merci letsy a!ohatrinona indray izao ny facturan'io le miaraka @ piéces rehetra vao nafarana tao?


Nidoboka noël leiz d aleo mba kdo e cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
Efa vonona ny fiaran'ialahy zany ry IRINA fa dia ataovy am zay ny essai Very Happy ny ana lesy ra hents mitovy am fiarako tena izy ihany raha mba azo atao lol!lol!lol! d merci d'avance


AUDI izany no entiny ialahy fa tapaka ny hevitra a?

Merci lesy ra Hents fa tena kdo de¨Noël ho antsiky mpihondana RBR tokoa itikatra.
EvoIX ny ahy e! Hita eo raha mety na tsia.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena tsara lesy fa merci. Azo atsipy mailaka ve le skin!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Smam >>>> ok, ezaako ho vitaina daol ny skin rehetra d ataok pack iray ny RPR rehetra.
in marn mo sisa zalà ny daba mila atao????? A3??? Porsche???? in 2RM????

ireto ny banniere ra ok d ty mis iray nataok azo atao banderole imprimé







Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Otrany tsy ampy audi lety ity bannière ity ry hents an! Very Happy d coté skin indray tsy mila manao porsh ela fa tsy misy hitondra io Very Happy d ny 2Roues koa tsy haiko oé inona no hoentin-dry zalah ao. En tout cas am zoma 30 décembre izao no ahitana n'izany rehetra izany amin'ny composition team ka mbola manentana antsika rehetra mba ho tonga fa dia ny saison 2012 no ho resahina ao. Very Happy
Sady mila ho fantatra ny disponibilitén'ny tsirairay mba hijanonan'ny Team 2 ao am league 1 ary ny hiakaran'ny Team 1 ao am league 1 koa,
ny stratégie VMRC 2012 ary ny stratégie contest 2012.


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
Otrany tsy ampy audi lety ity bannière ity ry hents an! Very Happy d coté skin indray tsy mila manao porsh ela fa tsy misy hitondra io Very Happy d ny 2Roues koa tsy haiko oé inona no hoentin-dry zalah ao. En tout cas am zoma 30 décembre izao no ahitana n'izany rehetra izany amin'ny composition team ka mbola manentana antsika rehetra mba ho tonga fa dia ny saison 2012 no ho resahina ao. Very Happy
Sady mila ho fantatra ny disponibilitén'ny tsirairay mba hijanonan'ny Team 2 ao am league 1 ary ny hiakaran'ny Team 1 ao am league 1 koa,
ny stratégie VMRC 2012 ary ny stratégie contest 2012.


F nampiko audi lets e Very HappyVery HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay lesy fa merci a.
Tonga dia kobondri zalah izany ny soavaly manao course ato @ ecurie RPRTeam.
@ zoma e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny 2RM fiesta S1600 ny ana hanaovako french tarmac sy french cup ra afaka anaovana skin. MRC 207 S2000 na N14 Prodrive, WRC C4 2008 na 2009, IRC 207. ireo no vam ampiasaiko am championnat 2012.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le dispacth des écuries par League est sorti sur RLSM.
C'est donc parti pour la course des rallyes stables. Afin d'améliorer au mieux le choix par semaine des rallyes pour chaque pilote, merci à chaque pilote RPR Team 1 et 2 de donner à la suite de ce post le choix de leur voiture pour chaque type de championnat et chaque type de surface avant de confirmer dans leur garage respectif.
Cette mesure facilitera le travail des managers et co-manager dans le coaching sur le cochage avant chaque semaine.

Pour ma part :
WRC : Ford Focus A8W 2007
SWRC : Polo S2000 ou Mini S2000
PWRC : Mitsu EVO 9
JWRC : 206RC

Autres championnats :
French Tarmac : 205F2000
French Cup : 205F2000
French Gravel : Polo S2000
V-MRC : Mitsu EVO9
Finish : Mini S2000
Autres Gravel : Evo 9 ou Polo S2000

A vous,

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aza adino izany ry zalah fa dia misy 5 Catégories be izao ny saison 2012:

A8-2
N4S2000
N4
2RM - 2.0litre
2Rm - 1.6litre

Safidio tsara ny fiara ary Very Happy

Ilaina koa ny handefasan'ny pilotes rehetra eto ny fiarany sao dia misy catégorie tsisy pilote mi-courir mihintsy Very HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilaina ny manager mihintsy ny listes ny fiara ho entin'ny tsirairay mba ahafahana mi-gérer ny stable koa samia milaza ny azy eto alohan'ny hanaovana breef indray

Pour moi

WRC : DS3 A8W 2012
SWRC : 207 S2000
PWRC : Sub N14 URT
JWRC : Clio N3

Autres championnats :
French Tarmac :EVO 9 A8
French Cup : EVO 9 A8
French Gravel : WRC
V-MRC : Subaru 95 A8 2
Autres Gravel : 207S 2000 ou N14 URT

A+

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ana mbola tsy fantatro ny fiara hoentina am VMRC fa mety amiko daholo ankoatra ny 2RM, donc miandry ny safidin`ny tsirairay ny tenako vao maka izay tsy dia misy mpifidy mba hi-equilibrena ny dispatching du team.

En resum,

A8 2: Noriza et Alexwelson
N4 S2000: ???????
N4: IRINA
2RM : sandback, djian, karlwelson, ragra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
WRC : Fiesta 2012
SWRC : 207 S2000
PWRC : N14 Prodrive
JWRC : 206 S1600

IRC : 207 R3

French Tarmac : 207 R3
French Cup : 207 R3, Evo IX N4, 206S1600
French Gravel : 206 AW03

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny ahy hatreto aloha:
WRC: Fiesta

IRC ?

French Tarmac: ? Mbola tsy afaka nanao test, fa mety R3 no hoentina

French Cup: idem que précédent

French Gravel: Focus WRC

VMRC: S2000

Turkie: Fiesta WRC11

ARC: S2000

Greek: S2000

Izay aloha hatreto ny ahy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...