Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
irina

TEAM RPR 2012

Messages recommandés

andrinoa> otrany nahita réglage dia mba netinety.

Tsara daolo ny resultatntsika tam iny semaine fa dia tohizo ry zalà. cheerscheers
Aleo fa mbola tazomintsika ny Munchi's sy Monster am 2013.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rehefa no dinihina ny resaka rehetra teto dia izao zan ny team WRC RPR amn herintaona
satria miankina amn perf tamty taona ity, mila mifidy manager ireo an

Team 1 : NORIZA - RAWILF - HAJAX

Team 2 : IRINA - ANDRINOA - HERJO

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:

in ndray ty rediredinla ty ry andrinoa a, ra elà v ts à la hauteur d zay zan in, ts f tkn voroka RPR mits i??? miezaka fona lty a, elà zao fer de lance RPR amn herintaona fa elà manana combinaison

lol!lol!lol!lol!
andrinoa> aoana ndray zany Very HappyVery HappyVery Happy . Mr manager anie no panome courage anay e Very Happy ! d ra tsy eo Mr manager d oaiza zay lety e! Very Happy . Nareo le manome consigne oe à fond na mande mora d zay le manaraka fotsiny lol!
ALLER LES MONSTER cheerscheerscheers

Mbola oavy ko mants i mister manager an'i nation's cup d ikozy oe "eh! tsy maazo mande mafy a!" lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
Rehefa no dinihina ny resaka rehetra teto dia izao zan ny team WRC RPR amn herintaona
satria miankina amn perf tamty taona ity, mila mifidy manager ireo an

Team 1 : NORIZA - RAWILF - HAJAX

Team 2 : IRINA - ANDRINOA - HERJO



Aleo ialahy ihany no manager e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

rawilf>> asio fona amzay fa f mafmaf ny adva manomboka eto an, sad ela ra vo mande mora to vome ts mety fa aleo elà excitena kel rog

irina>> afaka manao manager za fa ts pilote k, amzay ko afaka migerer tsar ny finance d mba manambola amzay tsik d afaka miala ao amn vitogaz elà, d andrinoa ko miala ao amreo vaza ireo Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
De aona ty ford niala am WRC ty? Ina ndray ny vam am 2013?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mis ford ian fa lasa privée k,
tsik zan ts we votery mijan Ford fa ireo pilote tafiditra 10 premier tamna rallye 1 nandritran saison no pilote prioritaire
zan we ireo pilote ireo no mifid team voloan d zay vo ireo ze t anao
tamn herintaona mo ts nis naka ny munchis sy monster d zay nazaontsik az

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

rawilf> tsy mila manager elaisany 3 mitsam e, ny mot d'ordre tsinona d à l'attak!!!! lol!lol!lol!

Hents> mifanara tsara elaisany sy IRINA fa mila fenoina ny 3è pilote.

ny ford munich sy monster alou mety mbola ho azo ihany am herintaona , miankina amzay kou ny fiara hafa , afaka entina izay fiara tsisy maka.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mety fon io e, zay tena mbola mampiavaka antsika RPR, mora maay mifandamina.
za alo ra ny tena tiako d miova vam e, na DS3 na Polo na Mini ou mm Hyundai
tiako le nouveau challenge
ita eo e
Ny important d betsaka ny RPR no sad mande b daol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

0 point indray am ty semaine ty. tao am Es3 Cyprus rally retour bureau Mad . tam herinandro lasa teo vita ny avant dernière Es le rallye mettet dia nivadika écran noir teo ampijerena temps. migafy fona ndray ty PC ty nefa efa volana maro zay nade tsara mitsy. Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nga tsisy leg hafa tsony ao aoriana ry hajax? ra mbola misy leg hafa dia tohizo foana fa mahazo point foana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
0 point indray am ty semaine ty. tao am Es3 Cyprus rally retour bureau Mad . tam herinandro lasa teo vita ny avant dernière Es le rallye mettet dia nivadika écran noir teo ampijerena temps. migafy fona ndray ty PC ty nefa efa volana maro zay nade tsara mitsy. Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad


manandrama ela mampiasa GAMEBOOSTER fa io zao no ampesaiko ko evitena le retour bureau de atreto mety
midesactivé processus rehetra ts ilaina amle jeu io d manao mode silence ny màj sy antivirus, d vo ajanla d mivern normal ny machine

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa misy gamebooster. nande tsara mitsy hatram zay fa zao ndray vo misy blème io. efa natao scan antivirus, defragmentena fa mbola vo ihany. ny tempé CPU sy carte graphique eo 39-40° eo maxi. ny résolution 1024X768 32 bit. tsy nataoko plein écran dia lasa tsy hita ny compte-tour sy ny soratra am menu nefa ratsy le sary ra atao 800X400 le résolution.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
efa misy gamebooster. nande tsara mitsy hatram zay fa zao ndray vo misy blème io. efa natao scan antivirus, defragmentena fa mbola vo ihany. ny tempé CPU sy carte graphique eo 39-40° eo maxi. ny résolution 1024X768 32 bit. tsy nataoko plein écran dia lasa tsy hita ny compte-tour sy ny soratra am menu nefa ratsy le sary ra atao 800X400 le résolution.


jerevo ian màj pilote graphik, nena zao nis blem pilote graphik fa jeu afa alo e, fa sod zay ko.sinon midira ko bios d ataov config par defaut ra nis zvtr nokitihina tao, ramis graphik intégré d desactiveo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
A tous les pilotes RPR Team 2, efa manakaiky b ny poursuivant direct tsika ao @ classement stable (the race), moins de 600 points isika dia tratra fa mila mi-assurer arrivée daholo isika rehetra afatsy izaho satria adino no ni-coché (Miala tsiny).

Alefa zalah...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
controle NORIZA tamn nations cup, f tsis dikan alo ny valiny fa resaka setup ty itandremna amn 2013

Quater final 2 of 2 C2 Vs A1 :

418 - NORIZA :

Replays des ES 1,2,3,4,5,7,8,9 non valide

Le setup par défaut est ok, il a certainement utilisé un setup pour le mod normal mais d'une spéciale tarmac car ces setups sont ok pour le tarmac..

Donc Setup invalide sur ES > + 3 minutes sur temps scratch valide de classe pour ces ES 1,2,3,4,5,7,8,9.

Le reste est ok.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hents>kii soa ihany fa efa tsy manao intsony izahay le!dia tsy maintsy manao setup isaky ny mod ve letsy izanypour 2013?
Irina>efa retired sahady aza tao french cup an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
otrn ts zay alo fanfatarako azy e
nena zao reglage terre ref mode gravel sy normal terre
d tarmac mo zan ref mode tarmac d normal tarmac
d ny snow ko afa mits
fa eo amle mix no le normal no angalako azy, ra france mix zan d tarmac reglage sns ...
zay alo nenay fa ts azoko tsar le navo anla io
fa atreto alo d nety io ref controlé i kilom

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mila jerena tsara ny règlement 2013 izany fa mbola fanontaniana mipetraka koa hoe mbola mahazaka RSRBR 2013 koa ve ny matos?toa betsaka ny fanovana hatao ao!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mitov amn 2012 ian ny avesatr io k, tsis ataorana, fa ireo SS vaovao sasany irreo no mila andramana tsara (swiss gravel - akagi sns....)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
"APPEL tao amn FB nalefan Soafa"

Miantso ny team RPR sy ny T6 ny fédé rahampitso à partir 18h30 hivory mikasika ny RIM koa représentant 2

d aon zalà ny atao, le tng d ts miten alo otrn mapme ian fa manjary miavonavona b isika....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Controlé za tam week44, nalefako sendreplays dia tonga 100% dia mijanona eo. dia lazain'i Ecosse fa tsy azon'i leiry ono. efa in-é no bloqué teo am 100% teo. hoy i leiry hoe alefaso mail ndray. nu compte-ko am ty semaine ty efa bloqué. tsy mamely koa le internet 3G+ Telma.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ra tsy tonga mits le accusé kel ao arinan 100% d ts tng tsar any zan le fichier anla, donc hebergeo amna site afa na alefaso mail arakin'ny tenen leiry

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hajax> alefaso any am hents fa any tonga dé assuré lasa fa lé telma efa b mpampiasa b d tsy mahatosika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita ny terre de Vaucluse, combat zaho sy Hajax. 8 sec alohan'ialahy zaho nony farany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Andrinoa>> Hanao comeback isika 2013 a.
Na de saika kivy hoe henjana be daholo ny fandehan'lisany ao aloha ao lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny pb an'la anié d lé fotoana hilalaovana e, refa milalao matetika ela d miverina ny rythme Very Happy sady i tonton alex zao tsy afaka tsony d mety tsara ra manao come back ela bouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
misy blème ny pc-ko ato fa tsy afaka mi-cocher stable na mijery roadbook mitsy, misy soratra oe error 404 na rallye wrc hatram zay iany no listé ao am stable rallye. ny homepage ko tsy misokatra tsara daolo reo lien sy affichage. so de misa afaka mi-verifier nyrallye stable am semaine 26 au 02/12, hajax mot de passe 01011975. misaotra ry zalà

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
misy blème ny pc-ko ato fa tsy afaka mi-cocher stable na mijery roadbook mitsy, misy soratra oe error 404 na rallye wrc hatram zay iany no listé ao am stable rallye. ny homepage ko tsy misokatra tsara daolo reo lien sy affichage. so de misa afaka mi-verifier nyrallye stable am semaine 26 au 02/12, hajax mot de passe 01011975. misaotra ry zalà

french tarmac no-cochénlà ato. Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rawilf. a écrit:
hajax a écrit:
misy blème ny pc-ko ato fa tsy afaka mi-cocher stable na mijery roadbook mitsy, misy soratra oe error 404 na rallye wrc hatram zay iany no listé ao am stable rallye. ny homepage ko tsy misokatra tsara daolo reo lien sy affichage. so de misa afaka mi-verifier nyrallye stable am semaine 26 au 02/12, hajax mot de passe 01011975. misaotra ry zalà

french tarmac no-cochénlà ato. Very Happy


Misaotra e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le règlement général 2013 > qu'un pilote qui n'arrive pas à envoyer se débrouille avec un collègue de team ou écurie, car nous n'accepterons plus les fichiers en dehors de SendReplays

>>>aleo atao milay tsar connection zalà fa anahirana ty ra otrn tamty taona ity

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...