Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
hajax

Problème connexion internet

Messages recommandés

misy blème ry zalà ny internet ato amiko. Telma am téléhone no ampiasako, mbola edge angamba le izy fa tsy 3G. Sarotra be vo tafiditra championnat ao am rscenter, rehefa tafiditra ka manao "démarrer un rallye" dia matetika "Aucun rallye programmé" no misoratra ao. rehefa misy indray le rallye dia mande tsara fa afaka 30s ao aoriana ny départ dia retour bureau dia misoratra hoe "you are not connected to internet.... You can restart rally. code restart XXXX". in-3 za zao no voan'io. naika anao leg2 le Geko Ypres in-2. na niditra ny mrallye ary omaly dia ela be na tsy mety misokatra mitsy. zao maraina zao otrany nety dia nanao session dia mbola voa ihany. nieritreritra oe kely ny mi-connecter maraina be fa tsy mbola mety ihany
Ina ny offre internet interessant ampiasainareo any ry zalà?
Life teo no nampiasaiko fa niakatra tampoka teo ny prix, 60 000 Ar ny 1Giga dia lasa 105 000 Ar efa ho 80% be zao tena mpangalatra tsss.
raha misy interessé dia amidiko le clé life.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nenà alo les moov ADSL, ra sam andany 105000 d aleoko nena fa illimité amn rehetra pour 149000Ar, saing mande 22 alo nena d ra mbol ts manana d eo amn 800000fmg eo mampiditra, ny interessant zao ra moov d le 4go de volume, 79000ar, mila 22, sinon le 3G+ 1,5G de volume pour le meme prix.
Blueline ko alo manana fa ts d tiako e, au meme prix amn moov iz fa latsak debit fa mis TV ny avantage (nef otrn chaine ts d mlay an).
Ra za alo d aleoko ian MOOV e, sad tsar ny connection, zarà ra mis blem no mande aingana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha tsy te hampiditra fixe Telma indray dé Orange ampiasaina fa azo hidirana ihany iny 1G0 = 79 000MGA

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci ry zalà. le moov no itako tsara htatram zao zany, le telma matahotra za am le débit fa ra b mpampiasa dia midina ono ny debit ra vo tsy le adsl am fixe.
H RAS> tsara ve débit le orange?
(omaly zao tsy nety nisokotra mitsy ny site rehetra nojereko)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
merci ry zalà. le moov no itako tsara htatram zao zany, le telma matahotra za am le débit fa ra b mpampiasa dia midina ono ny debit ra vo tsy le adsl am fixe.
H RAS> tsara ve débit le orange?
(omaly zao tsy nety nisokotra mitsy ny site rehetra nojereko)


Hitako hoe tsara alou lé vitesse de connex @ orange e.

Ny blèm fotsiny indraindray dia rehefa elaela no connecter (+1H) dé otrany tapaka hoazy zany dé mila mi se reconnecter fotsiny.

Après mety mi-jouer koa ny localisation.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...