Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thkid

thkid

Messages recommandés

kaiz daholo,

faly tafiditra amin ty serasera ty ny tenako. za tena mpankafy automobile sy sport auto indrindra ny rallye. efa tamin fahazaza de efa nankafy. noho ny asarotany fiainana mo de nijanona ho mpankafy ihany fa tsy ba afaka nandray anjara.

so ihany fa ba nisy le jeu vidéo ireny Laughing ba hahafahana manakaiky na de lavitra az.


ny fiara tiko indrindra alo hatreto dia ireny ford escort cosworth ireny. faniriko ny ba hanana an le 4 roue motrice ireny de soloina moteur duratec iz.

ny jeu de course tiko indrindra dia ireto : colin mcrae 2 (tiko indrindra), RBR, NFS

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...