Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Smam

Stable RPR 2011

Messages recommandés

irina a écrit:
Smam a écrit:
andrinoa a écrit:
gidraka b ry zalah ny fandefasana ny replays fa leg 3 ihany zao no nety lasa fa ny 1 sy ny 2 tsy mety mivoaka lé lien d'archive iny. Nanontany tany amdry zalah za fa raha tsy tonga any ouno au moins ny es3,7,10 et 15 dia sanctionner za= very 400 points ny team ratoandro zao za vao anadrana andefa ireo 5 spéciales ireo

Aoka lesy. ireo es tadiaviny ireo iany alefa aloha e

+1 @ smam, pour gagner du temps, ireo ihany alefa dia valiho ry zalah woe ireo ihany ko no nalefany ialahy satria ireo no tadiaviny.

nga tsy nampiomehy indray ry zalah tao am rallye sim, lasa daholo ireo es notadiaviny dia namaly indray izy fa ilainy daholo ndray hono ny rallye rehatra. Heureusement afaka alefa tsirairay kay ny replays ry zalah fa tsy oe par leg ihany.Conclusion lasa daholo ihany ny replay-ko cheerscheerscheers miandry ny valiny sisa zany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny ana zany zao ra vao tatmac de 206 S1600 A6k ny vam. vitsy ny adva ao. i chepilevski no tena enjana ao. le clio williams N2 koa mora entina fa fusée b daholo ny adva ao. am coupe de france tarmac zao 206 S1600 io fona no nentiko fa mba nahazo point am classe ihany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:

otrn ivadika clio ko za fa tena mora entina bnef mande, na VMRC ar za ivadika ra zao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa tena migafy ry zalà le jirama aty ankatso aty e! na maraina na atoandro na aprem na hariva na alina be dia misy coupure faona. tsy fantatra intsony oe am firy no afaka iditra session. tsy maintsy hividy onduleur ihany am farany.

tng d groupe vidina fa ny onduleur ko manary an!!! fa tan dremo futsn lany lasantsy anat ES any na liaison LaughingLaughingLaughingLaughingLaughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
fa tena migafy ry zalà le jirama aty ankatso aty e! na maraina na atoandro na aprem na hariva na alina be dia misy coupure faona. tsy fantatra intsony oe am firy no afaka iditra session. tsy maintsy hividy onduleur ihany am farany.

Na groupe éléctogène de secours. Tsy maintsy rallye fohy kely izany no atan'ilahy stable.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena sampona am le izy anie rehefa hiditra session fona no tapaka leiry e. lasa mitombo ny stress hoe ho tapaka sa tsia ilay jiro. sady le izy tapaka eo am 1mn eo dia mirehitra dia verina tapaka kely indray.

Mivavaha alo ar aloan'ny session e!!!!!!
Mindrama alo groupe ra za elà d ref anao d le ordi ian no atsatoka amle groupe, 1litre nge to mavita elà b ra le kelkel ren e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:

De lasa ho investissement be mitsy ange lesy ty rallye ty raha zany e
Miandry kely ny orambe ho vita de mety hilam hono io e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena miala tsiny ry zalah fa tena abandon za tao italian championship d tsy mampiditra point am ty semaine ty NoNoNo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
Herjo, Noriza, latvalaza, mandefa replay lisan ao sod adino

mazto zalà

Ok letsy misaotra fa efa lasa mahazatra ity mandefa replays ity enganie tsy hanondrana indray ilay connexion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Comme c'est la 1ère fois que j'envoie des replays, est-ce qu'il y a une confirmation de réception des commisaires?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
normalement si tous c'est bien passé lors de l'envoi, tu as un lien qui s'affiche dans la partie où le mot sending... s'est inscrit.
Sinon, il faudra les renvoyer jusqu'à ce que le lien s'affiche pour prendre la place du message sending...

Ok. C bon pour moi alors. Merci

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...