Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
catcat

salut!

Messages recommandés

manao ahoana daholo oooo! za CATCAT ,mankafy rallye be mihintsy efa ela! tonga hatrany Majungà,Antsirabe,Tamatave,manaraka rallye,nefa ngé ts manana havana mpanao rallye akory e!lol ;ny eto Antananario moa zany tsy tenenina intsony fa tsy maintsy any anaty ES i Catcat! hi hi,ka saika hanontany hoe:tsy diso adiresy akory aho an???...ankoatrizay,za miasa ato amin'ny Immeuble NyHavana 67 ha!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongasoa e cheers

fa otsan tsara précisena iany indraindry oe vavy sa lah lke scratch na asina sary lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tonga ihany ianao (tsy diso adresy ka )....tongasoa eeee ...dia mazotoa mitafa ato eeee....dia ho tafiaraka mijery rallye zany @ manaraka ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tonga soa sakasaka aaaa! mazoto mitafa D aza misalasala mintsy rehefa ato!! raiso ny vera, midira bar makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...