Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]

Messages recommandés

Annonce kely e! efa ela ihany inty no noresahana fa mbola tsy mety tanteraka hatramin 'izao ka aleo relancer ko kely
andao isika hanao Mini Grand prix de karting! tsy ny so6 ihany angamba fa na ireo sympathisants koa aza. ny formule noheritreretina dia course en 3 manches:
1- Essai Libre
2-Essai Chrono
3-Super Final (10 meilleurs chrono)
Efa nisy fotoana izahay nanao otran io, 30 no isan'ny participants, dia nandoha 200 000Fmg avy. ny course dia vita en une matinée.
ny déroulement: misy aloha ny essai libre izay juste hoe anaovana prise en main ny kart, tsisy temps io tsisy pression fa "on joue comme on aime", rehefa mahavita ny session ny rehetra (raha 30 ny concurents dia 10 mn x 3 x 10 karts zany), dia atao tirage au sors ny kart hanaovana essai chrono, afaka mifandamina eo ny tsirairay amin'ny choix ny kart refa vita ny attribution des vehicules, raikitra ny essai Chronometré, le meilleur chrono des tours effectués no raisina ka ny 10 premiers ihany no miakatra Super Final. ny super final dia course, izany hoe départ en fonction ny classement eo amin'ny essai libre ny hi placer-na sur la ligne de départ, miady pôle position zany. tsy ny meilleur temps au tours intsony no iadivana eto fa ny nombre de tour vita, otrany manao course Kapsily zany Wink. ny attribution de karts dia tirage au sors fa afaka mifanaraka koa anefa ny tsirairay hoe ifamadika kart refa avy eo.
Ny heritreritro dia aleo atao amin'ny Dimanche 05 décembre dia ataotsika hoe vendredi 26 Novembre no cloture des inscriptions ( efa voaloha ny $$ am io) ilay izy amizay misy handaminana programa sy hanangonana $ kely. izay mazoto aloha dia milaza eto ahitantsika na ho atao na tsy ho atao.
Ny prix angamba dia aleo atao tsika hoe ny fahafinaretana azo e! satria tsy misy fidiram-bola ho an iza niza io fa juste hoe andohavantsika ny volan ny srk fotsiny ireo. vos marques ary e! dia ilazao ny sympathisants e!!
so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers mety be izany cheers fa izahay aloha raha ny 5 decembre dia tsy tafa sady ny alahady ve mety raha blockéna izany ny ao @ Srk ???

Proposition zany raha mety dia vendredi aprem fa ny rehetra mahita

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheerscheers
Partant fa BOUDIN zany tia tena satria Zoma ny olona miasa de aona zany Question
Mety amiko ny samedi dimanche sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety ilay izy fa aza atao dimanche kosa kle,
raha izaho manokana aloha dia sabotsy maraina no atao ny fifaninana amin'izay mba afaka mody tsy tratran'ny orana!

Fanontaniana faharoa, tokony mba hi-negoce kely ihany ny kaly an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay zany plan zany!
Zay ve zany afaka manao "sympatisant"? Very Happy
Sabotsy marina aloha no mety e!
Ary inona ny kart ampiasaina amin'izy io?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok pour moi! samedi ou dimanche C bon pour moi. ce dimanche serait excellent pour moi lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
Milay zany plan zany!
Zay ve zany afaka manao "sympatisant"? Very Happy
Sabotsy marina aloha no mety e!
Ary inona ny kart ampiasaina amin'izy io?


ah ben sur que sympathisants , le so6 est tsimilaonjafy tout le monde est le bienvenu.

fa zan yhoe tsy tsara asina catégorie ve ilay izy? zay V D hiady am'levata / m.n.r / dodanen / tsi2 et les autres poids plume ??????????

je demande une catégorie poids moyen avec prez / mimich / nerone / et les autres amis du "bide" ptdrrrrrrrrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha ny proposition-ko aloha dia ity;

Sabotsy no atao ny trophée

départ ville 8 heures

Arrivée 9:00 SRK dia tonga manomboka ny ketrika satria raha 3 x 30 mn izany dia 90mn izany essai chrono fotsiny dia mba tsara raha tapitra amin'ny 2:30 amin'ny 3 any ho any satria mbola tsy maintsy hisy ny 3ème mi-temps avy eo



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Itako mety lay proposition an tsi2!

Hents> ka ny anareo mba any am stabilité ndray no mahazo e!!!hihihihihi! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay zany groupe M, ny point moyen groupe N dia ny poids lourd groupe A ee!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dia tsy aiko mintsy alou fa za tsy dia mahay an tony karting tony! Very Happy

ary mila combi zany?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mety b le programme fa ilay date fotsiny no otrn ela loatra an. propositio hoe raha hatao samedi 13 novembre

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mety lay proposition'i Tsitsi atao SAMEDI matin lay izy.

@ DZAOMALAZA >>>> Ra tsy mahandry ela dia pouletiseko ela am 13 Novembre ra sahy Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
scratch fa ina lay course de côte am 13 io ao @ FB? sa tsisy?
sa dzaomalaza tsy hanao?tairo 309 hanaovako aza e petardpetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rahovina mo zany io revy io ? zay v mba mahazo manao tompoko azafad ?
si oui ! d +1000 am le idée an Mr Henintsoa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ner1> ny antony anaovana azy somary lavitra dia amzay mba afaka mandamina ny programany daholo ny rehetra ary afaka manangona $$ koa ireo mba té hilalao...
Tsi2> mety ilay plan an ialahy e! fa io izany dia isika ihany no Erany... refa hoe atao samedi dia mety foana
Titinho> tsy misy Leste azo ampiasaina any! iny no olana
Mnr> Tsy obligatoire ny combi dia Kart 390cm" 4 temps no ampiasana
Hents>> Ohatrany sarotra be ilay hoe izara catégorie de poids satria lasa hisy hangataka koa hoe aleo sarahina ny efa nilalao sy ny mbola tsy nilalao, sarahana ny tranche d'age sns geek donc ton excuse n'est pas valable!!!! pouletlol! sérieusement: ilay probleme na poids ngamba mety ho compensé ihany hoy aho satria rehefa midina ny lalana dia mahazo avantage ny mavesatra dia rehefa miakatra dia lasa indray ny maivana, nefa ny circuit ilalaovantsika misy fiakarana sy Fidinana. ny zavatra efa hitako koa dia efa nisy niara nanao session taminay olona somary mavesatra environ Ohatran i SOAFIKOV iny fa mahavita 1'02 et 1'03 izy eo ami'ny Grande Piste nefa ny record de piste eo toa 1'00 donc....
saika hadinoko:
ny circuit ampiasaina dia ilay circuit lehibe satria eo ny transpondeur no mandeha
Maiba sy ny akama et sympathisants rehetra dia afaka manao daholo, plus on est de fous plus on rit et plus il y aura de pouletlol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
asio résumé kely oe Cool aiza d rovina d aona d iza d anin

zafad


Zao lesy a, quand on te diras, tu te pointes, et avec la caisse du so6 et point!!! C'est tout!!!! On t'expliquera le reste sur place Wink
lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon, passons aux inscriptions:

- Beelabba = PARTANT
avec en plus 2 - 3 amis sympathisants voire un peu plus mais je confirmerai lors du paiement.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli= PARTANT

Efa manomboka izany ny recensement fa anjaran'i CB+ no manisa ary mametra ny isa an!

Tokony ho 10 isaky ny miainga

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R=PARTANT
avec 2 ou 3 autres sympathisants surement aussi!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:
otran mbola tsy nahita daty za teo?


Raha ny henoko aloha dia toa hoe 5 Décembre ilay izy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary any am iza tsara zany no alou ny vola fa ôtrany mety hiedivana ihany ny place an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za partant e.
Séance training+taimbaka party ce samedi à 13h. Betsaka ny efa mazoto fa amboary ny fotoana e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
za partant e.
Séance training+taimbaka party ce samedi à 13h. Betsaka ny efa mazoto fa amboary ny fotoana e


présent pour la session training bounce . asioko défi maiba / prez / mimich amin'io hihihihihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay vo itako ty post ty...
za partant fa le 14/111 le 27/11 et 05/11 za tsy afaka....

cheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MnR> Entrainnement kely maivana
P.S: Pour la session de ce samedi, il y aura un moniteur sur place qui dispensera des techniques de bases de kart, trajectoire,... et c'est free!!!
C'est en quelque sorte un mini so6 kart-control

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Oui oui, je serai là. Que ceux qui ont des soucis n'hésitent pas à me poser des questions. Cette fois là, les cours seront gratuits Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
J.Bee'ber a écrit:
Sao dia mba lay samedi 4 no mety annnnn!!!!!


Mety aminay io daty io


samedi avant rallye. tsy manao reco sahady ve ry zalah amin'io? sinon mety amiko bé ilay daty na zoma na lakamisy na larobia aza lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber a écrit:
Sao dia mba lay samedi 4 no mety annnnn!!!!!


mety koa io ho anay!..

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
MnR> Entrainnement kely maivana
P.S: Pour la session de ce samedi, il y aura un moniteur sur place qui dispensera des techniques de bases de kart, trajectoire,... et c'est free!!!
C'est en quelque sorte un mini so6 kart-control


Pour les cours de techniques de base c'est free mais pour les kart comment ça se passe?ce sera sur la grande piste aussi?...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber a écrit:
Sao dia mba lay samedi 4 no mety annnnn!!!!!


Tsy poins io fa course scooter o !!! Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Riry> aleo ny scooter any Isahafa fa ny Karting no prioritaire e! lol!
miala tsiny zalahy fa zay vao nandeha indary ny connexion nay! donc zany raoviana ny date mety? aleo Fixer tsika Samedi 27 novembre ary e! dia ny matinée no hatao. minimum 15 personnes izany no ilaintsika an! dia
ny inscription sy ny $ ngamba dia aleo lazaina amin'ny fotoana manaraka. au moins 1semaine avant la course dia annoncer na ilay toerana anaovana inscription dia cloturée ny jeudi 25 Nov mba hampety ny Timing tsika fa dia ataovy pret fotsiny ny $$.
a titre d'info kely inty ny Quotation tany amin'ny SRK:

- manche 1 : essais libres 10mn/pilote
- manche 2 : session chronometrée 10mn/pilote
- manche 3 : super finale (10 meilleurs temps) depart sprint 10mn/pilote
raha 30 personnes: total 70 sessions x 15 000Ar = 1 050 000Ar
raha 40 personnes: total 90 Sessions x 15 000Ar= 1350 000Ar

NB: 15 000Ar ny session rehefa mampiasa transpondeur, quotation pour 30 et 40 personnes no azo fa mety koa na dia 15 fotsiny aza isika.

Dia izay efa sure aloha no ataoko recap:
1-Beeloebba
2-Bigbang
3-Riry
4-Tsi2
5-Christophe B+
6-M.n.r
7-Jaonathan

Ny momba ny sympathisants dia tsy misy olana fa pour éviter ilay inscrits nefa tsy hita akory rehefa avy eo dia aleo ny olona miaraka aminy no mi se porter Garant sy manangona ny $$ satria raha sanatria tsy mandoha inscription izy, ny volan olona tsimaintsy aloha Wink


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ARy ny connexion anlà mitelina mpisoratra anarana an!

Izaho hoà partant fa i Soaf no tsy afaka 27 nov

Citation :
- manche 1 : essais libres 10mn/pilote
- manche 2 : session chronometrée 10mn/pilote
- manche 3 : super finale (10 meilleurs temps) depart sprint 10mn/pilote
raha 30 personnes: total 70 sessions x 15 000Ar = 1 050 000Ar
raha 40 personnes: total 90 Sessions x 15 000Ar= 1350 000Ar

NB: 15 000Ar ny session rehefa mampiasa transpondeur, quotation pour 30 et 40 personnes no azo fa mety koa na dia 15 fotsiny aza isika.


Tsy haiko na zà no tsy mahazo resaka tsara na hoe io no misy diso fa raha ny fahazaoko an'io dia 15.000 Ar fotsiny izany no aloha ve sa 15.000 x 2 +1 (10 meilleurs temps???

Sao mba tokony asiana negociation maivana kely ihany any am SRK mba ho gratos ilay 10 meilleurs temps?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
Partant hakotran' 5 dec, 27 nov, 13 nov


tsy afaka @ io satria RBR Contest io andro io koa asa raha mety !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...