Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Hetsika @ rallye Asa Tana 3 2010

Messages recommandés

Le president du club Asa Tana a sollicité le so6 pour une collaboration pendant ce rallye, il nous propose donc de faire une animation pendant ce rallye:

proposition:

- comme en 2008, un concours de Drift au PC anosizato
- une animation RBR au PC
- une autre forme d'animation à définir
- une animation à l'intérieur des SS

donc ce que j'aimerai savoir qui serait partant pour ces animations et quel serait la meilleure animation qui sied à l'image du so6

raha mahazo valiny haingana noho tena tsara satria ny Reunion d'info moa dia rahampitso !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pour le première fois, je peut me porter volontaire pour les animations car je ne ferai pas partie des concurrents (trop superstitieux lol).

Ka noho izany, raisiko avokoa ny andraikitra izay apetrakareo eo am-pelatanako na dia hanao barman fotsny aza na mpikarakara hotesses

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
une animation RBR au PC


Io zao no afaka atao satria sady afaka manao animation no tsy bloqué eo foana fa mba mijery rallye sady fidiram-bola ho an' so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

oatran'ny ts mazoto loatra @ animation au PC satria zahay te hijery rallye Wink fa asa raha hoe misy fika any anaty spegany no hanao animation an!!! makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Refa avy niresaka t@ President ASA Tana dia tapaka fa any anaty SS ihany ny hanao animation koa dia misokatra indray ny ady hevitra !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mazoto anao animation dans les spéciales
ny hotesse RB ko mazoto anotrona ny so6Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
mazoto anao animation dans les spéciales
ny hotesse RB ko mazoto anotrona ny so6Laughing


misaotra mialoha ny RB !!!

ny toerana à definir zany !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

une autre animation afaka atao eny am pc

defi king of prospect hahahahaha

du genre zay mavita manao meilleur temps sur prospect pendant les 3 jours du rallye d mena loka
d ny olna 1 afaka manao 3 essai d ny meilleur temps no comptabiliséna (otrany le systeme fanaon'ry top gear sur un circruit...)
payant ou pas je ne sais pas
fa ny vam no fixéna anak-1 tsy aiko oe in
tokn manana stand manko ny RBmag amn'io satria zahay mi-organiser concours photo d isy toerana anovana anzay
tsy masosotra ra miaraka amnay eo ny so6 avec 2 ou 3 playseats anovana défi eo

NB: PROSPECT EST DONNé à titre d'exemple...the king of prospect on sait déja ki est-ce...il s'est autoproclammé mdrrrr

prkoi pas VTV Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
une autre animation afaka atao eny am pc

defi king of prospect hahahahaha

du genre zay mavita manao meilleur temps sur prospect pendant les 3 jours du rallye d mena loka
d ny olna 1 afaka manao 3 essai d ny meilleur temps no comptabiliséna (otrany le systeme fanaon'ry top gear sur un circruit...)
payant ou pas je ne sais pas
fa ny vam no fixéna anak-1 tsy aiko oe in
tokn manana stand manko ny RBmag amn'io satria zahay mi-organiser concours photo d isy toerana anovana anzay
tsy masosotra ra miaraka amnay eo ny so6 avec 2 ou 3 playseats anovana défi eo

NB: PROSPECT EST DONNé à titre d'exemple...the king of prospect on sait déja ki est-ce...il s'est autoproclammé mdrrrr

prkoi pas VTV Rolling Eyes



cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers

j'adhère à mille pour mille avec vontovonrona , am'zay tiss reco zany fa tonga D eo no mi découvrir ny spéciale gasy. asiana fandraisana anjara bien sur

bravo pour l'idée de génie mister big j'adhère, par contre kin gof prospect Twisted EvilTwisted EvilNoNoNoNo hahahahahahahahahahahaha

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety ve raha misy fivoriana miaraka ny Alakamisy 14 naha ny Zoma 15 ho avy zao mba handaminana an'izany rehetra izany !!!

mba asio valiny azafady !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vonona hifanampy fa miankina amin'ny timing satria amin'io koa dia manao animation ny Madacox (défilée, expo kely ) aloha no fantatra hatreto
sinon tena hitako tsara le hevitra famoahana ny SS gasy vontovorona sur RBR amin'io

Afka mivory ihany koa ny alakamisy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
izahay ao am rallygasy aloha dia miala tsiny amin`ny mety tsy fahafahana miaraka mikarakara e,fa ra misy ilana azo atsona iany oooo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
somary ny telo sy efatra indray zany noho afaka koa asa raha asina ihany ilay fivoriana ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
so d vitan'ny eto iany aza klou lay fivoriana!
somary enjana iany lay animation any anaty spéciale satria to mandalo in1 par jour fotsn lay rallye
manina ra ny eo am pc no masahana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

j'adhère par tsanga-tànana @ilay hevitr'i Big pour présentation VTV @io (dia itehafako lay hotesse RB Razz )

perso, je suis pour l'animation au PC koa pske ho sarotra zany anaty ES raha 1 passage fotsiny, sady perte am déplacement fotsiny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zao ty post ty vo hitako fa azafady indrindra... Embarassed
Momba ny avis-ko dia izao: tsy mazoto raha ny tenako, kanefa manaiky sy manaraka ny fanapahan-kevitry ny be sy ny maro. Zay ftsn n'kozin'i zinen. Mdrrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
A une semaine avant le rallye Asatana, nous ne sommes pas encore fixes sur ce que nous allons faire, ou ce que nous n'allons pas faire (tout depend de comment on voit les choses)

Il est tout de même a noter que le team so6 ne peut compter que sur ses membres, et les membres ne se limitent pas a moins de 10 personnes que je sache.
Alors il est demande a chacun de donner son avis (au moins)
Marihina tsara fa tsy ifanerena ary tsy mbola nifanerena ny fanaovana adidy, fa kosa mba tiana ho fantatra (ary tsara ho fantatra) ny hevitr'isika rehetra.
Il en va de la vie du team zalahy an, il ne s'agit pas juste de ce rallye.

Tsikaritra mantsy fa pour ce qui est reunions ou de adidy ou autres, il faut tout de même avouer que ce sont les mêmes tetes que l'on voit.
(Resaka efa miverina foana moa indrisy)

Tsy fanakianana ity fa fanairana antsika rehetra zalah6 an,

Lazao ny hevitrareo, notamment pour ce sujet, animation ou pas au rallye asatana izay efa @herinandro.

Isaorana moa izay efa nanambara ny heviny teto.

Mon avis: raha hanao animation ihany, dia aleo anaty speciale, dia on reste ensemble pour barbecuter ensemble (pour garder l'esprit manala azy dans l'histoire)


Zay no azo nambara, Anosy anareo ny fitenenana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za lo rzala defa iarahamahalala fa de tsy ho afaka indray @ io a fa sady mitrotro ambavaka anareo za no hitrotro zaza ko ra sitrapon'Andriamanitra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Oay, za marina mbola ts niteny lé EmbarassedEmbarassed

Tiako le hevitra amin'ny ilay animation na SS io na ES fa saingy efa niomana hanampy ny RG amin'io amin'ny resaka sary (vids) dia voatery hanenjika etsy sy eroa.... Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tito> ngah elah ts oe ts mazoto ndray e? lol!lol!lol!
ho ana manokana ndray dia ts afaka ny 30 fa misy adidy ts azo hialàna, ny 31 ndray dia hande mission kely any avarabaratra any! miala tsiny e! makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Jojox> okay e.
Le tanjon'le blabla ako lava be io anie tsy momba ny hoe hanao animation na tsia IHANY, fa mi-sensibiliser kely EN GENERAL MITSY fa olona vitsy foana no mikaon-doha sy manapa-kevitra, sy mitady hevitra. Azonlah ve?
Bon. Tsy tohizako lava be tsony e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zà manokana aloha ry zalahy dia miteny izao hevitra izao!
aleo tsy manao toy izay manaonao foana!
koa araka ny didy hitsi-volana izay mety hivoaka noho ny hamehahana dia:

-Ho an'ireo efa voafidy fa hanampy ny RG amin'ny fangalana sarimihetsika dia tsy omena tsiny izy fa adidy masina izany,

-Ho an'ireo izay tsy afaka noho ny antony maro samihafa sy ny adidy aman'andraikitra izay miandry azy amin'io daty io satria ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona dia tsy homena tsiny ihany koa izy

- Ho an'ireo izay mpikambana ihany koa anefa KA mandray na (mety handray) anjara amin'io rallye io dia vitao hatramin'ny farany ny rallye e!

Noho izany antony maro izany dia tsara raha tsy asiana fanomanana na fikarakarana miavaka FA KOSA afaka miaraka mijery daholo ihany ny rehetra ho mariky ny FIARAHANA izay niantombohana,

Na izany aza NEFA dia tsara ho fantatra amin'izay hoe mbola ho tohizana ve ny FIARAHANA MIKARAKARA ZAVATRA sa Tsia ao aorinan'io ho antsika mpikambana tsirairay avy sa efa azo ampidirina any amin'ny arsivam-pirenena ny so6?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy mandray départ za @ io, dé vonona anao animation... afro
sadd vonona iharaka @ Team lalandava...

Zoma? fierahana eo PC? manotrona reo so6 mandray anjara
sabotsy? animation ve? Ou? point stratégique?
Alahady? Fierahana.... manotrona reo :t-: tonga tirrrrrre

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsi2 à tout dit, au dela de ce rallye C le team qui est remis en cause je pense, mi lamihetsiak tsika an!

raloum>> "lahady : manotrona ny tsy tonga" ptdrrrrrrrrrrrrrrrrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

in moa no hidiran'ny hoavin'ny so6 @ resaka animation???? ngah moa zay ihany no antom-pisian'le fikambanana????? chaise

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hazavaiko>>> ka lé izy otran tsy D misy mazoto tsony ilay revy (ts yafaka moa ny tena marina) ka lé resak animation sns zany tsy vita tsony.
aleo hatao aza hoe ilay activité externe zany no lasa impossible é, sarotra be no mi-combiné azy!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Na izany aza NEFA dia tsara ho fantatra amin'izay hoe mbola ho tohizana ve ny FIARAHANA MIKARAKARA ZAVATRA sa Tsia ao aorinan'io ho antsika mpikambana tsirairay avy sa efa azo ampidirina any amin'ny arsivam-pirenena ny ?


No nga moa tsy hoe "so6 un jour so6 pour toujours" ?? Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Asio referendum eh!!!!! LOL
vazivazy zany fa mifanaraha elisany fa misy ny tsy fitoviankevitra indraindray mais ça se gère makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Jojox> tsy ny animation lesy a. Fa hoe ahoana no fomba hi-mobiliser-na sy hampiverina ny bandy ao anaty revy (na revy tsotra io na sortie io na adidy io na fivoriana io na hiaraka hilalao rbr io na hiara hilalao cross car io na hiara hi petardlol!
Rehefa ireo no adinodino dia estompe ho azy eo le so6 mamintsika fa hanjary ho polo sy chemise sisa.
Ny zavatra mahafinaritra t@farany izao dia ny fahatongavana so6 maromaro nandray anjara tam rbr contest (sady nanala azy no nilalao no niaraka etc...dia toy izay leiz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny tiako tenenina an'leisany fotsny dia aza figena le zavatra! ny maha so6 ny so6 dia ny fitiavana ny Rallye sy ny RBR ary koa ny fitiavana SO6 lol! dia aleo zay foana no jerena. raha isaky ny mietsika dia hiteny foana hoe aleo hijanona fa zao .... dia vao maika ts hiety mits io revy io. Samy mahafantatra ihany hoe mety hanana ny fahasahiranany ny tsirairay fa ts voatery hoe refa ts eo dia ts miraharaha. Nisy ny sortie natao, nisy ny contest natao zay nahavory bandy betsaka ihany; zany no zava-dehibe amko fa ts ny resaka animation zany! accessoire fotsny zany!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
ny tiako tenenina an'leisany fotsny dia aza figena le zavatra! ny maha so6 ny so6 dia ny fitiavana ny Rallye sy ny RBR ary koa ny fitiavana SO6 lol! dia aleo zay foana no jerena. raha isaky ny mietsika dia hiteny foana hoe aleo hijanona fa zao .... dia vao maika ts hiety mits io revy io. Samy mahafantatra ihany hoe mety hanana ny fahasahiranany ny tsirairay fa ts voatery hoe refa ts eo dia ts miraharaha. Nisy ny sortie natao, nisy ny contest natao zay nahavory bandy betsaka ihany; zany no zava-dehibe amko fa ts ny resaka animation zany! accessoire fotsny zany!


La tu marques un point.
Fa na izany aza mila jerena ihany kosa ireo activités izay lazaina fa accessoires satria misy amin'izy ireo no mbola andrasan'ny olona anie e! ohatra ny Saut 6, ny animation SS ireny zavatra ireny raha tsy miara-mientana tena sarotra ihany ny hanao izany raha tsy isika rehetra no miaraka mivondrona;

NA IHANY KOA, dia tsy mivoana intsony amin'ny nifankalalana voalohany, mijery Rallye dia miaraka eo dia manala azy D zay, izay afaka dia afaka izay tsy tafa atao ahoana moa fa tsy hifanomezan-tsiny;

Par contre raha toa kosa ve ary isika ka solliciter-ny olona handray anjara dia inona ny fanapahan-kevitra ho raisina?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
ny tiako tenenina an'leisany fotsny dia aza figena le zavatra! ny maha so6 ny so6 dia ny fitiavana ny Rallye sy ny RBR ary koa ny fitiavana SO6 lol! dia aleo zay foana no jerena. raha isaky ny mietsika dia hiteny foana hoe aleo hijanona fa zao .... dia vao maika ts hiety mits io revy io. Samy mahafantatra ihany hoe mety hanana ny fahasahiranany ny tsirairay fa ts voatery hoe refa ts eo dia ts miraharaha. Nisy ny sortie natao, nisy ny contest natao zay nahavory bandy betsaka ihany; zany no zava-dehibe amko fa ts ny resaka animation zany! accessoire fotsny zany!


j'aime!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
ny tiako tenenina an'leisany fotsny dia aza figena le zavatra! ny maha so6 ny so6 dia ny fitiavana ny Rallye sy ny RBR ary koa ny fitiavana SO6 lol! dia aleo zay foana no jerena. raha isaky ny mietsika dia hiteny foana hoe aleo hijanona fa zao .... dia vao maika ts hiety mits io revy io. Samy mahafantatra ihany hoe mety hanana ny fahasahiranany ny tsirairay fa ts voatery hoe refa ts eo dia ts miraharaha. Nisy ny sortie natao, nisy ny contest natao zay nahavory bandy betsaka ihany; zany no zava-dehibe amko fa ts ny resaka animation zany! accessoire fotsny zany!


j'aime koa
ny so6 c'est un état d'esprit..alors activité ou pas activité ny so6 dia so6 fona

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Je suis d'accord avec ca. Bon, et maintenant, on fait comment pour notre President qui a officieusement depose sa demission? Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pig Voila en fait, j'aimerais me mettre en retrait par rapport aux activités du so6 donc je pense qu'il serait bien que quelqu'un ou quelques uns prennent la relève c'est tout !!! pig

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:
Smile ka io nge Soaf : président un jour, président pour toujours e What a FaceWhat a Face


+10000000000000000

dancedancedancedancedancedancedancedancedancedance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mahazo maka retrait kely ianao andriamatoa filoha fa tsy mahazo miala a!
Aleo RADM ihany no hitantana eo e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
un président d'honneur doit avoir au moins 60 ans...
dans ce cas le président reste président, sauf si les membres du team ne sont pas d'accord...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci de votre confiance mais "nul n'est irremplaçable" et il faudrait un nouvel élan(ou du sang neuf) pour apporter une nouvelle dynamique au so6 car l'impression que j'ai c'est que le so6 est en perte de vitesse et que pour son bien .... je préfère prendre un peu de recul et laisser la place à une nouvelle equipe pour les activités du so6 ...

c'est vrai que so6 un jour = so6 pour toujours mais il faut que d'autre dans le so6 ose et se devoue pour le so6 !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...