Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Smam

3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

Messages recommandés

Mivoaka ao ny reglement, de mila mitondra cable reseau RJ 45 10metres par ordi daholo. Ho ampiasaina zany le logiciel namboarin'i Jim.
Ahoana ny organisation antsika. Iza avy no hanao, ahoana ny matos

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
justement mila miresaka kely fa aty amiko aloha efa misy cable dia playseat +G25+ ordi any Sandbach dia mety mila machine 2 fanampiny isika raha ohatran'ilay t@ farany iny fa aleo samy mi-confirme kely daholo izay afaka hanao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho aloha h@zao afaka manao raha tsisy empechement farany,

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za koa mety afaka manao ra ohatra ka misy on-line sa tsy mety lay izy moa ra zay!! lol!lol!
Ohatrany mbola miandry pro za fa tsy sur!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Iza avy moa ry zalahy no hanao finalement? I Hajax tsy eto de tsy afaka koa lery, sao de misy place 1 ho ahy lesy any de mba miditra @ lisany fotsiny aho

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za kou lesy anao fa maninona ra mba ny matosn'la no oentina ry smam a d mba miaraka otrany le farany iny ny place-tsika. ny ana manko efa midy boulon am latabatra le G27 sady seza tsotra no ipetrahana d ny ecran, Tele otrany le samsung anla io ny angezany. fa ra ohatra oe mety amlaisany zay d tsy maninona ny ana afaka oentina. Nefa za kou samedi maty mbola ho any am dokoteranay hi-valider ny faut malade-ko d mety am 9h any kou vo afaka.
Zay sy zay ny situation-ko d tsy aiko zay atao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina-noriza-smam-ragra-andrinoa-karlwelson???-nomenabryan (mbola antsoina raha tafa)-djian-sandy???(aohana?)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena mila mikozy haingana daholo ze bandy hanao handaminana ny matosy. Azo entina ny matos-ko fa mila fanampina @ fitondrana azy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sali daholo, récap kely hatreto aloha ny sur hoe hanao dia:Sandy,Irina,smam,andrianoa,Noriza,Ragra.Karl tsy afaka tokony mety ra machine2 aloa hatreto nefa aleo mi-prévoir machine 3 ihany sao misy imprévu koa raha mety Smam dia machine 1 ialahy,1sandbach ary 1 farany machine ao @ rond point ka tokony hoavy any @ Papalé daholo ireo machine ireo ny Jeudi à 18 H,Irina efa vonona @ transport satria tsy miasa leiry.Au niveau cable réseau dia manana iray aho sinon mbola mila 2 izany.Ny inscription ntsika rehetra dia hatao @ Jeudi io daholo izay fara fandraisana azy ka samia miomana manatitra izany ao @ RPR alohan'Jeudi midi fa à 16H no farany izay tsy hafaka ho any na tonga dia manatona any i papalé,16 000 ariary ilay izy kaly compris.
Mila milaza eto rahampitso fara-fahatarany izay mbola te-hanao ankoatra ireo efa voatonona etsy ambony mora handaminana ny pro.Dia samia mamaky réglement tsara daholo fa misy détail madinidinika ao.
A+

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le @ jeudi ve lty UC fotsiny no entina de mety. Henjana ihany le mbola mitondra pc complet
Sao de misy bandy afaka manamboatra le cable reseau lty ho aho de omeko ny saosy avy eo, tena sempotra be @ kandra de tsy manampotoana mitsy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Le @ jeudi ve lty UC fotsiny no entina de mety. Henjana ihany le mbola mitondra pc complet
Sao de misy bandy afaka manamboatra le cable reseau lty ho aho de omeko ny saosy avy eo, tena sempotra be @ kandra de tsy manampotoana mitsy

ie UC fotsiny ilay rahariva ka aza tara fa Beels hono mila mandeha @ 18h30

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Irina>> Inona tsara lty ny vam'ialahy @ contest, toa tsy itako zany 106 S1600 zany. 206S1600 ao @ A6_K2 no itako manko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
106 S16 ilay izy ra smam kay fa tsy S1600 a.
Asa na ho tonga fa ny anarany sy ny sokajiny azany tsy aiko akory. LOL

Maraina ko ra Noriza izany dia mipost ato. Hita mits fa izay vo manao reco.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arozazeo ry zalahy, rpr 5eme grA, 1er grN, 1er et podium 2rm

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Arozazeo ry zalahy, rpr 5eme grA, 1er grN, 1er et podium 2rm

Ary efa dominer mitsy ny conteste zany!amin talata mampirevy leisany zany ! cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Normalement la remise des coupes pour ce mardi sera reportée et à confirmer auprès de la fmmsam. Mardi sera la réunion d'information pour le rallye SICAM-ORANGE-Galana oraganisé par ASA TANA 3.

A confirmer zany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita omaly ilay remise fa somary vitsy olona tao,ny 1er sy 2éme aza absent daholo,dia @ manaraka indray izany vers la fin Novembre hono.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena miala tsiny ry zalahy fa be asa be de efa androany vao notenenin'i hajax hoe ahoana ny remise vao tonga saina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...