Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
irina

Fijerena RITM

Messages recommandés

aohana ry zalah ny pro fa tokony ho dinihina dian'izao an...
izaho andeha dian'ny asabotsy dia efa réservé ko ny alahady.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
To tsy misy mamaly ato klé?
Nga tsy ho eo daholo @ week_end rallye?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho lesy mbola jeudi na vendredi mitsy vao sure hoe afaka ijery na tsia

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
aohana ry zalah ny pro fa tokony ho dinihina dian'izao an...
izaho andeha dian'ny asabotsy dia efa réservé ko ny alahady.

aleo Zoma manao fotoana ary @ PC daholo dia eo no atao ny programme

eo aminy bord devant banque centrale majanga leisy no mijery d eo isika no manao fotaona sa ahaona e!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tweet a écrit:

Ao lesy fa tantarainay a. Omany ny brochette sy ny bien glacé fa ho avy eo zahay tokalahlol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:

dia efa homano ny tranon'ialahy @ herintaona fa ho avy hijery rallye ny RPRT cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:

Amin boina aty isika no mihaona zany e!!ra mbola sitraka ny tompo!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena zaho ry zalahy miasa rampitso hariva de tsy afaka mankeny andohatapenaka
Latvalaza>> Naninona lesy ialahy no tsy naka depart ndray, nefa efa niandry daholo ny bandy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy vonona lé Mitsu nefa tsy maintsy atao sérieux tsara @zay ny prépa fa tsy aotr'an'i taloha e! (resaka samy tsika eo an)
Za hijery w.e tontolo. Tsy mbola fantatro i SMAM an :-)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

OK fa tsy aparitaka,
Efa nifanena ihany tary @le epingle vavahady mena. Sinon, refa mihaona ny RPR mifankaita e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za ndray lesy samedi aprem vao afaka fa mbola mamelo-tena e Very Happy aiza zao ny speciale am io aprem io?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Tsy vonona lé Mitsu nefa tsy maintsy atao sérieux tsara @zay ny prépa fa tsy aotr'an'i taloha e! (resaka samy tsika eo an)
Za hijery w.e tontolo. Tsy mbola fantatro i SMAM an :-)

mila mivory kely mintsy tsika an! mbola betsaka no tsy mifankalala, tonga d mba fixeo eto lesy Rino ny fotoana mba iomanana mialoha ok

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:

Efa any manodidina an'ambatolampy ny speciale @zany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andriasandy18 a écrit:
Tweet> mandeana ela taxi brousse rariva d eo antsahabe fotoana lol!lol!lol!lol!lol!

Mangetaheta ambony lakana ty marina lé!!anala vokiny amin rbr d à coté labiera sy poulet grilé !!rariva e!!! lol!lol!

rariva misy session ho an'ny poulet boiteux ao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
nirina58 a écrit:
Tsy vonona lé Mitsu nefa tsy maintsy atao sérieux tsara @zay ny prépa fa tsy aotr'an'i taloha e! (resaka samy tsika eo an)
Za hijery w.e tontolo. Tsy mbola fantatro i SMAM an :-)

mila mivory kely mintsy tsika an! mbola betsaka no tsy mifankalala, tonga d mba fixeo eto lesy Rino ny fotoana mba iomanana mialoha ok

Tsy maintsy hatao pro alahady hariva ihany io fa ho lazaina manaraka eto ny fotoana fa any @ RITM aloha mifankahita e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...