Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Raddoo

[Tarmac] Rallye Live 260710 A8W-06*

Messages recommandés



Rallye Live 260710 A8W-06 - Tarmac - Cumul damage true


*RB Rallye Live 240710 ajourné

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vitsy loatra ny nandray fihaingana sady tsy nisy tonga hatramin'ny farany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Ataovy gravel foana letsy fa 90% ny bandy ato ange tsy tia tarmac e !


Dia ilay izy hoe Tarmac ve no tsy mahatonga ny bandy anao session sa ny vac? Na dia izany aza ve tsy aleo asiana tarmac fara fahakeliny 35% n RB isan kerinandro.
Solution koa: atao "open" tsy asiana mot de passe ny session rehefa tarmac :-)

PS: rahariva gravel !!!


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Errorist a écrit:
thomas_radstrom a écrit:
Ataovy gravel foana letsy fa 90% ny bandy ato ange tsy tia tarmac e !


PS: rahariva gravel !!!




cheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mais tout le monde a peur d'être poulet sur le Tarmac ou quoi Question
Za zany tsy mifidy na Tarmac io na Mix io na Gravel fa présent foana fa raha toa ka vitsy kosa ny mpandray anjara dia miala tsiny mialoha ra-Errorist fa tsy dia mampazoto kosa aloha le hoatran'le omaly ireny zao izahay sy Beels irery no ni-combat tao dia naleonay najanona fa efa saika poulet5-ko lery à la Troisième SS lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsara mintsy asiana ny retraretra amzay mba varié le rallye. Zay ary zao mbola miandry mafy ny trophée propuls, ny Gpe B sns... Amzay mba misy occasion itondrana reny vam bdb reny. bouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Errorist a écrit:


Dia ilay izy hoe Tarmac ve no tsy mahatonga ny bandy anao session sa ny vac?



Zany hoe tsy haiko aloha e ! mila atao sondage angamba ! zà alou aleoko aza tarmac toy izay gravel fa any aho mampihinana tsara mihitsy e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zaho tsy mahavoa tarmac nefa aleo asina tarmac ihany @zay mba afaka mikotrana. Proportion 30 pour 100 tarmac ve tsy mety

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mba mangataka mba tsqy atao mifanindry @ semaine b rallye WRC IRC ny session fa oatra misafidy andro 2 isakerin'andro dia ora dia tarmac ny 1 dia gravel ny faharoa.
Sa tsy mety izay propo izay?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...