Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Nomenabryan

racing online

Messages recommandés

ty ry zalah misy revy manal azy kely amin session publique z mazoto a !
ty ny liens misy ny reglement "http://racingonline.forumactif.org/reglement-et-classement-f38/reglement-t966.htm"

zany hoe mila manao inscription ao am le forum fotsiny dia avy eo miteny am ry lerony rah te hiditra team officiel S2000 na hanao team privée amin ny sub.
kozio eto ihany rah mbola misy tsy azo fa azavaiko
mazotoa ee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa vita ny inscription fa aona le miditra team s2000? iza no antonona?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho lty efa nanao inscription fa tsy mbola nanam-potoana hamakiana ny reglement. Mila miditra team ve zany de ahoana ny calendrier competion, ny organisation?
Mlay lesy raha mba anaovan'ialahy résumé tsotsotra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ato no mila mi poste
http://racingonline.forumactif.org/reglement-et-classement-f38/reglement-t966-60.htm?sid=17e2900d09996ce0731b744424cda5b7
hoe hanao equipe privée amin ny N14 na evo9 grN sa hanao equipe officielle .
ny course ndray mila mijery matetika ao am forum fa la plus par du temps izy eo am 2 semaine avant eo no mivoaka ny daty sy ny RB
d ny course am 21h any europe fona no depart zany hoe am folo aty am tanana am zao ,
sur session publique le izy , zany hoe miara miainga daholo fa tsy misy hoe une semaine d z hanaovana
aprés chaque course dia mila halefa any am zalah ny replay fa satria misy magazine sy emission webtv momba an le izy refaveo d hilain ry zalah am le reportage.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Okay, manomboka mazavazava @zay le izy. Merci lesy fa ho dinihina, tsy maintsy vam mitovy daholo zany ny ao anaty ecurie e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa niditra lesy aho de tafatsofoka ao @ team peugeot de manala azy ao aloha
Maiba> team aiza ialahy @zao
Betsaka gasy ao zao a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Championnat ivelan'ny ao @ rallyesim io a, ny Rond point tsy voakitika fa le team natsangan-dry zalahy ao @ le forum hafa io no rava.
Championnat ohatran'ny V MRC io fa basé @ IRC zao le itako ao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Team Rond Point Racing sur Fiesta S2000 :

andrinoa et IRINA. Bon on verra.
smam et hajax v OK ko?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Miandry confirmation hajax fa tsy eto lery de tsy de mijery mail matetika sy MP
Fa team Privé de mety 207 no entina @io
Nanao ahoana i Noriza sy Alex, mety OK koa ve ry zalahy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Team Rond Point Racing sur Fiesta S2000 :

andrinoa et IRINA. Bon on verra.
smam et hajax v OK ko?


Efa namaly an'i lisany ry zalahy hoe raha team officiel de tsy maintsy M-sport lisany, raha te hitazona le rond point de lasa team privé.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marina zany le d tsy maintsy nataoko M-Sport lesy irina fa tsy mety ra vo RPR nefa officiel tsika sa aona?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tairo fa ataonay rond point ny anay raha mety

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa confirmer fa tsika lety ny team officiel Ford ry irina an! Smile d mba jerijereo ao ny forum fa za ny aprem iany vo mba connecter lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Tairo fa ataonay rond point ny anay raha mety
mety fa asio tohiny fa noriza kou mety anao RPR

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
izaho zala nanao team privé @ Ford S2000 2010 dia miaraka @ Zandrikely ka tsy nasiako RPR fa lasa hoe Malagasy Ford Racing a!Mba lazao vao2 eto @ racing online fa tsy dia mi-connecte matetika any

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nitsangana koa ny team "Gasy Rond Point Racing" misy ahy sy Hajax, 207 ny vam. I Hajax sisa no andrasana miconfirmer de ok
Tsy mbola misy calendrier mivoaka aloha ao h@zao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ao indray izany no mifampitsapa online isika mianakavy ko...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ao ndray no mifampitsapa @ alina miaraka ndray mianakavy marna. De milalao foana koa inona moa. raha tsy reraky ny asa aloha e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita ny inscription tao am racing on line fa dia miandry ny rallye zany sisa. ho enjana ihany ny hi-gerer zany rallye b d b zany ry zalà

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nivoaka ny roadbook ry zalahy a,
Mila miposte ato hiconfirmer'na ny participation http://racingonline.forumactif.org/rallye-f39/rally-internationnal-de-curitiba-au-bresil-t1030.htm

Le Rally Internacional de Curitiba aura lieu le mardi 29 juin 2010 à 21h (première spéciale)

Road book:

Day 1

1. Portugal SS18

Day 2

2. East-West
3. Pirka Menoko
4. Falstone II
5. East West
6. Pirka Menoko
7. Falstone II

Day 3

8. Sipirkakim
9. Prospect Ridge
10. Joux Plane II
11. Sipirkakim
12. Joux Plane II
13.Prospect Ridge

(toutes les spéciales, sauf la 1, en Gravel Mod)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Maiba>> aiza @ireo ss ireo lty no afaka manova pneus?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le ES1 SS18 io ange lty tsy maintsy Mode normal, zany hoe Tarmac io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa ny tsy azoko dia tsy misy indray izany @ 23 fa lasa @ 29 ilay izy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
Fa ny tsy azoko dia tsy misy indray izany @ 23 fa lasa @ 29 ilay izy?


Rallye 2 samihafa lty ireo a, le 23 misy fa championnat belgique, de le 29 championnat IRC.
Raha hanao 23 de mila miditra ecurie hafa le efa misy ao @ zalahy ao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zaho saika hanao fa ohatran'ny tsy tafa. Sady mila miditra ao @ ecurien'-dry zalahy raha hanao. Androany zany raha mbola mandray ry zalahy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Andrinoa>> Ialahy tsy mbola niconfirmer ny participation'ialahy @le rally IRC ao @ racing online. Mila manao sady lisany team officiel

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tara départ fa lany fotoana ni-redémarre machine eh.
Tsy nety tafiditra session mits aloha fa accès refusé foana.
à 5 minute du départ mbola tsy velona ny fiesta.
Aleo ary amin'ny manaraka dia lasa nanao catalunya za fa tssss.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hatraty koa. Nivoaka daholo zao message d'erreur zao. @ 22h01 vao tafiditra session publika d tara e. Nijery bol sisa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy haiko ry zalahy fa itako tsy de milay ny fisainan-dry zalahy ao @ administration racing online, fa ohatran'ny mora teztra sy manao menace @ tsisy dikany zany.
Itanareo ngamba le ao @ forum racing online ao taorian'le pb omaly iny NoNo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Tsy haiko ry zalahy fa itako tsy de milay ny fisainan-dry zalahy ao @ administration racing online, fa ohatran'ny mora teztra sy manao menace @ tsisy dikany zany.
Itanareo ngamba le ao @ forum racing online ao taorian'le pb omaly iny NoNo

tena +10000 am lah mintsy za !! efa nanao ndray mandeh ohatran io zalah ndray mandeh d efa nifamaly tamiko fa za te hi propose hoe aleo misy zavatra ray ohatran io ataon zalah d mifindra ligue hafa daholo tsika rehetra d hitany eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
I Soaf ry zalahy mamporisika hoe tairina ny session gasy. Riry sns vonona ifanampy ka tsy aleo tairina sa ahoana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa miainga ny organisation sessio ao ambadika ao sao d tokony manome hevitra sika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny hitako tsy mety @ proposition ao le hoe misy session ho an'ny retardataire dia afaka averina ilay izy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...