Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
NORIZA

IRC RALLYE D'ITALIE

Messages recommandés

vita ny ahy.Leg1 et 2 tsisy resaka fa Fablide "met la barre trés haute",t@ 2é boucle sikakama aho sortie fa tena tara freinage vaky ny radiateur dia natao izay nahatongavany t@ Fraizer v1 (soa fa fohy) ,avy eo leg3 nitazona rythme fotsiny fa tsy araka leiry kinanjo tsy haiko izay nahazo azy tao Newbobs fa KKK leiry dia lasa mitarika provisoire aho izao bonne route daholo e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita ny leg 1 sy 2. Nahafinaritra b ny combat entre RPRT tao fa dommage i andrinoa sy smam somary namotsitra rythme fin leg 2.
Rslt tao omaly alina :

1 fra81
2 superallyman
3 fablide
4 beelaba
5 chepilevski
6 NORIZA
7 IRINA
8 Cromax
9 ..
10..
11 andrinoa
.
.
.
14 smam

Noriza efa tsy tratra intsony avant Pribram x2. Devant moi à 20 seconde lery.
Fa tratrako kely ihany ny retard à fin leg 2. plus qu'à 3 secondes fa trop b vo tafa io rythme io an.
Pribram R boucle 1 vita tao anatin'ny 4'49
Pribram R boucle 2 vita t@ 4'48
Mbo naresy indroa an'i Beelaba. LOL

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena mbola mila mitravailler le 207 aho fa tena itako vitan'ny lisany be de be mitsy aho leu.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

combat b mintsy iny rallye iny leg 1 et 2 fa ny leg 3 nanao bizu hazo ndray tao sikakama d abandon ndray , fin leg 2 nandona olona tao pribram No krizy mintsy za tam ty herinandro ty fa tsisy nety mintsy.
Fa i noriza alou tena tsy azo mintsy ela! 5sec par speciale fona no ampinananla anay prier
Anao france gravel ndray rariva amaranana ty herinandro ity

bonne chance laisany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

leg 3 vita fa tena tokony ho tsara nefa nanao erreur ultra bete t@ derniere speciale t@ new bobs. 1km tsy ho tonga de namely vodihazo de abandon nefa tokony 7eme general.
Tsy mitondra point @ty semaine ty aho ry zalahy a
beurkbeurk

Zaho koa lty ze rallye natao t@ty semaine ty de KKK daholo a. Mila maka souffle kely ngamba

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Kestion ry zalahy a: ahoana ny commande fametahana turbo@le s2000 fa lisany mandeha be daholo lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Kestion ry zalahy a: ahoana ny commande fametahana turbo@le s2000 fa lisany mandeha be daholo lol!lol!

izaho koa ary lesy tena kivy mihintsy @ fandehana zala eo aloha ireo,hoy aho mivazivazy an'Andrinoa hoe raha mahazo G27 angamba vao mety haharaka kely an'i leirony

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Eny lesy. Ny ahy nasiko soratra +2 eo @volant d mba g27 @zay. Kay lasa +2s ao anaty speciale. Lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita rallye sardaigne. misy sampona fona ny ana ry zàla
Es1 : TAQ
Es6 : Nandona olona
après leg tao aoriana noriza sy irina. nifanaraka ny RPR
leg 2
es 7 : diso boite sikakama fa lasa long
es9 : ni-dérègle le camhack fa isaky ny misy choc de mietsika le camera (niova vue capot za) very temps
es10 : 10 m arrivée niodina à droite le camera tsy fantatra intsony hoe mande mahitsy v le vam sa mande aiza dia nidona tam hazo
es11, 12, 13 probléme camhack, manova vue eny am-pandehanana rehefa miodina le camera, na vue pare-choc aza d mietsika le camera,
Es14 : nidina camhack dia ni-saccade ndray le machine. Leo b ny tenanay.
tam le french gravel very 5s isaky depart es mi-règler le vue
sousoum mitsy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mijery ny resultat lesy aho de nihomehy sisa leuh, fa combat koa isika 3 mitsamy tao a.
Ty ny resultat apres SS14, avant dernière spéciale

23 1617 hajax Peugeot 207 S2000 N 4S 63:38.02 +03:53.42 +00:11.95 -
24 1767 smam Peugeot 207 S2000 N 4S 63:38.86 +03:54.26 +00:00.84 DNF
25 2749 IRINA VW Polo S2000 N 4S 63:40.16 +03:55.56 +00:01.30 -

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...