Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
andrinoa

BOENY

Messages recommandés

vita ny leg 1 fa tsy namely, ss1 d fuite radiateur + DA , tsy tonga tany am assistance tsony le vam fa ss3 d abandon. notohizana iany fa tena kivy b d tsy concentrer tsony. Malheureusement tsy afaka iady titre tsony amty saison ty zany.
Heureusement portugal ny stable-ko am ty

bonne chance elaisany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kiiiiii.

Shhh. Masosotra ko zany début de semaine zany.

Aleo alarobia any ho any no miainga fa tsss.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Avy nanao boucle 1 terre de dios d nandray 2ème boucle fa tonga d retired tao East west... Fopla b nefany stable ilay izy. Ary mba efa 3ème derrière fafacop tam boucle 1.
D lasa nanao reco boina leg 1.

D vo mia loza fa ny PTD rallysprint tompoko tsy mety miainga fa retour bureau foana...

Inona ny fika? Tsy t i réinstall intsony kosany za fa efa trop b ilay izy klé.
Oatran nisy an'io blèm io ihany ry zalahy taloha fa asa inona no nataony?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andramo lesy oe maka speciale 1 tsotra ela d ataovy bad condition sy night d raha tsy mahazaka d mety carte graphik zany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Avy nanao boucle 1 terre de dios d nandray 2ème boucle fa tonga d retired tao East west... Fopla b nefany stable ilay izy. Ary mba efa 3ème derrière fafacop tam boucle 1.
D lasa nanao reco boina leg 1.

D vo mia loza fa ny PTD rallysprint tompoko tsy mety miainga fa retour bureau foana...

Inona ny fika? Tsy t i réinstall intsony kosany za fa efa trop b ilay izy klé.
Oatran nisy an'io blèm io ihany ry zalahy taloha fa asa inona no nataony?


Na koa ny pilote carte graphique no mila atao miseà jour, de ny direct x koa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aon ny fanaovana maj ny pilote ra smam?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Aon ny fanaovana maj ny pilote ra smam?


Omeo le reference carte graphique de jereko le lien fanaovana mise à jour

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nidoboka tanteraka ny leg2 e. ss4 t@ arrivée nandona latabatra de vaky radiateur. Tsy haiko ny reglement de notoizako ihany kanjo abandon tao @ ss5 prospect. De temps forfaitaire daholo h@ farany, tokony nanao reparation kay aho Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita ny leg1 sy 2 .
Leg1 nanao faute 2 fois tao Noiker2 dia 2è provisoire tao aorian'ny Beels
Leg2 nitarika provisoire foana satria mbola tsisy nandalo ny favoris jusqu'à nandona vody hazo tao PTD ralsp dia abandon dia lasa 12è général fa tsy haiko hoe mbola misy pénalité ve izao départ leg3 fa hotohizana h@ farany ihany e!
vita ny leg3 fa dia nanao izay hahatongavana fotsiny,mitarika gasy Tweet,alexwelson,+23 Noriza,Riry,Soafikov.....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita boina leg1 sy leg2
nilamina tsara ny leg1. mande b i tweet sy noriza.
Leg2 b d b erreur vo nanomboka tao shepherds, sortie tao kaihua II vaky radiateur tsy nanao DA fa ni-forcena nivaoka ny vam d veri 20 s eo. prospect ridge nisy jump le vo miainga kely ny depart, nisaute ny vam d nisaute ko le camera tsy nahita lalana intsony d notsenaina vody hazo d abondon.
Prospect ridge II sortie vaky radiateur ary Pribram nichauffe b d maty tanteraka ny moteur d abondon. tsy haneo leg 3 fa leo b
voky b ny tenanay. haka pause alo am semaine ambony iny.
bonne route ry zalà

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...