Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Laza

Trophée propul's 2010

Messages recommandés

M.n.R a écrit:

zay mba te hitafa fa tena tsy fantatro eo iza no iza!!
tonga elah dia manatona zé bandy manao polo na chemise so6 eo, tu peux pas les rater, toundé menamena beuh. Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tito a écrit:
M.n.R a écrit:

zay mba te hitafa fa tena tsy fantatro eo iza no iza!!
tonga elah dia manatona zé bandy manao polo na chemise so6 eo, tu peux pas les rater, toundé menamena beuh. Wink

Amin'ny manaraka zany e!
(fa za marina anie tsy nahita t-shirt na chemise mintsy tao e?? lol!lol! )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ny indro kely dia ilay bandy manao spectacle hafa ery hivelan'ny piste. Mila sensibilisation kely mba hidiran-zalah reny ao anaty piste Razz

raha toudé tenenina direct ve zalah hoe "ty misy 10.000 Ar dia ndana misoratra anarana atsy raha te hanao raha tsy izany dia aleo mipetraka tsara sao migadra tampoka (en cas d'accident)" dia tsy ho takany ve ny tiana ambara??? Very HappyVery Happy

mety hoe ho week-end indray ve zany zao lay resaka "notes"??

lay underground aloha itako milay e. fa lay underground indray anefa dia ny "habitués" ihany atrany zany no ahalala (à moins que mbola tsy tao anaty plan mihitsy aloha lay fahampafantarana ny daholo be)

raha mba RDV mensuel zao na bi-mensuel lay izy no tena milay Smile chaque 2 semaine après un rallye cheerscheers

Dia am Octobre atao spectacle be mitsy lay izy avec médiation be mihitsy bouncebounce

ny ana moa zany dia etaheta no betsaka fa ny hafa no hisahirana What a Face

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Très bientôt, on organise une formation aux notes/prise de notes en Rallye (pilote et copilote), ça se passera au siège de la Jci/Asatana au rez de chaussée à Antaninandro, près d'Accès Banque. ça sera un forum ouvert.

Stay tuned

est-ce valable pour équipage en RBR?LOL

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary manin moa raha ao anatin'ilay piste ihany eo enchainement anah virage iray D asiana concours de drift (izay tsara fandalo indrindra) otran'natao tam'rallye asa tana 2008 reny? Idea
aam'zay mba misy chance handraisana coupe ny propuls hafa noho ny cox? hihihihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:

+ 1000 zany satry teo tsy dia tena nisy sahy ni-sosasosa be lotra!avec des tetes a queues a gogoooo!!! lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:
ary manin moa raha ao anatin'ilay piste ihany eo enchainement anah virage iray D asiana concours de drift (izay tsara fandalo indrindra) otran'natao tam'rallye asa tana 2008 reny? Idea
aam'zay mba misy chance handraisana coupe ny propuls hafa noho ny cox? hihihihi

ka amy rallye kosa nge tsy ankijery drift fa chrono e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka zay mintsy lay izy eo ny figure, style sy ny spectacle ndray no privilégiena...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vous pourrez aller voir le classement ici: http://asatana.wordpress.com/ cheers nous avons désormais un blog
Il y a les photos du trophée, les résultats du dernier trophée, quelques infos sur le club.

Merci de le diffuser et de nous aider à nous faire connaître Wink

(je ne sais pas comment ajouter dans le blog roll: rallygasy, mrallye etc...) help!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...