Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
PenoMen

Session miaraka Team so6

Messages recommandés

O ry zala so6 a. Mba mangataka lesy mba hamerenana an'reny session miaraka taloha reny fa lasan'zala doholo nge ny trophée e. Zay nge aty am mangina aty tsy mahita fika i-attaquer-na tsony. Zala reo zao sur mintsy a fa kotrana a fond partout mintsy. zala mbola mianatra aloha tsy asiana kozy fa de eo foana e. Efa maro ny concurrent fa hevitra atsipy ny ahy. duelduelso6so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
PenoMen a écrit:
O ry zala so6 a. Mba mangataka lesy mba hamerenana an'reny session miaraka taloha reny fa lasan'zala doholo nge ny trophée e. Zay nge aty am mangina aty tsy mahita fika i-attaquer-na tsony. Zala reo zao sur mintsy a fa kotrana a fond partout mintsy. zala mbola mianatra aloha tsy asiana kozy fa de eo foana e. Efa maro ny concurrent fa hevitra atsipy ny ahy. duelduelso6so6


efa niresaka an'io zay dia tany amlà no nieritreretina afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny tenanay @ mah RADM dia mazoto foana anefa isakin' karakara dia tsy dia nisy mpikambana firy marisika dia ohatran'manao fanentanana any an-tany efitra ihany koa dia ianareo noho erany eeeee !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ra sabotsy alina tsy koi ka. Ny blem ftsn ny courant tapatapaka njainjay zay. Mahazaka volant maromaro ihany any ka.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Partant foana na any Ambatolampy aza no atao le izy an geek
Fa le izy ngé rehefa tena raikitra de thb no mibahan-toerana de ny hiafarany makafoka sisa e
petard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mazoto fona an, ny resak natao farany tao @ piso D hoe aleo raiketin aftsn zao D peu importe zé afaka sy tsy afak aany fa io tsy maintsy misy tsy afaka fona D zao ça fai tun an qu'on y arrive pas à le refaire pour x raisons Wink.

Si peno dit OK chez lui samedi soir donc reketo ce samedi soir io revy cheerscheerscheerscheers samia mitondra onduleur ftsn

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ra sabotsy zao za tsy afaka fa any Tamatave Sad
fa je vous souhaite de le faire cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za raha samedi zao OK fa ny samdi eriny no tsy afaka. Bon mazoto a e!!!

OK POUR MOI

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MANINA MOA RA ALAHADY ALINA E
AMZAY A AFAKA

andro tsy fiasana nge am lundi e 29 Mars


oatra oe atomboka à 19h30!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena Alahady mintsy angamba no tsara, amzay azo atomboka harivariva hoa an'zay afaka ohatra hoe vers 5h any, ny afa manenjika ny alina.

Ok ny trano Alahady hariva dia mitondra marina onduleur sy rallonge ho an'zay manana mba tsy hisian'ny surprise fa restaurant ny any fa tsy cyber lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
PenoMen a écrit:
restaurant ny any fa tsy cyber


Assuré zany ny assistance pigthbtokalah

lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za ko partant an!! marina mhitsy hoe poulet zalah tsika fa mila mba miara-miketrika kely!! Wink

Sao any kou zalah no tsara hanandramana ilay serveur ?!! Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay leity @ 29 marsa mbola mamonjy defilé an'mahery fo a! tirrrrrresilly

Za afaka foana na sabotsy na Alahady ka zay mety @tsika e!!! so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Lisany zany tsy miketrika fihaonana mitsy raha tsy efa hoe tsy any zay an!!!

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!
mapamangy ao ny akama any Bongolava any éééééééééééé!!!! thbthbthb
manaova 29 salbatra!!!! chaisechaisechaise

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Faiz mou no atao 'lay revy io ry zalah QuestionQuestion

Any @ TokyPeno sa PenoToky QuestionQuestionscratchscratch

Mba mila parcours obligatoire azafady fa ny grille horaire
zany efa fantatra bounceTwisted Evil

so6poulet5

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ILAY TOERANA HOAN'IZAY TSY MAHAFANTATRA

En sortant d'anosizato, vers Imerintsiatosika, il y a une bifurcation vers Itaosy (Vers Institution Ratsimamanga) dia mandroso kely ao aloha ao.


Mandroso kely ao dia misy restau ao oe "chez Peno" vert ngamba ny vavahady (si je me trompe pas).

Ahitsio raha misy diso ô

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ho forcetsika ho avy i Dude amn'io rzala a afro
lol!lol!
fa ra sabotsy alina manko d efa kopy laisany fa lery alahady no tena mikandra e Razz
manana rendez vous am grand patron geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tito a écrit:
ILAY TOERANA HOAN'IZAY TSY MAHAFANTATRA
]En sortant d'anosizato, vers Imerintsiatosika, il y a une bifurcation vers Itaosy[/color] (Vers Institution Ratsimamanga) dia mandroso kely ao aloha ao.


Mandroso kely ao dia misy restau ao oe "chez Peno" vert ngamba ny vavahady (si je me trompe pas).

Ahitsio raha misy diso ô


Miala Anosizato de mandroso mankany Ampitatafika fa tsy tonga any fa mitsofoka am le bifurcation à droite vers Itaosy iny. Mandroso 400m eoeo dia misy restaurant carreau Chez Peno à gauche.

Averiko eto zany fa ALAHADY à partir 17 heures le izy a.[b]

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
PenoMen a écrit:

Miala Anosizato de mandroso mankany Ampitatafika fa tsy tonga any fa mitsofoka am le bifurcation à gauche vers Itaosy iny. Mandroso 400m eoeo dia misy restaurant carreau Chez Peno à gauche.

Averiko eto zany fa ALAHADY à partir 17 heures le izy raha a.[b]

mankany ampitatafika, dia biffurcation a gauche??? sur ve hoe avy any am coté gauche Itaosy fa tsy coté droit????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

otrany oe à droite no iz Peno a

ATTENTION NE PAS PRENDRE PENO COMME COPILOTElll

lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
otrany oe à droite no iz Peno a

ATTENTION NE PAS PRENDRE PENO COMME COPILOTElll
lol!lol!

Raha atao pilote ve tsy vao maika loza? ela miteny hoe Ciel Droite 2 dia ny ataon lery dia makany am gauche ndray izy??? lol! (mety avadika ny G & D dia lasa mrill beuh otran lery an!) ptdrrrrrrrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ho avy na dia efa tsy mahay rbr intsony aza !!! malaelo an'laisany dia tonga hifankahita fotsiny e !!! Very HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Odriiii!!! Tena a droite marina le iz le. Ary loza d tena le diso mintsy no lasa mena beu Laughing .

Fety be ve? ca depend de nous ihany ka.
Dude> Merci e. Mba complet otrany fahiny amzay zany an. cheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
ary fety be kay am io a! sa ahoana Hents??? cheerscheerscheerscheers


aahh, kôpy za ! cheerscheerscheers
jocolorjocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
scratchscratchscratchscratch

Fa aona ny plan radem zany zalah so6 fa otrany tsy azoko tsara an rog

Samy mitondra ny matoss-ny et g27 sns v sa Noss sy gateau no revena Question

thbtokalah = beurk

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
retrouvailles nahafinaritra surtout niaraka t@ havana efa ela tsy hita

Ny session aloha dia nanala azy fa tsy nisy fampianarana sa tsy izany ry jojox!!!

Fa ny Nos aloha dia nisy eeeee !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hihihihi!!! ts nisy fampianarana vita mits tao e! drunken fa na zany aza nafnartra ny fiarahana dia @ manaraka ndray ry zalah aaa!!! makafokaso6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena miala tsiny tamin'ny tsy fahatongavana fa nisy blem kely tamin'i rafotsy tamin'ny ora farany dia tsy afaka nanainga é Sad amin'ny manaraka ndray tokalah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nahafinaritra iny kah... avec les duels mapmé de prospect là... lol!
Sady ny daba nanatitra ana nlay an... trajet 15minutes lasa 3 minutes. Merci jojox Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tito a écrit:
Nahafinaritra iny kah... avec les duels mapmé de prospect là... lol!
Sady ny daba nanatitra ana nlay an... trajet 15minutes lasa 3 minutes. Merci jojox Wink


Andrekaky ô !!!! nandeha mafy bé vé Jojox ??? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Tito a écrit:
Nahafinaritra iny kah... avec les duels mapmé de prospect là... lol!
Sady ny daba nanatitra ana nlay an... trajet 15minutes lasa 3 minutes. Merci jojox Wink


Andrekaky ô !!!! nandeha mafy bé vé Jojox ??? lol!
TSY NANDEHA MAFY ZANY RE IZY EEEEEEE

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NAhita raccourcis fotsiny lery lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Evil or Very Mad Fotoambita tsy mahaleo ny sampona e

manaraka ndray zany ! Crying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

15mn à pied anie no tian'leiry lazaina ry zalah e!!!! afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Pouahhhhhhhhh !!!!!!!!!!!!!!!
C'était 1 rdv de tokalah qu'1 lecon de RBR pour pofiner la conduite mais en vain ca c'est terminé en thb
Mais vivement la prochaine makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...