Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Smam

Rallylive du 27-02-10

Messages recommandés

Ohatran'ny tsy de niresaka le live @ 27-02-10 mitsy isika. Misy hanao ihany angaha ny bandin'ny team rond point @ io?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
normalement izaho sy sandbach no manao fa tsara raha équipage maro no mi-representé RPR matoky an'ialahisany e!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za mety hanao ihany fa efa nagataka conge, miandry ny valiny d ita eo, rovina ny farany fisoratana anarana mou! d otrin

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy tratrako ry zalh ilay @ 10 ora maraina fa dia ataovy milay ao ny antsika e. cheers
En principe, maiba d'accord @ ilay matos fa mila ampidirina mialoha b ny set ups sy essai matos.
Fa i smam ko to hafaka mitondra matos ko v?
Raha 2 post kosany tena milay satria lasa 3 pilotes par poste ilay izy.

Contact maîba : 034 07 188 23 (allias fafah) - 032 45 739 83

Za mbola ihala voa maraina any manakara @ 5 maraina hanenjika résultats. cat

Propositions ko : Ho an'ireo izay hafaka,
2RM : maiba - sandbach
GRN : alex - andrinoa - djian
GRA : Rimo - smam - NORIZA

Asioooooo afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho lesy maraina tsy afaka. Raha ilaina d afaka alefa ny matos-ko. Fa ny ahy ny volant sy ecran mila latabatra fotsiny. Asa i hajax raha hanao koa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
smam a écrit:
Zaho lesy maraina tsy afaka. Raha ilaina d afaka alefa ny matos-ko. Fa ny ahy ny volant sy ecran mila latabatra fotsiny. Asa i hajax raha hanao koa

Misaotra mialoha @ matos fa mety ilaina satria normalement NORIZA,Sandbach,Ragra,Andrinoa,Maiba no tokony hanao hatreto ka ny fitaovana playsit +PC+G25 Rond point OK, dia maiba koa hafaka hitondra PC ka mila volant sy playsit izany sisa dia vonona ny RPR team e!Rallye antsika rehatra io ry zalahy ka aleo mifanohana na tsy hafaka handray anjara aza

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:

za zalah tena mifona fa tena manao reboisement ny zanako d tsy ho afaka koa , fa par contre rah ho ampiasan laisany ny matosy ato tsy koi mintsy!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
salut ry zalah
tsy afaka za am 27 fa miasa maraina sy hariva. bonne chance ho an'izay handray anjara.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...