Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
irina

EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

Messages recommandés

Ty ndray ny semaine 23, Tarmac daholo no betsaka fa de samy manao ze tiany isika ngamba e.
I Irina no mbola tsy ni-cocher zao
Irina> Ny ao @ rallyesim toa tsy namaly mihitsy ny inetgration an'i Karlwelson nefa efa ela izy no nanoratra. Sao de mila insister'na kely fa mety adinon'i Fifou

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa ao i Karlwelson kah
Karl>> Mila micocher ny calendrier Stable manomboka ny semaine 23 zany sao adino

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
O ry zalah rali do porto ny stable tam semaine iny d lazaindry zala fa DNF ouny za, nefa nijery temps envoye sur serveur za d ss8 iany za no retired ary assistance koa ny ao aorinan`io ka mba afaka anontanian`i Mr Manager v azafady.

ty ny temps tao

SS Stage Status Mod - Pack Car Split1 Split2 Time
1 Cote d'Arbroz finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:15.79 02:07.41 03:02.72
2 East-West finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:54.41 04:12.07 06:28.71
3 Fraizer Wells finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 00:45.10 01:24.73 02:08.93
4 Harwood Forest finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:11.07 02:20.62 03:35.86
5 Joux Plane finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 02:16.47 04:08.74 06:29.67
6 Pirka Menoko finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:31.54 03:13.14 04:58.04
7 Kaihuavaara finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:41.88 03:13.27 04:13.34
8 PTD RallySprint retired Normal Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:16.02 02:27.54 07:56.00
9 Canyon finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 00:30.90 01:01.53 01:32.30
10 Bisanne finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:44.83 03:21.68 04:50.62
11 NewBobs finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:45.35 03:50.33 05:36.34
12 Tanner II finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:12.03 02:16.36 03:08.23
13 Pribram finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 00:51.93 01:56.00 05:09.33
14 Portugal SS18 finished Normal Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:00.80 02:08.07 03:01.80

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:

O lty e, raha vao abandon ialahy de @ leg manaraka mitsy vao afaka miainga. nefa ty rallye de porto ty leg1 de DNF ialahy zany. Zaho koa efa voan'io pb io de nijery reglement

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ay v!!!!! tena mbola betsaka mintsy zany zavatra tsy hay zany ato am ty rbr ty an? lol! sa v tena efa depasser mintsy ny tenanay

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izay ilay efa noteneniko an'ialahy d confirmé par smam zany.

Ory zalahy a. lasa 12 ème itsika amin'ny écurie ao @ rallyesim an.
Milay b fa dia ny tanjona ho tafiditra ao anatin'ny top 10 d'ici la fin de la saison.
Ca serait super pour le team. alors à vos rallyes stables. Aleo mi-assure arrivée ra vo tsy ao ny pilotages fa mi-compte beuh. Ne serait-ce que l'arrivée finale qui rapporte à chaque pilote 50 points d'office.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

De mbola mitohy ihany ny session tarmac @ty semaine ty ry zalahy, ireo zao ny situation antsika @zao.
Mbola bandy 6 no tsy nicocher:
smam
irina
alexwelson
hajax
tweet
karlwelson

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nisy correction fa nisy diso le teo ambonyn jereo fa misy france cup coefficient 5 be io a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Nisy correction fa nisy diso le teo ambonyn jereo fa misy france cup coefficient 5 be io a

Irina sy Tweet no tsy mbola ni-cocher h@zao a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy de en forme ry zalahy de tsy nahavita le recap ho an'ny semaine 25
I Sandbach no tsy mbola nicocher h@zao a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Manomana sahady ny semaine 26, zao ny situation aloha

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

IRINA sisa no tsy mbola ni-cocher o!!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ao fa ataoko ilay cataunya coeff 1 tsy misy maka io e.
Raha tsy diso ao dia 2RM tsinona za amin'io.
Asa ny hevitry laisany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Ao fa ataoko ilay cataunya coeff 1 tsy misy maka io e.
Raha tsy diso ao dia 2RM tsinona za amin'io.
Asa ny hevitry laisany.

Tairo fa mety e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
niova catalunya ndray za ry zala fa tery b ny fotoanoko am zao d tsy lasa le rallye lavabe

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

O ry zalah a! lasa very 1915 points any arinantsika ny team so6 zao an! Very Happy d ny hangrois ndray zao no eo aloantsika 11em izy ary 1100 points aoriany tsika.

Hatramizao aloa zany d mety ny fifandaminantsika ka aleo hitoy e!!!! 10em manko no tanjona sa aona ry zalah!

Zay de marina. Ny tanjona de ho ao anaty Top 10. Ny strategie antsika de le hoe samy mitondra ny anjara-birikiny avy e. Zany hoe isan-kerinandro de samy mitondra point daholo ny max amitsika mianakavy. Mety tsara izy zao, sady 2 semaines zay tarmac no betsaka nefa mba nitondra point ihany isika

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
i smam azany efa mitady andeha mafy b @ tarmac. LOL
Fa mety atramin'izao marina ka.
Ny tanjona dia ny mbo ho tonga foana @ stable atramin'ny farany mbo tsy ho DNF e.
Raikitra indray ny @ ty semaine ty zany.
GO

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Loza ry zalah fa kay tsy coché ilay catalunya klé.
Dia miandry an'i smam izany isika fa hanao pour le plaisir fotsiny aho raha hazoto.
Lety a e.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
i smam azany efa mitady andeha mafy b @ tarmac. LOL
Fa mety atramin'izao marina ka.
Ny tanjona dia ny mbo ho tonga foana @ stable atramin'ny farany mbo tsy ho DNF e.
Raikitra indray ny @ ty semaine ty zany.
GO

Mbola vao en phase d'apprentissage lesy a Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay ry zalahy a! handao henjehana ireo Hungrian ireo fa efa eo aloha eo e!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Be kandra ry zalahy de saika adino le preparation semaine 27

Hajax sy smam no tsy mbola ni-cocher sao adino

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lasa eo aloha indray ny hongrois ry zalah an.
Mila miassure ny tsy iray avy mba ho tonga atramin'ny farany daholo.
Courazy e.
Zay vo nisy fotoana kely anoratana.
Ny session angambany any amin'ny sabotsy sy alahady any vo mbo atomboka.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho tsy tafa @ty fa retour bureau t@ es3, tsisy point aloha e
Assurer-o ry zalahy a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izaho koa tsy tafa ry zalahy efa nitarika provisoire t@ leg3 Bulgarie dia tao @ Noiker avant dernière SS nidona moramora t@ hazo dia vita

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa parametrer tsy ho tonga mits ny an'ialahy ry NORIZA fa aiza v dia midona mora mora dia tsy ho velona intsony ny vam.
Mandeha lotra nareo dia tsy tantindr'i zalah... LOL

Tena faute bête ilay izy fa nahazo corde loatra dia saika nivadika vao ni-contre dia lasa tany anaty hazo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety tara loatra ty post ty fa i Sandbach tsy nicoché ny rallye rampitso a, semaine 28

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nety nety ny récolte de pooints t'@ iny week lasa teo iny.
Mihezaka mahamita ny stable ny isanisany dia ho tratra indray ry zala Hongrois.
Fa misy classement bdb kay ao @ WRC ao.
Misy classement PWRC dia RPRT no tsara representation @ communauté gasy ao @ local stable ao.
Misy classement ao resy ndri zalah Team SO6 ao fa misy hafa resintsika indray ry zalah.
Mahazotoa daholo ry zalahy a. cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ty ndray ny fanomanana ny week 29, zaho mety tsy hicocher satria zaho tsy eo mihitsy @io semaine io fa mission

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aleo ataoko stableko lay terres de langres ra ohatra ka ary e!ohatrany tsy ampy iray

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tonga dia cochéo ratweet fa za hiarak@ ry andrinoa any portugal an.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zao zany ny @ herinandro ho avy week 29
Irina sisa no tsy nicocher sao adino (Smam tsy hicocher fa tsy eo)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ty ndray ny semaine du 30, mila mifandinika kely fa vitsy le rallye
Raha ohatra kah de afaka mankao @le Italian championship aho, mba manandrana tarmac. Nefa le WRC be point be

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ho fanomanana ny semaine 32 ndray ty, du 9 au 15 aout
I IRINA sisa no tsy ni-cocher

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bonne nouvelle, 6 points sisa d tratra-tsika ry zalah hangrois ary 700 points eo alou eo ny 10e place efa miandry antsika bouncebouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Marina tokoa lesy lety e, ny nahafinaritra de nitondra point daholo ny bandy 9 t@ semaine teo (i Irina no tsy naka depart fa mission). Toizo ry zalahy, aleo mi-assure foana de mitondra point isika cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ho fanomanana ny semaine 34 ndray ty, du 23 au 29 aout zao

I Irina sy Sandbach no tsy ni-cocher aloha h@zao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy nanaiky ry zalah hangrois fa tena nasiany 168 points ndray sika tamin`iny semaine iny Mad mila miezaka hatrany isika ry zalah fa toa tsy ho azo moramora ny 10e place a!

KA NOHO IZANY!!!! ALLEZ LES RPR bouncebouncebounce alefalefa ry zalah fa isika irery anie no gasy mba tonga amin`izao toerana izao e! cheers ary izay tonga iany no arabaina Very Happy mazotoa daholo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy nambinina isika t@ty semaine ty e, @ manaraka mamely mafy isika e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy tafa koa aho t@ iny fa voafitaka t@ pneu mix mod Japan dia pneu gravel no tao sady mbola tsy mifoha tsara t@ break vacances teo e!! scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena marina ilay break fa tsy poince mits an.
Leo lalana 1000 kms dia mbola tarmac mandreraka b ihany ko no niandry tato @ ilay RBR stable mod.
Dia mbola 306 maxi indray ko ny fiara. Tena mifona fa leo b dia KKK niafarany.
Revanche matanjaka @ ty semaine ty an....
GOOOOOOOOO!!!!!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho koa tena nisy pb temps ndray e, t@le france gravel derniere speciale de tsisy temps mitsy nefa tonga soa amantsara, de ho ataony dnf ndray zao. Nanao reclam aho fa hoita eo, kely ny chance haneken-dry zalahy an'io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nga tsy nisy replay?
Sa tsy nety ni-enregistrena?
Nahavita soamatsara Leg 1 t'@ IRC. Tsy maty na KKK kanefa dia efa à 1'42 de kikiny sahady. I lery @ izany no efa DA indray mandeha fa trop b ny fandehandri zalah e.
Na dia izany azany dia faharoa an... Dommage Noriza nanao KKK dernier ES boucle 1 fa nisy combat ihany tao.
I thomas ko efa retired boucle 2.
Radem faranana fa andeha hamonjy départ any @ france alarobia.
Ataovy milay euh.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vao depart ss aho de declaré retired e, fa notoizako iany. Misy replay fa ny temps no tsy comptabilisé

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita ny leg 2 t'@ ty IRC ty.
Tsy hafaka ni-attak b intsony fa vo nanomboka boucle 2 dia nanoroka hazo i Polo tao Sikakama. Ni-chauffe ny vam pendant 4 SS (2/3 ny Sikakama + Tanner +Harwood + New bobs) fa dia tonga soamatsara ihany.
Tsy nanao car repair fa lasa very b ny temps raha retired SS1. d notohizina fa tsy mi-dépasse 5000 rpm ny motera.

3 rallye sur 4 no mbo nahita arrivée t'@ ty semaine ty.

Mbo hikotrana V-MRC @ izay angambany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Semaine 35

Tsy hanao recapntsony aho fa efa ao daholo isika 10, bon rallye daholo e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...